Rohimbato Diarin'i Neny

Rohimbato Diarin'i Neny Rohy➰
Vato💎

suivez☝😊
15/05/2026

suivez☝😊

This version of Facebook uses less data and works in all network conditions.

15/05/2026

Mikopa-tanana aho izao🙋
fa tsy mikopak-elatra😊

13/05/2026
Mitsaka oraka😊😊
11/05/2026

Mitsaka oraka😊😊

Raha za ianao dia mitia tsisy pentinaRaha ianao no izaho dia mitia amun'fo manontoloRaha ianao no izy dia manana fitia m...
13/04/2026

Raha za ianao dia mitia tsisy pentina
Raha ianao no izaho dia mitia amun'fo manontolo
Raha ianao no izy dia manana fitia mahenika
Raha izy ianao dia feno fitia voakolo..💞💝

ROHIMBATO

This version of Facebook uses less data and works in all network conditions.

Ny mitondra tehana tokoa no mora fa sarotra ny mitondra teny,Manahirana ilay misolo tenan'ny olo-maro saingy voninahitra...
09/04/2026

Ny mitondra tehana tokoa no mora fa sarotra ny mitondra teny,
Manahirana ilay misolo tenan'ny olo-maro saingy voninahitra antsobiky tsy atao ampatrambary, ilo-mbia andoha tsy araraka antany, ho toy ny vato natelimboay ny hafatrareo ka atelin'tsy lo, aloa tsy miova bika💝
Mamy ny soatoavina Malagasy, masina ny teny, tsara ny kabary💞

 ̀medujour  😥😥😥Tononkalo
15/03/2026

̀medujour


😥😥😥
Tononkalo

Kabary fomba Malagasy,,,KABARY SY OHABOLANA ARY TONONKALO MALAGASY
19/01/2026

Kabary fomba Malagasy,,,
KABARY SY OHABOLANA ARY TONONKALO MALAGASY

19/01/2026

Ny aiko no ho vovoka
Fa ny fanahako tsy ho lefy
Ny vatako no ho fotaka
Fa ny aveloko tsy ho resy,

Mahery fanahy velona;
Tsy resy ampahafatesana
Nofo sy ràko no alevona
Fa ny ambiroako hisolo toerana.

Tsy maty vonoina toy ny ankofa
Raha dorana aza vao miha mafy
Toy ny lakilosy omaly tsy miova
Fa vao maika mafonja raha maty.

Velona mitafy arindrano
Maty mifono lamba mena
Raha vatana aho mitafy hai-bano
Fa rehefa maty dia hoen-karena.

ROHIMBATO.

Hanoratra aho ho anao!
01/12/2025

Hanoratra aho ho anao!

Address

Barikadimy
Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rohimbato Diarin'i Neny posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category