Mpino Jesosy Mamonjy Québec-Canada

Mpino Jesosy Mamonjy Québec-Canada Informations de contact, plan et itinéraire, formulaire de contact, heures d'ouverture, services, évaluations, photos, vidéos et annonces de Mpino Jesosy Mamonjy Québec-Canada, Cultural Center, Quebec, QC.

Fotoana fankalazana.Miderà an'i Jehovah, mankalazà ny anarany...
07/03/2024

Fotoana fankalazana.
Miderà an'i Jehovah, mankalazà ny anarany...

Manasa anao hiaraka aminay hisaotra an'Andriamanitra noho izay nitantanany anay izay nandritry ny 5 taona teto Québec.
06/26/2024

Manasa anao hiaraka aminay hisaotra an'Andriamanitra noho izay nitantanany anay izay nandritry ny 5 taona teto Québec.

manasa anao hiaraka aminay ny sabotsy 15 juin ho avy izao ao Longueil. Aza misalasala manoratra mp raha mila fitaterana.
06/13/2024

manasa anao hiaraka aminay ny sabotsy 15 juin ho avy izao ao Longueil. Aza misalasala manoratra mp raha mila fitaterana.

Ilay zana-boriky
03/22/2024

Ilay zana-boriky

Ry havana malala, Izao herinandro mialohan’ny P***a izao mampahatsiaro ahy ny tantarako manokana isaky ny mamaky momban’ilay zana-boriky mifatotra nasain’i Jesosy nalain’ny mpianany aho: » Vahao izy ka ento ety amiko »(Mat.21:2). Ndeha hiakatra an’i Jerosalema tokoa mantsy Jesosy no te-h...

03/20/2024

jesosymamonjycanada.ca

01/21/2024

tsara ny hirantsika, mitondra fampaherezana, mampitràka, mameno ny fanahy:

Raha mihasarotra ny lalanao dia matokia ao Jesosy, minoa fa hainy ny zava-drehetra, Izy hamonjy anao.

matokia foana fa ao Jesosy.

01/11/2024

Izahay mpino eto amin'ny Province du Québec dia faly manasa anao sy ny ankohonanao hiaraka aminay hitondra fiderana ho an'Andriamanitra hankalazana ny nahaterahan'ny Mpamonjy.

Toerana: 750, rue principale. Saint Ambroise de Kildare (Joliette)
Ora: 1 ora tolakandro

Salamo 148:11-13: Ny mpanjaka amin'ny tany sy ny vahoaka rehetra, Ny mpanapaka sy ny mpitsara rehetra amin'ny tany, Na ny zatovolahy, na ny zatovovavy, Na ny antitra, na ny tanora, Samia midera ny anaran'i Jehovah avokoa, Fa ny anarany ihany no misandratra; Ambonin'ny tany sy ny lanitra ny voninahiny.

10/31/2023

Tsy afaka mandray ami facebook intsony ny compte facebook fa afaka miresaka ao amin'ny mp ho an'izay efa aty Canada ka liana ny amin'ny fandaharam-potoana aty. Mankasitraka

Adresse

Quebec, QC

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Mpino Jesosy Mamonjy Québec-Canada publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Raccourcis

Partager