M'Vazo Évènement

M'Vazo Évènement Professionnel de l'organisation de spectacle pour les artistes venant de Madagascar.

08/22/2026

Mahafinaritra foana mijery ny akon'ny fampisehoana iray rehefa aty aoriana kely a.
Ndao ijery ity video mahafinaritra kely niarahana tamin'i Antonio Giresse Ravonison ity isika sady mba mijerijery ny sarintsika ao nandritry ny fampisehoan’ny tarika AMBONDRONA tao Quebec (Limoilou) !! Jereo ao ireo namanao miseho tele ao dia tagger-o izy 😊😊

Andro vitsy aty aorian’ny fampisehoan’ny tarika AMBONDRONA… Mbola tena midoboka foana ny fo mahita ny sary sy horonantsa...
06/22/2026

Andro vitsy aty aorian’ny fampisehoan’ny tarika AMBONDRONA… Mbola tena midoboka foana ny fo mahita ny sary sy horonantsarin’ny fampisehoana a !!

Ndao zaraina ao anaty commentaire ao ny sary na video nalainareo nandritry ny fampisehoana ary e. Mba hifampizarantsika eto ny émotion rehetra !!
Milay nareo ee !! 😍😍


𝐌𝐢𝐬𝐚𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐧𝐝𝐫𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚!Feno hafaliana sy fankasitrahana ny fonay taorian’ilay seho niaraka tamin’i AMBONDRONA omaly.Misaotra...
06/21/2026

𝐌𝐢𝐬𝐚𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐧𝐝𝐫𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚!

Feno hafaliana sy fankasitrahana ny fonay taorian’ilay seho niaraka tamin’i AMBONDRONA omaly.

Misaotra anareo rehetra tonga maro, nanohana, nihira, nankafy ary niara-nizara taminay iny fotoana tsy hay hadinoina iny. Ny hafanam-ponareo, ny tsikitsikinareo ary ny fitiavanareo mozika malagasy no tena nanome aina sy hery ny hetsika.

Ho anay ato amin’ny M’Vazo event, ny fahatongavanareo sy ny fanohananareo dia mamporisika anay hanohy, hanatsara, ary hitondra zavatra tsara kokoa kokoa hatrany ho antsika aty Canada amin’ny manaraka.

Mankasitraka indrindra ny tarika Ambondrona namaly ny antsonay mpikarakara, ireo mpiara-miombon’antoka, mpanohana, ekipa rehetra niasa tao ambadika, ary indrindra ianareo mpijery marobe tonga nanome hasina ny hetsika.

𝐌𝐢𝐬𝐚𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐨 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐧𝐭𝐨𝐥𝐨.
Tsy mifarana eto ny tantara… mbola maro ny zavatra tsara ho avy.

M’Vazo Event
𝐹𝑎𝑖𝑟𝑒 𝑣𝑖𝑏𝑟𝑒𝑟 𝑀𝑎𝑑𝑎𝑔𝑎𝑠𝑐𝑎𝑟 𝑎𝑢 𝐶𝑎𝑛𝑎𝑑𝑎

Sponsors officiels :
EMADEX ECHANGES ELECTRONIQUES
Job & Olga - Traiteur

Partenaires :
AR&VR Conseils
Madadiaspora
Picasary
Life Style MG
Malagasy TV
Diaspora Malagasy eto Kanada
Fy Chocolat
L Bistro
Dj Sky-M
Antonio Giresse Ravonison

🛑𝐅𝐀𝐌𝐏𝐀𝐓𝐒𝐈𝐀𝐇𝐈𝐕𝐀𝐍𝐀 🛑Ho valin'ireo fanontaniana maro be !!1. ❌⛔️📵 𝐓𝐒𝐘 𝐀𝐙𝐎 𝐀𝐓𝐀𝐎 𝐍𝐘 𝐌𝐈𝐓𝐎𝐍𝐃𝐑𝐀 𝐀𝐏𝐏𝐀𝐑𝐄𝐈𝐋 𝐏𝐇𝐎𝐓𝐎 𝐍𝐀 𝐕𝐈𝐃𝐄𝐎 𝐏𝐑𝐎𝐅𝐄𝐒𝐒𝐈...
06/19/2026

🛑𝐅𝐀𝐌𝐏𝐀𝐓𝐒𝐈𝐀𝐇𝐈𝐕𝐀𝐍𝐀 🛑
Ho valin'ireo fanontaniana maro be !!

1. ❌⛔️📵 𝐓𝐒𝐘 𝐀𝐙𝐎 𝐀𝐓𝐀𝐎 𝐍𝐘 𝐌𝐈𝐓𝐎𝐍𝐃𝐑𝐀 𝐀𝐏𝐏𝐀𝐑𝐄𝐈𝐋 𝐏𝐇𝐎𝐓𝐎 𝐍𝐀 𝐕𝐈𝐃𝐄𝐎 𝐏𝐑𝐎𝐅𝐄𝐒𝐒𝐈𝐎𝐍𝐍𝐄𝐋.
Tsy azo ampidirana anaty efitrano akory ireny fa ho tazominay eo am-pidirana raha misy mitondra.

2. ❌⛔️ 𝐓𝐒𝐘 𝐌𝐈𝐒𝐘 𝐏𝐋𝐀𝐂𝐄 𝐑𝐄𝐒𝐄𝐑𝐕𝐄𝐄 𝐅𝐀 𝐎𝐋𝐎𝐍𝐀 𝐈𝐑𝐀𝐘 𝐃𝐈𝐀 𝐒𝐄𝐙𝐀 𝐈𝐑𝐀𝐘 ❌⛔️.
Samy ahazo ny toerany avokoa ny rehetra nividy tapakila.

𝑰𝒛𝒂𝒚 𝒇𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝑨𝒔𝒂𝒃𝒐𝒕𝒔𝒚 𝒏𝒚 𝒇𝒐𝒕𝒐𝒂𝒏𝒂 𝒆 !! 𝑴𝒂𝒏𝒂𝒓𝒂𝒌𝒂 𝒇𝒂𝒏𝒅𝒂𝒎𝒊𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒕𝒔𝒂𝒓𝒂 𝒅𝒂𝒉𝒐𝒍𝒐 𝒅𝒊𝒂 𝒎𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒇𝒆𝒕𝒚 𝒎𝒂𝒉𝒂𝒇𝒊𝒏𝒂𝒓𝒊𝒕𝒓𝒂 𝒃𝒆 𝒅𝒂𝒉𝒐𝒍𝒐 𝒂𝒂 !!

Tohin'ny lalao AMBONDRONA CANADA CHALLENGE dia averina ihany ireo telo voalohany miaraka amin'ny loka azon'izy ireo.1. G...
06/18/2026

Tohin'ny lalao AMBONDRONA CANADA CHALLENGE dia averina ihany ireo telo voalohany miaraka amin'ny loka azon'izy ireo.
1. Ginah Rakoto Niaina
2. Ny Aina
3. Warren Sternheill Blaise
Ireto ny fanomezana azon'izy ireo :
- 1 tee-shirt AMBONDRONA
- Fihaonana mitokana amin'ny Tarika
- Panier produits malagasy avy amin'ny EMADEX ECHANGES ELECTRONIQUES
- Barquette et boisson avy amin'i Job & Olga - Traiteur

Misy koa loka roa omena ireo vidéos roa be mpijery indrindra (plus de vues) nandritry ny lalao :
1. Kajy Miharilova Ravoson (17.936 vues)
2. Nathj Rabilabila (10.755 vues)
Izy ireo dia mahazo panier produits malagasy avy amin'ny EMADEX ECHANGES ELECTRONIQUES ihany koa.

Sponsors officiels :
EMADEX ECHANGES ELECTRONIQUES
Job & Olga - Traiteur

Partenaires :
AR&VR Conseils
Madadiaspora
Diaspora Malagasy eto Kanada
Malagasy TV
Life Style MG
Picasary
DJ Sky-M



Tonga zalah a… makamaka aina kely aloha androanyAm sabotsy mifankahita aa 😍😍
06/18/2026

Tonga zalah a… makamaka aina kely aloha androany
Am sabotsy mifankahita aa 😍😍

🇨🇦 Tonga soa 🙏...



🛑𝐒𝐎𝐋𝐃 𝐎𝐔𝐓🛑Lany tanteraka ny tapakila amin'ilay fampisehoan'ny Tarika AMBONDRONA amin'ny 20 jiona izao any Quebec.Misaotr...
06/17/2026

🛑𝐒𝐎𝐋𝐃 𝐎𝐔𝐓🛑

Lany tanteraka ny tapakila amin'ilay fampisehoan'ny Tarika AMBONDRONA amin'ny 20 jiona izao any Quebec.

Misaotra betsaka anareo rehetra nanohana ny antso satria fety iarahantsika rehetra io fampisehoana io. 𝐌𝐀𝐍𝐊𝐀𝐒𝐈𝐓𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐞𝐞 !! 😍😍😍
Eny @ Cegep Limoilou ny fotoana zany aa !!

Misaotra ihany koa ireo mpanohana rehetra :
𝐒𝐩𝐨𝐧𝐬𝐨𝐫𝐬 𝐨𝐟𝐟𝐢𝐜𝐢𝐞𝐥𝐬 :
EMADEX ECHANGES ELECTRONIQUES
Job & Olga - Traiteur

𝐏𝐚𝐫𝐭𝐞𝐧𝐚𝐢𝐫𝐞𝐬 :
&VR Conseils
Madadiaspora
Diaspora Malagasy eto Kanada
Malagasy TV
Picasary
Life Style MG
L Bistro & L’ Cap - Cantine fine
Fy Chocolat

Niainga zalah io atoandro io tany Dago…8 sisa ny tapakila ao an !! Mailamailaka isika!!
06/16/2026

Niainga zalah io atoandro io tany Dago…
8 sisa ny tapakila ao an !! Mailamailaka isika!!

🇨🇦 Any mihaona ary e, à bientôt, see you soon...🙏



🙏

06/16/2026

J-5 isika zao !!
Mba hampirindra tsara my fetintsika dia araho tsara ireto toromarika manaraka ireto ireto !! Araho hatramin`ny farany ny video !!

Sponsors officiels :
EMADEX ECHANGES ELECTRONIQUES
Job & Olga - Traiteur

Partenaires :
&VR Conseils
Madadiaspora
Malagasy TV
Diaspora Malagasy eto Kanada
L’ Cap - Cantine fine L Bistro
Fy Chocolat
Picasary
Life Style MG

Adresse

Québec
Quebec, QC

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque M'Vazo Évènement publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Raccourcis

Partager