24/09/2024
🌴 🌴
✨ Hiala @ mahazatra kely isika, Fialan-tsasatra anaty Natiora ✨
🗓️Daty : 5-6 Oktobra (2jours et 1 nuit)
👉Fiaingana avy any Toamasina
📞 Famandrihana :
▪️Tel : 034 81 39 969
▪️WhatsApp : 034 42 303 28
💰 Vidiny :
▪️Olon-dehibe : 175 000 Ar/pers
▪️Ankizy (latsaky ny 10 taona) : 150 000 Ar/pers
▪️Zaza (latsaky ny 24 volana) : Maimaim-poana
✅ Tafiditra :
-Fitaterana an-tsambo Toamasina - Akanin'ny Nofy
-Hotel (une nuitée ao akanin'ny nofy)
-Sakafo rehetra : sakafo maraina 1, sakafo atoandro 2, sakafo hariva 1
-Mpitarika sy fanentanana
-Fitsidihana ny tanàna sy hetsika maro samihafa
❌ Tsy tafiditra :
-Saram-pidirana ao amin’ny valan-javaboary misy ny lémuriens
-Zava-pisotro sy rano mineraly.
🕖 Fandaharam-potoana :
-Fiaingana : Sabotsy amin’ny 7 ora maraina avy ao amin’ny port fluvial.
-Fiverenana : Alahady manodidina ny 5 ora hariva ao amin’ny port fluvial.
⚠️ Misy ihany koa ny "voyage privé" any Akanin'ny Nofy amin’ny daty tianao!