26/07/2026
Fisaorana an'i Tompo fa ny tontosa soa aman-tsara ny 𝗔𝗚 na (𝗔ssemblée 𝗚énérale) na koa amy dika gasy hoe "𝐹𝑖𝑣𝑜𝑟𝑖𝑎𝑚-𝑏𝑒" izay nikarakara ty Mpianatse boake 𝑨𝑴𝑩𝑶𝑽𝑶M𝑩𝑬- 𝑨𝑵𝑫𝑹𝑶𝒀 na koa
(Solidarité des Étudiants Venant d'Ambovombe Androy)
anio izao faha 26/07/2026 à 15h 00min .
Tsy haligno agnate zay ao koa inareo 𝑹𝒂𝒚 𝑨𝒎𝒂𝒏-𝒅𝑹𝒆𝒏𝒆 sy zoky be iaby indrindra fa itika 𝑴𝒆𝒎𝒃𝒓𝒆 rehetra tsy vakivolo Ary Tsongaina manokana ianao Andriamanitoa 𝑴𝒓 𝒍𝒆 𝑫𝒊𝒓𝒆𝒄𝒕𝒆𝒖𝒓 𝒅𝒖 𝑪𝒐𝒐𝒓𝒅𝒐𝒏𝒂𝒕𝒆𝒖𝒓 𝒅𝒆 L'ORN tandroko tahina ANDRIAVOMILA 𝑭𝒆𝒅𝒓𝒂𝒛𝒂 𝑩𝒆𝒕𝒓𝒂𝒏𝒅 𝑭𝒂𝒏𝒐𝒆𝒍𝒂. izay tsy ny raviravy Fita tama ay ana 𝒊 AMBOVOMBE izay nagnome mitentina 518.800 Ar izay havidy (01) sy (02 ).
Mahaleova,mahalasana Amin'ny Adidy Ary Mitomboa laza amam-boninahitse .
Sitrake ente ay matory zao𝑴𝒓 𝒍𝒆 𝑪𝒐𝒐𝒓𝒅𝒐𝒏𝒂𝒕𝒆𝒖𝒓 ,Mbo ho valegne naho fa mahatsiaro .
Vive SEVAA 🙏 ❤️