Trip Time

Trip Time Atelier de formation de beauté

Miraey herin'andro sambatra ho antsika rehetra.Tongava manao manja aty aminay❤️
17/04/2023

Miraey herin'andro sambatra ho antsika rehetra.
Tongava manao manja aty aminay❤️

CALENDRIER LUNAIRE 2023.👉Mois de JANVIER.❤️Te ho lava volo aingana vé ianao?💇Jereo ny sary ambany👇Isam-bolana isika Dia ...
14/01/2023

CALENDRIER LUNAIRE 2023.
👉Mois de JANVIER.
❤️Te ho lava volo aingana vé ianao?💇Jereo ny sary ambany👇
Isam-bolana isika Dia amaoka daty mety ho amin'ny tanjona izay Tianao ho tratrarina amin'ny fikarakarana ny vatan-tsika indrindra ny volo.
👉Misy date arahina mba ahatongavan-tsika amin'ny tanjona izay ho tratrarina.
👉Ireto ary ny date izay arahana.
👉ZARAO MBA HO HITAN'NY NAMANAO.
for youyouu
Salon de beauté TAMATAVE.

Misaotra anareo Tonga hatrany ❤️❤️.Mirary 2023 Sambatra ho antsika rehetra❤️🙏
09/01/2023

Misaotra anareo Tonga hatrany ❤️❤️.
Mirary 2023 Sambatra ho antsika rehetra❤️🙏

Épilations ndray izaooo annn!Tanambao2 TAMATAVE.
22/12/2022

Épilations ndray izaooo annn!
Tanambao2 TAMATAVE.

❤️Mirary herin'andro sambatra ho antsika rehetra .❤️Aza adino ny mikarakara vatana.
12/12/2022

❤️Mirary herin'andro sambatra ho antsika rehetra .
❤️Aza adino ny mikarakara vatana.

👉Aza adino ny promotion antsika hatramin'ny 10 décembre annn!!!👉Miandry anareo ny tenako ❤️Tongasoa daholo e!!!!
02/12/2022

👉Aza adino ny promotion antsika hatramin'ny 10 décembre annn!!!
👉Miandry anareo ny tenako ❤️
Tongasoa daholo e!!!!

Pose faux ongles 5.000Ar eeee!10 décembre ny farany ❤️❤️
01/12/2022

Pose faux ongles 5.000Ar eeee!
10 décembre ny farany ❤️❤️

Épilation aisselles :5.000Ar.Épilation sourcils :5.000Ar.Épilation LAFO.Aza tara eeeee ! hatramin'ny 10 décembre iany ty
01/12/2022

Épilation aisselles :5.000Ar.
Épilation sourcils :5.000Ar.
Épilation LAFO.
Aza tara eeeee ! hatramin'ny 10 décembre iany ty

▪️Rehefa ilay ianao latsam-pitiavana amin'ny clientes nao iny😉-PROMOTION ho antsika Ty annn!▪️Manomboka androany 01 déce...
01/12/2022

▪️Rehefa ilay ianao latsam-pitiavana amin'ny clientes nao iny😉
-PROMOTION ho antsika Ty annn!
▪️Manomboka androany 01 décembre hatramin'ny 10 décembre.
👉Pose faux ongles :5.000Ar.
👉 Make-up :5.000Ar
👉Soin du visage :5.000Ar
👉 Épilations: aisselles,demi-bras,sourcils,demi-jambes :5.000Ar isany
👉Massage faciale :5.000Ar.
Tongava Ary TANAMBAO2
TIME FOR U.
TAMATAVE

📣📣Manao promotion isika izao annn!!!👉Pose faux ongles 5000Ar.vernis classique.Raha miaraka am déco Dia 10.000Ar.Tanambao...
18/11/2022

📣📣Manao promotion isika izao annn!!!
👉Pose faux ongles 5000Ar.vernis classique.
Raha miaraka am déco Dia 10.000Ar.
Tanambao2
Time for U.
Tamatave.
Hatramin'ny 01 Décembre ny tolotra koa andao ary anaingo ny tanana sy ny tongotra e!!!💅

Androany îlay fotoanan-tsika annn!👉Ianareo dimy izay voasarika hanao GRATUIT.
17/11/2022

Androany îlay fotoanan-tsika annn!
👉Ianareo dimy izay voasarika hanao GRATUIT.

14/11/2022

❤️

Address

Toamasina

Telephone

+261330769807

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Trip Time posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share