15/08/2025
Hey❤️❤️
❤️Hafatra kely mba tiako ampita anio ❤️❤️
Vakio kely anie✔️
✔️ Ianao : meteza ho namana/ olona tsy mpamarina ankady ny hafa ( tsy toy ny bibilava izay nanoro vohana an'i Eva tamin'izany fotoana tao amin'ny Saha Edena ✔ )
❤️Aza mamarina ankady ny namana❤️ Aleo mangina rehefa tsisy ambara ❤️ kouny an
✔️ Ianao: meteza ho ilay mpankatò sy mpanaraka ny lalàna misy sy ny didin' Andriamanitra ✔️
( Ohatra : manajà ny Ray Aman-dreninao )
Fa tsy toy an'i Eva ihany zay efa nampahafantarina fa hoe tsy azo hoanina ilay voa eo ampivoana ny saha , nefa mbola nalainy sy nohaniny ihany✔️ inona ny vokan'izany avieo????? Ianareo mahalala ny tohin'ny tantara❤️❤️
Ka zao ndao ho olona / namana: mitondra zavatra tsara amin"ny fiainan'ny hafa: mitondra tsikitsiky, mitondra vahaolana tsara, mitondra fampaherezana, mihaino , tsy mitsara fahatany, ✔️ mitondra fandrosoana ho an'ny hafa, fa tsy sanatria ianao no mpitondra problème sy ondes négatives sy alahelo ho an'ny olona 1
✔️ Ndao hanarika ny lamina izay efa napetraka ( na ao antrano, any @ fokontany ....)
Zarao mba ho hitan'ny hafa , amizay miara mahita daholo❤️❤️❤️