Pi-Masa

Pi-Masa #2026
Na tsy tongatra lafatra ee
Fa te ho lasa lavitra🤘✍️

10/03/2026

Coucou

27/01/2026

Sommet ou sommeil

 #2026年 Na tsy tongatra lafatra eeeFa mba te ho lasa lavitra ee🤘✍️Tsara ny fiaraha-miasa
23/01/2026

#2026年

Na tsy tongatra lafatra eee
Fa mba te ho lasa lavitra ee🤘✍️
Tsara ny fiaraha-miasa

05/11/2025

Ndehana aloha

Aza asina resaka, fa ndehana aloha matory...
Iny aloha no vita dia isaory ilay tontolo..
Dia aza hakana lagy izay rehetra nampahory..
Fa asio tsiky kely dia ny bodo no isaromy🙏🙏

Tafandrimandry

À la uneNovakiko mafy... Kay leizy tsy arak'ilay objet😂
22/10/2025

À la une
Novakiko mafy... Kay leizy tsy arak'ilay objet😂

07/08/2025
Hareno ✍️✊Hainao  mihodina ny horloge, tsy mamela mahazo,,"Mitomany randrana tsy hanendrika hoy ny sasany manakora".. Ts...
01/08/2025

Hareno ✍️✊
Hainao mihodina ny horloge,
tsy mamela mahazo,,
"Mitomany randrana tsy hanendrika hoy ny sasany manakora"..
Tsy akory..
Fa raha handanindany fotoana dia aleo amin'ny fitadiavam-bola..

Fa ianao very mitanisy, mitaraina dia mitampify,
Ataony miandry vasoka amin'ity masoandro efa ho dify.
Dia raha hiandry indray ny ampitso,,mandeha ny volana sy taona...
Tongasaina tsy arahan'asa anefa..izany zava-poana...

Marina.. Efa impiry ianao no niarina, tsy rariny !
Ka ndao ary,
Tazomy indray ny fotoana, ahitsio ny fahadisoana...
Fa tsara koakoa ny miarina amin'ny tany nahalavona..
Dia hadinoy nirendrarendra, fa ny namana tsisy tanjona mitovy amin'ny arendrana.. Mipendipendina, ka labozia tokona no heverina fa fiainana..

Fregah

AmbilaTsy misy feo mivoaka..Na molotra misokatra,F'ilay ampoko tsy milôkaNo mandrakitr'ilay soratra...Tsy andrenesam-peo...
28/07/2025

Ambila

Tsy misy feo mivoaka..
Na molotra misokatra,
F'ilay ampoko tsy milôka
No mandrakitr'ilay soratra...

Tsy andrenesam-peo,,

Tafandrimandry Daholo oo

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pi-Masa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your establishment to be the top-listed Arts & Entertainment?

Share