English SHORT MOVIE CLUB

English SHORT MOVIE CLUB Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from English SHORT MOVIE CLUB, Cinema, David Jones TamatAvenue Anjoma, Toamasina.

24/08/2026

Tamatave! Freddy DS just gave us the biggest carnival and the craziest showcases. The energy was insane. It was absolutely marvelous!🎥🇺🇸🇲🇬

✨🙏Big thanks to all "English Short Movie" members for yesterday's competition at Miami Beach! You all did amazing ✨✋🏼🙌Re...
22/08/2026

✨🙏Big thanks to all "English Short Movie" members for yesterday's competition at Miami Beach! You all did amazing ✨

✋🏼🙌Reminder: Don't forget our today's carnival at 3 PM with Freddy DS "Vacancy be Event "( CJST) , let’s keep the energy going 🔥

11/08/2026

English Short Movie Club Tamatave | Eto no ianarana Anglisy amin'ny fomba hafa 🎥 🎬🇲🇬🇺🇸

🔶⏩Mianatra amin'ny: fifanakalozan-kevitra, famoronana sarimihetsika, tantara fohy


🆙⏺️Niveaux: A, B, C + Certificat Oniversite Ravelojaona
Atmosfera: mahafinaritra, tsy misy adin-tsaina, 100% fampiharana

🆕➡️ Misy ny Club d'Anglais + Kilasy ho an'ny ankizy

Mitohy ny fisoratana anarana ho an'ireo mpianatra vaovao, raha liana te hianatra ianao na te hiditra mpikambana vaovao.l9

Mandefasa message na antsoy ny laharana : 038 42 161 82 raha vonona ianao.
🎥

➡️Mitohy ny fisoratana anarana ho an'ireo mpianatra vaovao, raha liana te hianatra ianao na te hiditra mpikambana vaovao.

▶️Mandefasa hafatra miafina ao amin'ny pejy na ihany koa miantso ny laharana eto Ambany.

Today our students stepped in front of the camera with confidence, Thank you Jack'dad for the opportunity!
Misaotra betsaka Jack'dad tamin'ny fitsidihana sy ny fanohanana! 🙌





Join us. Speak it. Film it. Own it.

038 42 161 82 ( Mobile / Whatsapp )

We don't just study English. We make movies, debate topics, write poems,

A warm welcome to Shensea! 🤗🇺🇸🇲🇬🇯🇲May your time here be full of stories, music, and beautiful moments. Tonga soa!Aza adi...
05/08/2026

A warm welcome to Shensea! 🤗🇺🇸🇲🇬🇯🇲

May your time here be full of stories, music, and beautiful moments. Tonga soa!

Aza adino ihany koa ny fotoana androany ao amin'ny Onifra David Jones.🎥

04/08/2026

Je fête mes 1 an chez Facebook. Merci pour votre soutien, cela ne ce serait jamais fait sans vous.🙏🤗🎉
fans
Andronick Nk Officiel

On behalf of Onifra University and the English Short Movie team, we extend our deepest sympathies to all families affect...
03/08/2026

On behalf of Onifra University and the English Short Movie team, we extend our deepest sympathies to all families affected by the fire in Bazary Kely.

We are heartbroken by your loss. Please know that you are in our thoughts, and we stand with you during this difficult time.

Bazary Kely is strong because its people are strong. We believe in you, and better days are ahead.
Stay strong. We are with you.

Amin'ny anaran'ny Onifra University sy ny ekipa English Short Movie, dia manolotra ny fiaraha-miory lalina indrindra izahay ho an'ny fianakaviana rehetra voakasiky ny afo tao Bazary Kely.

Ho avy ny andro tsara kokoa.
Mahereza. Miaraka aminareo izahay

Welcome to English Short Movie Club Tamatave Madagascar 🎬🇲🇬🇺🇸 🎥 ⏩Eto amin'ny  English Short Movie Madagascar , mianatra ...
01/08/2026

Welcome to English Short Movie Club Tamatave Madagascar 🎬🇲🇬🇺🇸 🎥


⏩Eto amin'ny English Short Movie Madagascar , mianatra teny Anglisy amin'ny alalan'ny _fifanakalozan-kevitra sy famoronana sarimihetsika. 🎥

▶️ Ahitana ny Niveau A, B, C ary mahazo certificat amin'ny anaran'ny Oniversity Ravelojaona.

▶️Tsy misy kilasy mandreraka. Ny misy dia fihomehezana, ady hevitra, famoronana, fampiharana ny lesona rehetra amin'ny fomba miavaka sy manaraka ny toetr'andro nefa tsotra sy mora raisina.

▶️ Misy ny club d'Anglais natokana ho an'ireo te hanao fampiharana ary mamoaka tantara fohy amin'ny teny anglisy izahay.

▶️ Misy kilasy natokana ho an'ireo ankizy kely ihany koa.

Stop memorizing grammar rules. Start performing, creating, and expressing yourself.
Your English voice starts here.

➡️Mitohy ny fisoratana anarana ho an'ireo mpianatra vaovao, raha liana te hianatra ianao na te hiditra mpikambana vaovao.

▶️Mandefasa hafatra miafina ao amin'ny pejy na ihany koa miantso ny laharana eto Ambany.

Misaotra betsaka Jack'dad tamin'ny fitsidihana sy ny fanohanana! 🙌





Join us. Speak it. Film it. Own it.

038 42 161 82 ( Mobile / Whatsapp )

01/08/2026
Good morning everyone !✨Dwell on the past = to keep thinking about things that already happened, especially bad things, ...
30/07/2026

Good morning everyone !✨

Dwell on the past = to keep thinking about things that already happened, especially bad things, instead of moving forward.

In Malagasy :
Mipetraka amin'ny lasa , mifikitra amin'ny lasa na ihany koa mihevitra loatra ny zavatra efa lasa.

1. Example : Don't dwell on the past. Learn from it and look ahead.
Malagasy : Aza mifikitra amin'ny lasa, ataovy fianarana ilay izy dia banjino ny ho avy.

Heviny : Aza mihevitra ny fahadisoana taloha foana. Raiso ny lesona ary mandrosoa.

2. Example : If we keep dwelling on the past, we will never solve today's problems.

Malagasy : Raha mifikitra foana amin'ny lasa isika dia tsy ho vitantsika mihitsy ny mamaha ny olana ankehitriny.

Heviny : Raha ny lasa ihany no eritreretintsika dia tsy handroso ny asantsika.

3. Example : The team lost the game, but the coach told them not to dwell on the past.

Malagasy : Resy ny ekipa, fa hoy ny mpanazatra: aza mipetraka amin'izay efa lasa.

Have a nice day ! 😊🙏
Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra ! 😊👐

🎬
🎯🎼
🎬🎭

Dm me for more info !

Address

David Jones TamatAvenue Anjoma
Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when English SHORT MOVIE CLUB posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category