Ocetane Kitchen

Ocetane Kitchen Gateaux personnalisés. MALAZA AMPITATAFIKA
034 75 772 59

Hello !Pour info !Des légères perturbations pourront affecter la page pour quelque temps suite à un incident survenu à m...
13/08/2026

Hello !

Pour info !

Des légères perturbations pourront affecter la page pour quelque temps suite à un incident survenu à mon téléphone, surtout au niveau messagerie.
S'il y a urgence, merci de m'appeler directement au 0347577259.

Merci pour votre compréhension et toutes mes excuses pour le désagrément occasionné.

Salama o ! Ireto ndray ny asa namaranana ny volana Jolay sy nanombohana ny volana Aogositra. Eny ambanin'ny sary ny fana...
03/08/2026

Salama o !
Ireto ndray ny asa namaranana ny volana Jolay sy nanombohana ny volana Aogositra.
Eny ambanin'ny sary ny fanazavana fanampiny.

🚫 Ialana tsiny indrindra tompoko fa tsy afaka mandray commandes intsony aloha atoato, ankoatran'ireo efa voafandrika talohan'ny androany. 🙏🙏

Mankasitraka hatrany ♥️

Salama o ! Sary vitsivitsy tamin'ity volana ity. Izay nisy modely narahana dia natao collage eo ambony avia ny entana na...
20/07/2026

Salama o !

Sary vitsivitsy tamin'ity volana ity.
Izay nisy modely narahana dia natao collage eo ambony avia ny entana nafarana.
Ny ambiny kosa carte blanche.
Any amin'ny farany any ny asatanan'ny mpianatra nanao atelier MODELAGE.

🚫 Tsy mandray commandes intsony amin'ity herinandro ity dia mbola tsy misy Ateliers koa aloha atoato.

Mankasitraka 🙏

ASA namarana ny volana JIONA. Mankasitraka foana amin'ny fahatokisana 🙏♥️
30/06/2026

ASA namarana ny volana JIONA.
Mankasitraka foana amin'ny fahatokisana 🙏♥️

Beaucoup d'encre a deja coulé sur cette magnifique oeuvre d'art de notre talentueuse HAKANTO , je ne vais plus en rajout...
29/06/2026

Beaucoup d'encre a deja coulé sur cette magnifique oeuvre d'art de notre talentueuse HAKANTO , je ne vais plus en rajouter d'avantage, de peur de perturber les magnifiques descriptions qui ont deja ete soigneusement choisies.
Je vous laisse juste admirer le resultat.
Ce fut un honneur et un réel plaisir d'avoir pu travailler en collaboration avec elle, sans sa touche magique, le gâteau etait tout simplement muet.

Toutes mes reconnaissances egalement à la famille qui nous a fait totalement confiance.

# Gratitude 🙏♥️

🇲🇬 ARAHABAINA DAHOLO TRATRIN'NY ASARAMANITRA 🎉MANKASITRAKA ireo nandray anjara rehetra saingy indrisy fa tsy nisy nahama...
25/06/2026

🇲🇬 ARAHABAINA DAHOLO TRATRIN'NY ASARAMANITRA 🎉

MANKASITRAKA ireo nandray anjara rehetra saingy indrisy fa tsy nisy nahamarina ny valin'ny lalaon-tsika ka dia omeko eto.

👉6 portions avy ny kely
30 portions ny lava be

60 mahery anefa ny isan'n vahiny. Afa-po tsara daholo, mbola nisy ambiny ary..

📢 Te hiteny fotsiny aho hoe indraindray somary manatombo kely nohon'ny mahazatra anao ny vidin'entana iray nefa tsy anenenanao izany.

🍰 Ocetane dia mitazona ny lanja 100 gr / portion ny m**o fotsiny (biscuit na genoise hoy isika)
Fa ny volume no samy manana ny azy.
Ny genoise no mibontsina indrindra (ty tsy dia ampiasaiko satria matahotra delestage), avy eo ny molly cake ary ny velvet no tsy mitombo indrindra.

Asiko legende ny sary tsirairay ny gateaux nivoaka tamin'ny herinandro (en commentaires) hahitanao a peu près ny angezany.
🚫 Tsy manome refy exact aho satria samy manana ny bikany ny gateau fa ny azo antonka dia mitovy ny lanjan'ny 10 portions na inona inona forme-ny.

22/06/2026

Aiza daholo ndray ireo mazoto MILALAO o ?

Tsotra kely ny fandraisana anjara dia mba ARAHO TSARA ny FITSIPIKA azafady 🙏🙏.

1- Partagena eo amin'ny MUR-NAO en mode public ity video ity

2- Asina légende milaza ny isan'ny portions an'ireo gateaux ireo.
Ohatra hoe :
👉Ireto gateaux an'ny Ocetane Kitchen ireto dia
12 - 8 - 10 portions ny 3 kely ary
100 portions ilay iray lava be.

Afaka ovainao ny legende fa tsy maintsy misy Ocetane kitchen sy ny isan'ny portions arak'izay fahitanao azy forsiny.

📢 ALAROBIA 24 JIONA @ 12 Atoandro ny fara-fandraisana anjara.

3 - Hatao capture ny publication, hatao hita tsara ny ora eo amin'ny écran sy ny reactions, dia alefa MP aty amin'ny Ocetane.

Raha misy 2 na 3 manana ny valiny marina dia izay be reactions indrindra no mandresy.

🔥Ny tsy fanarahana ny fitsipika dia manafoana ny fandraisana anjara. Ny olona efa nahafantantra mialoha dia tsy afaka mandray anjara. 🙈

🇲🇬 Gateau personnalisé sainam-pirenena ny loka, ho livrena ny Zoma 26 Jiona atoandro.

🕓🕞🕟 ALEFA ary !

tamin'ny Alakamisy ny sary.

21/06/2026

BONNE FÊTE à tous les super PAPAs
Même si vous n'êtes pas trop fans de nos oeuvres par rapport à la Team feminie, 🤪 on sait que vous êtes toujours derrière soit avec le portefeuille, soit avec la voiture.
Ou les deux 🙈.
Merci pour cette compassion sucrée 🙏
Enjoy your day !

Retour mamy kely avy any amin'ilay cliente nividy ny prototype fête des Pères. (Ao amin'ny 1er commentaire)Nisy suppleme...
16/06/2026

Retour mamy kely avy any amin'ilay cliente nividy ny
prototype fête des Pères. (Ao amin'ny 1er commentaire)
Nisy supplements billes de choux craquelin ny azy satria efa notapahako nijerena ny découpe ilay gateau 🙈
Tsy nampalain-komana azy 🤪

Alakamisy à 12h ny farany handraisana commandes fête des Pères, ny commandes hafa kosa dia aorianan'ny 28 Juin indray, ankoatran'ny efa vita resaka.

Mankasitraka tompoko 🙏

Adresse

Democratic Republic Of The

Téléphone

+261347577259

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Ocetane Kitchen publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Raccourcis

Partager