22/02/2023
… 𝙽𝚘𝚑𝚘 𝚒𝚛𝚎𝚘 𝚏𝚊𝚗𝚎𝚔𝚎𝚗𝚊 𝚗𝚊𝚝𝚊𝚘 𝚜𝚢 𝚒𝚣𝚊𝚢 𝚖𝚋𝚘𝚕𝚊 𝚑𝚘 𝚊𝚝𝚊𝚘 ❤️
Dia miarahaba antsika rehetra indray nahatratra ny andro maneran-tany ho an’ny fifampahatsiarovana.
Tsy ho voatanisa eto akory raha ny soa rehetra nentin’ity fikambanana malala ity teo amin’ny fiainanay mirahavavy,
Mankasitraka manokana ireo mpanabe, ianareo skoto rehetra manaraka tsy tapaka ny pejy, sy ianareo rehetra manohana hatrany anay eto 😊❤️
-Indray andro, isan’andro, Mandrakizay-
(PS: « Ho tia ny fireneko » no izy 🤭😉)
————————
« Essayez de quitter ce monde en le laissant un peu mieux que vous ne l'avez trouvé,
Et quand l'heure de la mort approchera vous pourrez mourir heureux en pensant (...) que vous avez fait de votre mieux » - Robert Baden Powell
Notre monde, notre futur en paix 🕊️
⛺