The Association Visionnaire Toamasina

The Association Visionnaire Toamasina πŸŽ‰ π…πˆπ‰π„π‘π˜ π‹π€π•πˆπ“π‘π€ - π„π™π€πŠπ€ - π…π€π‡πŽπŒππˆπ€π™π€ππ€ 🎊

πŸŽ‰ FANKASITRAHANA LEHIBE – ASSOCIATION VISIONNAIRE TOAMASINA πŸŽ‰Vita soa aman-tsara ny fankalazana ny tsingerintaona niforo...
08/08/2026

πŸŽ‰ FANKASITRAHANA LEHIBE – ASSOCIATION VISIONNAIRE TOAMASINA πŸŽ‰

Vita soa aman-tsara ny fankalazana ny tsingerintaona niforonana ny Association Visionnaire Toamasina. πŸ₯³β€οΈ

Hetsika iray feno hafaliana, firaisankina, fifankatiavana ary fifampizarana no niainan’ny rehetra.

Notarihin’ny Filoha vaovao Misa Razanaka sy ny Filoha teo aloha Ambinintsoa Schmitt , ary notronin’i Atoa Nantenaina Rakotonirina sy ireo Ray aman-dreny, ka vao mainka nanome lanja sy voninahitra ity fotoana manan-danja ho an’ny fikambanana ity. πŸ™πŸ€

πŸ’ Fisaorana feno no atolotra ireo mpikambana, Ray aman-dreny, vahiny, mpiara-miombon’antoka ary ireo rehetra nandray anjara tamin’ny fanomanana sy fanatanterahana izao fankalazana izao.

✨ Ny tantara no manamafy ny fototra, ny firaisankina no mampatanjaka, ary ny vina iombonana no mitondra antsika mankany amin’ny fandrosoana.

🎊 Arahabaina ny Association Visionnaire Toamasina noho izao tsingerintaona niforonany izao!

❀️ Firaisankina β€’ Fitiavana β€’ Vina β€’ Fandrosoana

11/07/2026

πŸ”΅πŸŸ πŸ”΄βœ¨

ASSOCIATION VISIONNAIRE TOAMASINA πŸ₯°



🟨✨
The Association Visionnaire Toamasina

10/07/2026

✨ ASSOCIATION VISIONNAIRE TOAMASINA πŸŽ‰

🎊Hira Faneva fikambanana πŸŽ‰
A/c : Rodah
Montage : Ephraim
The Association Visionnaire Toamasina

09/07/2026

The Association Visionnaire Toamasina
πŸ’™πŸ’™πŸ’™

08/07/2026

Un grand merci Γ  mes nouveaux followers ! Justin Andrinirina, Elisa Perso, Razanaka Francky Velson, Raharimalala Muraah

Retour en images🎊Tontosa soa amamn-tsara ny Team Building πŸŽ‰ Toamasina 501 🏝️ Association Visionnaire Toamasina izay iara...
04/07/2026

Retour en images🎊
Tontosa soa amamn-tsara ny Team Building πŸŽ‰ Toamasina 501 🏝️ Association Visionnaire Toamasina izay iarahana amin' ny CFPM MADAGASCAR.✨

πŸŽ‰ Tontolon' andro feno fifampizarΓ na, fiaraha-mientana, lalao, fifankahalalana ary fanamafisana ny firaisankina teo amin'ireo mpandray anjara rehetraπŸ’•πŸ₯°

πŸŽ‰ Ankasitrahana avokoa ny ekipa Visionnaire ✨ izay tonga tsy mahalavi-tany fa naneho fahavononan'ny rehetra izanyπŸŽŠπŸ’™

🎊Mankasitraka ireo rehetra nandray anjara sy nanohana ny hetsika, indrindra ianareo mpiara miasa ihany koaπŸ’™βœ¨

✨ ASSOCIATION VISIONNAIRE TOAMASINA dia mirary ny hitohizan'ny fiaraha-miasa sy ny fahombiazan'ny hetsika manaraka.😊🎊 Misokatra hoan'tsika jiaby ny fiaramiasa, na fikambanana na olon-tsotra na sekoly fanabeazana isan-tokonyπŸ’™βœ¨πŸŽ‰

"Miaraka isika no matanjaka, ary miaraka no manangana hoavy tsaratsara kokoa." πŸ’ͺ✨




14/06/2026

🀝 Team Building ADDHT & Visionnaire
Deux entitΓ©s, une mΓͺme vision : renforcer les capacitΓ©s des jeunes, promouvoir le leadership positif et contribuer Γ  la construction d'une sociΓ©tΓ© plus juste et plus inclusive.
Cette journΓ©e de team building a Γ©tΓ© un moment de partage, de cohΓ©sion et d'engagement pour avancer ensemble vers nos objectifs communs.
✨ Se rassembler, apprendre et grandir ensemble.
Association des DΓ©fenseurs des Droits Humains Toamasina ADDHT
The Association Visionnaire Toamasina

Address

Mangarano II; 11/47
Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when The Association Visionnaire Toamasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category