Science analytique de la mode textile🪡
High level talent🧠
Art d'Or Dago🇲🇬, Since 2005🔥
14/07/2026
Salama aby eh👋🏻. Mitohy foana ny fandraisana Mpianatra ato aminy Sekoly Art d'Or School ho an'izay te hisehatra aminy asa_tanana maro isan_karazany hiarahantsika amin'ireo Mpampianatra efa matihanina avy ao aminy Vondrona 110 Haykanto🔥. Misokatra aminy fiaraha_miasa rehetra koa isika na Fikambanana na Sekoly na Orinasa koa aza misalasala miditra hafatra miafina raha mahaliana antsika izany🙂. Alefantsika eo aminy fanehoan_kevitra (Commentaire) eo ambany ny rohy (lien) misy ny fanazavana feno fa misaotra sy mankasitraka be an'ny Fitaleavam-paritry ny Fizahantany sy ny Asa-tanana Vakinankaratra foana aminy fanohanany antsika🙏🏻. Mirary soa hatrany🥰.
🪡
🔥
✨
🇲🇬
13/07/2026
Un petit brin de patience peut tresser une grande histoire😌.
💥
✨
🇲🇬
11/07/2026
Art triste🥹.
🪡
🔥
🇲🇬
10/07/2026
Mbala vita gasy🇲🇬.
07/07/2026
Mirary soa foana lesy💛💚❤.
🍁
🔥
🇲🇬
14/06/2026
Mbala vita Gasy🇲🇬.
Malagasy Collection🪡
13/06/2026
Iza koa no tia perle maro loko ato🤩.
%🇲🇬
07/06/2026
Inspiration is reality😌.
✨
🔥
🇲🇬
05/06/2026
Santionany kely aminy zavatra vitan'ny Mpianatra😁. Fitiavana Narisoa Rk merci le zaza👊🏻.
🇲🇬
✨
Art d'Or School 🔥
04/06/2026
Une oeuvre d'art devrait toujours nous apprendre que nous n'avions pas vu ce que nous voyons😌.
🪡
✨
🇲🇬
Be the first to know and let us send you an email when Art d'Or Dagø Officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.