ABC Event

ABC Event Service traiteur spécialité sakafo Gasy et décoration
(2)

Première préstation de mariage de cette année à l'ambassade de Madagascar à Falkensee que nous avons réalisé avec un trè...
19/03/2024

Première préstation de mariage de cette année à l'ambassade de Madagascar à Falkensee que nous avons réalisé avec un très grand plaisir et honneur. 🌸🌺🌼

😍 Un pack complet avec repas, décoration et gâteaux des mariés 😍

Encore toutes nos félicitations aux jeunes mariés ❤️❤️

Vous aussi, n'hésitez pas à nous contacter, nous sommes à votre disposition pour tous vos évènements.

La team ABC Event❤️🫶🏼

La team ABC Event vous remercie pour votre fidélité et vous présente les meilleurs vœux de bonheur, de santé et de réuss...
02/01/2024

La team ABC Event vous remercie pour votre fidélité et vous présente les meilleurs vœux de bonheur, de santé et de réussite à l'occasion de cette nouvelle année 2024🥳🥳🤩🤩

Vous êtes nombreux à nous contacter pour vos évènements.😌Malheureusement comme chaque années , nous sommes actuellement ...
27/12/2023

Vous êtes nombreux à nous contacter pour vos évènements.😌

Malheureusement comme chaque années , nous sommes actuellement en congés.🥹

Nous serons à votre entière disposition à partir du 01.03.2024 avec notre nouvel tarif et des nouveautés 😍😍

Dès lors n'hésitez pas à nous contacter pour vos réservations❤️❤️

Nous vous souhaitons de bonnes fêtes de fin d'année 🥳🥳

ABC Event Team 🍀😘🥳

Mankasitraka indrindra mTOMADY  Elsa Rajemison naka ny ABC Event hanao ny sakafon'ny famaranana ny taom-piasana 2023. 😍🍀...
12/12/2023

Mankasitraka indrindra mTOMADY Elsa Rajemison naka ny ABC Event hanao ny sakafon'ny famaranana ny taom-piasana 2023. 😍🍀

Sakafo sy tsakitsaky malagasy hatrany moa no naroso 😍😊

Nahafinaritra tokoa ny fiarahana 😍💐🥳

Samedi 02.12.2023Un évènement très particulier et très festif🥳🥳 😍😍L'anniversaire de 50ans d'une femme très vivante et jo...
04/12/2023

Samedi 02.12.2023
Un évènement très particulier et très festif🥳🥳 😍😍

L'anniversaire de 50ans d'une femme très vivante et joyeuse😍🙋🏽‍♀️🙂

Nous étions très ravies d'avoir réaliser le buffet de ton anniversaire.🤩🤩
Nous te souhaitons tous nos meilleurs voeux 🍀🌞💫
Et encore merci de ta confiance 🙏🏼❤️

Pour le buffet, notre cliente a choisi des plats de résistance typiquement malagasy telle que la
Sosisy gasy sy tsaramaso, Hen'omby ritra, Atikena sauce accompagnés de riz blanc et differents achards de légumes.🍚🍅🧆🥒🥗🥙🥕🥘

Sans oublier les amuse-bouches comme: les Masikita, les Nem, les Sambos, les Boulette de viande et les planches à charcuterie et fromage🫒🥒🍅🫐🍢🥓🧀🥯🫑

Vous aussi, n'hésitez pas à nous contacter pour vos évènements 2024 🥳🤩

ABC Event

Mariage civil du 03.11.2023 👩🏽‍❤️‍👨🏽🤵🏽👰🏽❤️Faly miarahaba anareo mivady ary mankasitraka indrindra nametraka ny fitokisan...
06/11/2023

Mariage civil du 03.11.2023 👩🏽‍❤️‍👨🏽🤵🏽👰🏽❤️

Faly miarahaba anareo mivady ary mankasitraka indrindra nametraka ny fitokisana taminay ABC Event t@ fikarakaraka ny sakafo, m**omamy ary ny haingo. ❤️🙏🏼🤩🥳

Faly ihany koa izahay rehefa nolazainareo fa afa-po tanteraka ianareo ❤️❤️🤩🤩💐💐

Izy ity moa no mariazy farany nataonay tao amin'ny masoivohon'i Madagasikara tamin'ity taona ity.😊

ABC Event dia vonona hatrany hanome fahafahampo ho anareo izay mbola mikasa hanao mariazy amin'ny taona ho avy 2024 miaraka amin'ny tolotra vaovao be 🙏🏼🤩

Mariage civil du 20.10.2023🤵🏽👰🏽👩🏽‍❤️‍👨🏽❤️Préstation sakafo, gâteau ary décoration ☺️🤩☺️Afa-po ny mpanjifa, faly be izaha...
05/11/2023

Mariage civil du 20.10.2023🤵🏽👰🏽👩🏽‍❤️‍👨🏽❤️

Préstation sakafo, gâteau ary décoration ☺️🤩☺️
Afa-po ny mpanjifa, faly be izahay ❤️🤩

Mirary soa anareo mivady kely 😘😘🙏🏼🙏🏼

Feedback de nos clients/ Dom-berina avy amin'ireo mpanjifa🥰😘❤️😍 🥳Mahafaly anay foana ny mahafantatra fa afa-po ianareo m...
05/10/2023

Feedback de nos clients/ Dom-berina avy amin'ireo mpanjifa🥰😘❤️😍 🥳

Mahafaly anay foana ny mahafantatra fa afa-po ianareo mpanjifa❤️

Voarainay ihany koa ireo sosokevitra fanatsaràna rehetra nolazainareo anay ary iezaka izahay hanome ny tsara be kokoa ho anareo.🙏🏼

ABC Event Team 🙏🏼☺️

Mariage civil T❤️H du 29.09.2023L' équipe ABC  a été très ravie de les avoir satisfait.😍🥰Un mariage très festif ( comme ...
30/09/2023

Mariage civil T❤️H du 29.09.2023
L' équipe ABC a été très ravie de les avoir satisfait.😍🥰
Un mariage très festif ( comme on aime 😉🥳)
Plein de bonheur pour vous 🙏🏼🥰

Repas livrés pour un anniversaire 🌺🌺🥰🥰🥰 Tous nos voeux de bonheur 🙏🏼😊
06/09/2023

Repas livrés pour un anniversaire 🌺🌺🥰🥰🥰
Tous nos voeux de bonheur 🙏🏼😊

Fifaliana sy voninahitra lehibe ho anay ny nikarakara ny mariazin'izy roa ny Alakamisy 31.08.23 lasa teo 😍😍 Sakafo sy ha...
03/09/2023

Fifaliana sy voninahitra lehibe ho anay ny nikarakara ny mariazin'izy roa ny Alakamisy 31.08.23 lasa teo 😍😍

Sakafo sy haingo ary m**omamy 😍🥰🥳

Mirary ny soa sy ny tsara indrindra ho anareo mivady izahay ABC Event Team 🙏🏼

Composé na vary sy laoka na tsakitsaky izay tianao. Manao livraison izahay ho antsika eto Berlin sy ny manodidina ☺️☺️🤤🤤...
30/08/2023

Composé na vary sy laoka na tsakitsaky izay tianao.

Manao livraison izahay ho antsika eto Berlin sy ny manodidina ☺️☺️🤤🤤🌺🌸

MP avy hatrany tompoko ☺️

Vonona hatrany izahay ABC Event Team hanome fahafahampo atsika rehetra izay hanao mariage, anniversaire, baptême, fiarah...
28/08/2023

Vonona hatrany izahay ABC Event Team hanome fahafahampo atsika rehetra izay hanao mariage, anniversaire, baptême, fiaraha-misakafon'ny mpiara-miasa etc...

Eto Berlin no misy anay 😊😊

Maro no efa afa-po, koa aza misalasala ☺️☺️

ABC Event Team

Prestation nataonay ABC Event tamin'ny fisoratam-panambadiana iray ny zoma lasa teo no entinay aminareo an-tsary anio❤️"...
27/08/2023

Prestation nataonay ABC Event tamin'ny fisoratam-panambadiana iray ny zoma lasa teo no entinay aminareo an-tsary anio❤️

"Afapo izahay tamin'ny sakafo " hoy izy ireo taminay🙏🏼

Ianareo ihany koa dia afaka mametraka fitokisana tanteraka aminay ny fikarakarana ny andro manandanja aminareo,na sakafo,na décoration,sns..🤩🥳😍

Aza misalasala ary manoratra aminay fa vonona handray anareo izahay📩

Team ABC Event 🙂☺️

❤️ Un mariage plein d'émotion puisque ce n'est autre que celui de nos amis proches❤️Mialy & Pappl ❤️💐 Que du bonheur pou...
08/08/2023

❤️ Un mariage plein d'émotion puisque ce n'est autre que celui de nos amis proches❤️

Mialy & Pappl ❤️💐
Que du bonheur pour vous 🥳🥳

😍 Mariage civil du 14.07.2023 😍Fifaliana be ho anay ny nanao ny sakafo mariazin'izy ireo. Ary andro somary niavaka kely ...
15/07/2023

😍 Mariage civil du 14.07.2023 😍

Fifaliana be ho anay ny nanao ny sakafo mariazin'izy ireo. Ary andro somary niavaka kely satria mariazy roa be izao no natambatra 🥳🥳❤️❤️🌺🌺

Mirary ny soa sy ny tsara ny tokantrano vao 🙏🏼

Koa ho atsika rehetra mbola hikarakara lanonana dia aza misalasala manoratra anay fa efa fenofeno ny daty amin'ity taona 2023 ity😊😊

Team ABC Event🥳

Cocktail déjeunatoire pour mariage civil  du 16.06.2023🤵🏼‍♂️👰🏽‍♀️🇲🇬
16/06/2023

Cocktail déjeunatoire pour mariage civil du 16.06.2023🤵🏼‍♂️👰🏽‍♀️🇲🇬

Tamin-kafaliana tokoa ary voninahitra ho anay  ny niarahanay niasa t@zareo Fimpima sampana Alemana ny Zoma 19 May lasa t...
25/05/2023

Tamin-kafaliana tokoa ary voninahitra ho anay ny niarahanay niasa t@zareo Fimpima sampana Alemana ny Zoma 19 May lasa teo.☺️🇲🇬

Sakafo sy tsakitsaky malagasy moa no natao:

- Koba🍌
-M**o voatavo
-M**o mangahazo🥥
- Godrogodro🥥
- Henabaolina🧆
- Katilesy🥔

Tsy adino ny

- Nem🫔
- Sambos🥩
- Lasary manga🥭
- Composé🥒🥕🫑
- Salade de museau
- Beignet de crevette🍤
- Poulet pané🍗

Tsy voky fotsiny ny kibo t@ sakafo fa faly koa ny fo ary mirana ny endrika nahita ny seho sy ny lahateny ary ny kabary izay nataon'ny mpikambana ao @ Fimpima Alemana.🥳

Mirary soa indrindra, ho ela velona ny teny Malagasy, ho ela velona ny fikambanan'ny mpikabary Malagasy, ho ela velona ny ABC Event.🙂🥰🥰

Un repas d'anniversaire concocté avec soin et amour par l'équipe Alefa BC 🤩🥳❤️Pour commencer on a opté pour l'amuse gu**...
08/05/2023

Un repas d'anniversaire concocté avec soin et amour par l'équipe Alefa BC 🤩🥳❤️

Pour commencer on a opté pour l'amuse gu**le : Nem 🤤❤️

Puis une entrée froide et chaude telles que l'entrée classique " Composé " et " Bouchée à la reine viande et sa sauce blanche fromagère. 🥗🥙

Deux plats de résistance accompagné de riz blanc : notre saucisse Gasy fait maison sauce et du poulet et porc éffilochés et aromatisés avec du gingembre et d'épices de Madagascar. 🍛🍚🥘

Pour le dessert : une petite verrine de pouding à la vanille chocolat et fruit 🍧🍓🫐 et un cupcake simple à la vanille 🧁 🧁

Et bien sur pour entouré le tout : un gâteau d'anniversaire 🎂

Boisson fait maison: Virjin Mojito 🍹

HAPPY BIRTHDAY 🥳🥳🥳❤️❤️❤️

Nous restons toujours à votre disposition pour tous vos évènements ❤️🙏🏼

La Team ABC Event 🥳

Premier évènement de l'année 2023 ❤️ Mariage civil T & N 👩🏽‍❤️‍👨🏽 09.03.2023 ❤️Encore toutes nos félicitations aux marié...
11/03/2023

Premier évènement de l'année 2023 ❤️

Mariage civil T & N 👩🏽‍❤️‍👨🏽 09.03.2023 ❤️
Encore toutes nos félicitations aux mariés 🥰

Pour tous vos évènements, contactez-nous !!🥰☺️😇
ABC Event❤️

03/01/2023

Ny ABC Event dia mirary soa sy fahombiazana ho atsika rehetra amin'ity taona vaovao 2023 ity. 🥳😍❤️
Ho taona zina, lavitry ny rofy sy ny olana anie.🙏🏼💪🏼

Mirary soa atsika rehetra ❤️

Vous êtes nombreux à nous contacter pour vos évènements.😍❤️Malheureusement nous sommes actuellement en congés.😀😊Nous ser...
03/01/2023

Vous êtes nombreux à nous contacter pour vos évènements.😍❤️

Malheureusement nous sommes actuellement en congés.😀😊

Nous seront à votre entière disposition à partir du 20.02.2023 ☺️😊
Dès lors n'hésitez pas à nous contacter 🙏🏼

Faly miarahaba azy roa kely noho ny fahavitan'ny fisoratam-panambadiany tao @ masoivohon'i Madagasikara eto Berlin ny zo...
25/09/2022

Faly miarahaba azy roa kely noho ny fahavitan'ny fisoratam-panambadiany tao @ masoivohon'i Madagasikara eto Berlin ny zoma lasa teo.😍☺️

Mankasitraka indrindra nisafidy sy natoky anay ABC Event t@ fanaovana ny sakafo sy ny haingon'ny toerana nanaovana ny lanonana.🥳🥳🥳🥳🥳

Ho an'izay mbola maniry fiaraha-miasa dia aza misalasala mifanoratra aminay 😍😍😍

AlefaBerlinCrew Event ☺️

A&J


👉🏼👉🏼 Gouter gouter indray no atolotra anareo mpanjifa anio 😊" Godrogodro , ramanonaka ary m**o anana "Mafilotra dia mafi...
18/09/2022

👉🏼👉🏼 Gouter gouter indray no atolotra anareo mpanjifa anio 😊

" Godrogodro , ramanonaka ary m**o anana "

Mafilotra dia mafilotra aan 🤤😍

Afaka manao commande ao @ hafatra miafina avy hatrany ❤️ Ndao ary ee 👈🏽👈🏽👈🏽

AlefaBerlinCrew ❤️

Nous vous proposons aussi des quiches  fait maison ( lorraine, au thon, au jambon, au épinards, au champignon, au poulet...
17/09/2022

Nous vous proposons aussi des quiches fait maison ( lorraine, au thon, au jambon, au épinards, au champignon, au poulet, fromage mais aussi selon vos envies )😊😊

Miam Miam 🤤❤️

Commandez en MP ☺️

👉🏼👉🏼 Commande anio. ☺️☺️Misaotra nanjifa dia mihinàna finaritra ooo🙏🏼🙏🏼Manasa anareo hatrany hanjifa 👈🏽👈🏽
16/09/2022

👉🏼👉🏼 Commande anio. ☺️☺️
Misaotra nanjifa dia mihinàna finaritra ooo🙏🏼🙏🏼
Manasa anareo hatrany hanjifa 👈🏽👈🏽

🥳🥳 Pour son repas d'anniversaire, Monsieur a opté en apero pour les amuse-gu**les classique tels que " le sambos, le nem...
13/09/2022

🥳🥳 Pour son repas d'anniversaire, Monsieur a opté en apero pour les amuse-gu**les classique tels que " le sambos, le nem et le catless." Sans oublier la sauce " voanjo ".🍷🥗

Puis en plat de résistance, il a choisi l'incomparable " Hen'omby ritra " accompagné de riz blanc et de achard de tomate 🥩🍚🍅

AlefaBerlinCrew vous remercie pour votre confiance et vous souhaite tous nos meilleurs voeux 💐

du 11.09.2022

Mille-feuille matsiro be Commandez 👉🏼👉🏼
09/09/2022

Mille-feuille matsiro be

Commandez 👉🏼👉🏼

08/09/2022
Nos spécialités: " Nem et Samoussa dit Sambosa " deux Amuse-gu**le servi à l’apéritif🤤.Le Nem une sorte de crêpe rectang...
06/09/2022

Nos spécialités: " Nem et Samoussa dit Sambosa " deux Amuse-gu**le servi à l’apéritif🤤.

Le Nem une sorte de crêpe rectangulaire fourré de différents légumes, de viandes ou aussi de poissons.

Le Sambosa un beignet triangulaire garnie d'une farce de légumes, viandes , poissons et de plusieurs épices.

Commandez en mp ☺️

Adresse

Berlin

Webseite

Benachrichtigungen

Lassen Sie sich von uns eine E-Mail senden und seien Sie der erste der Neuigkeiten und Aktionen von ABC Event erfährt. Ihre E-Mail-Adresse wird nicht für andere Zwecke verwendet und Sie können sich jederzeit abmelden.

Videos

Teilen


Andere Party- und Unterhaltungsservice in Berlin

Alles Anzeigen

Sie können auch mögen