Jery Trano

Jery Trano Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Jery Trano, 67ha sy.ny manodidina, Tananarivokely.

Ambodin'isotryTSENA AHOFA mety activité izay mety aminaoamorona lalana  beton be olona mpandalo mifamezivezy fa tsy arab...
11/08/2026

Ambodin'isotry
TSENA AHOFA mety activité izay mety aminao
amorona lalana beton be olona mpandalo mifamezivezy fa tsy arabe
Mety hanaovana BAR Anaty tanàna
mety hanaovana Gargotte........................Multiservice ,coiffure,sns..........................Epicerie koa mety be
👉🏻Misy entana tonga dia afaka ampiasainao fotsiny koa ao,tsy mila hofaina ,tsy misy fond de commerce

Loyer :700.000Ar

visite 10.000ar
comission 50%
📞038.05.818.13/037.49.946.31

ito misy tsena ahofa 67ha Sud dispo Zao efitra 1 lava afaka separena hoe sady hipetrahana no hivarotanaamoron'arabé tsar...
11/08/2026

ito misy tsena ahofa 67ha Sud dispo Zao efitra 1 lava afaka separena hoe sady hipetrahana no hivarotana
amoron'arabé tsara place bé olona
Visite 10.000Ar
comission 50%
loyer:500.000.ar
atsoy Ty azfd
0380581813
0374994631

Manaritsoa Anatihazotrano ahofa efitra 1 malalaka sy cuisine misy jiro sy ranowc sy dch madioCalme sy bien sécurité loye...
11/08/2026

Manaritsoa Anatihazo
trano ahofa efitra 1 malalaka sy cuisine misy jiro sy rano
wc sy dch madio
Calme sy bien sécurité

loyer:260.000.ar

0380581813
0374994631
Visite 5000ar
comission 50%

TRANO AMIDY MANARITSOA ISOTRYSuperficie  Tany :1 are 36 Titre BorneMisy Jiro Sy Rano Efitra 2 Ambony 2 Ambany misy wc ,d...
11/08/2026

TRANO AMIDY MANARITSOA ISOTRY
Superficie Tany :1 are 36
Titre Borne
Misy Jiro Sy Rano
Efitra 2 Ambony 2 Ambany
misy wc ,dch
Mifefy Accès moto

amidy fa maika vola ny tompony
350 millions fmg
visite 10.000Ar
sur rendez vous
0380581813
0374994631

67ha sud ampitan'ny  Gastronomietrano ahofa efitra 2 ambony rihanaloyer:150.000.armisy jiro ,wc,dch0380581813/0374994631...
10/08/2026

67ha sud ampitan'ny Gastronomie

trano ahofa efitra 2 ambony rihana
loyer:150.000.ar
misy jiro ,wc,dch

0380581813/0374994631
visite 5000ar
comission 50%

67ha sud trano ahofa akaiky arabe 150.000.Armaison basse Efitra 1 misy jiro ,ny rano ao anaty lakoro ihany mividymisy wc...
10/08/2026

67ha sud
trano ahofa akaiky arabe 150.000.Ar
maison basse Efitra 1 misy jiro ,ny rano ao anaty lakoro ihany mividy
misy wc sy dch
milamindamina kely
📞038.05.818.13/037.49.946.31
visite 5000ar
comission 50%

10/08/2026

Pour plus d'infos appeller directement au:0380581813 ou 0374994631

Appartement vaovao be vao vita🪩toerana: Tanimenabe ambadiky ny FDC 67ha sud👉🏻iray sisa dispo @ ilay 250 000ar misy wc sy...
10/08/2026

Appartement vaovao be vao vita🪩
toerana: Tanimenabe ambadiky ny FDC 67ha sud
👉🏻iray sisa dispo @ ilay 250 000ar misy wc sy dch anatiny
Fa mbola misy vitsivitsy libre @ ilay 250.000ar wc sy dch ivelany fa tsy.itambarana.anefa
1 chambre+cuisine +wc sy dch mitokana careaux luxe
250.000.ar daholo
💮Misy jiro, ny rano efa en cours
💮ambony etage
💮amoron-dalana lalantany
📞038.05.818.13/037.49.946.31
visite 5000ar
comission 50%
caution atsasany

Trano vao vitaAppartement🪩toerana: Tanimenabe ambadiky ny FDC 67ha sudMISY 4 DISPONIBLE ATO:300.000.ar daholo💮1 chambre+...
10/08/2026

Trano vao vita
Appartement🪩
toerana: Tanimenabe ambadiky ny FDC 67ha sud
MISY 4 DISPONIBLE ATO:
300.000.ar daholo
💮1 chambre+cuisine +wc sy dch mitokana careaux luxe
💮Misy jiro, ny rano efa en cours
💮ambony etage
💮amoron-dalana lalantany
📞038.05.818.13/037.49.31
visite 5000ar
comission 50%
caution atsasany

Address

67ha Sy.ny Manodidina
Tananarivokely
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jery Trano posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share