Association Ny Tanana

Association Ny Tanana Fanombohana sy Famokarana amin'ny Ezaka atao

Hafa ihany
31/05/2026

Hafa ihany

Ankasitrahana ny Mpikarakara fa isany nanana tombony ka nisitraka tamin'ny   ireo   ny  Mamerina ny Fisaorana hoan'ny   ...
13/04/2026

Ankasitrahana ny Mpikarakara fa isany nanana tombony ka nisitraka tamin'ny ireo ny

Mamerina ny Fisaorana hoan'ny izay isany mametraka ny vina hoamin'ny fitadiavana tombotsoa iraisana hoan'ireo .🙏

👉👉Ianao koa, na aza dia manana sehatra afaka hivelarana foana

mandray anao izahay,

26/03/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Tsiresy Freda, Fenohasina Tahinjanahary Ezaka, Miora Ny Aina Nandrianina, Odillon Christien

Mbola betsaka ireo mametraka ny vehivavy ho sakana amin'ny fampandrosoana,,,, Mbola betsaka koa ireo Vehivavy mihevitra ...
16/03/2026

Mbola betsaka ireo mametraka ny vehivavy ho sakana amin'ny fampandrosoana,,,,
Mbola betsaka koa ireo Vehivavy mihevitra ny tenany ho mpitondra Zaza sy mpikarakara tokatrano fotsiny...

,

👉Andao hifanampy sy hifanome tanana hanarina izay lesoka fa ny dia antoka iray sy lanja iray hiankinan'ny Fandrosoana.

Izany no Andraikitra takiana aminay ka hiantsonay anareo izay vonona hiaraka aminay.



 Ny association ny tanana dia faly miarahaba antsika vehivavy rehetra amin'izao fetin'ny vehivavy izao 🌸Mirary antsika a...
08/03/2026



Ny association ny tanana dia faly miarahaba antsika vehivavy rehetra amin'izao fetin'ny vehivavy izao 🌸
Mirary antsika amin'ny adidy sy andraikitra izay sahanina eny anivon'ny ankohonana , anivon'ny fiarahamonina sy sehatra maro samihafa
Ho vehivavy mahaleo tena sy antoky fampandrosoana anie isika 🌸

👉Akoatra izay andao hifanentana @ famerena-kasina azy ireo.

Hoy ny filamatra ato aminay :  👉Tsy afaka Ahita vokatra ny tsirairay raha tsy Manomboka, 👉Tsy afaka ho Tonga raha tsy Ma...
29/01/2026

Hoy ny filamatra ato aminay :

👉Tsy afaka Ahita vokatra ny tsirairay raha tsy Manomboka,
👉Tsy afaka ho Tonga raha tsy Manomboka

Atombokay ny -tena handray ireo tanora maro be , ,

Ary Ianao, 👉 Hanomboka koa ve?


11/01/2026
11/01/2026

Efa samy manomboka ve?

Ny action ataonao no miteraka Fahombizana fa tsy ny imagination akory,,,,
👉Andao ary👌

Address

Antananarivo
Tananarivokely
102

Telephone

+261346078419

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association Ny Tanana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Association Ny Tanana:

Share