02/01/2026
Ry havana malala,
Faly sy ravoravo izahay miarahaba antsika rehetra,
Tratry ny taona vaovao 2026!
Amin’ny anaran’ny Chorale Feo Antso dia mirary ho antsika rehetra izahay hoan'ny taona 2026 mba ho feno fahasalamana,feno fiadanana,feno fandrosoana ara-panahy sy ara-nofo,ary ambonin’izany rehetra izany,
taona hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra amin’ny fiainantsika.
Tratry ny taona vaovao 2026 e!
Ho aminareo anie ny fitahian’ny Tompo 🙏