05/05/2024
NY VATAN'NY OLOMBELONA AORIAN'NY FAHAFATESANA
👉 7 andro aorian'ny fahafatesana, manomboka mihintsana ny hoho💅; 😭😭😭
👉 8 andro aorian'ny fahafatesana, miongotra ny volon-doha🙆 ary mihintsana ny volo rehetra @ vatana😴😴😴
👉 9 andro aorian'ny fahafatesana, manomboka mifitsaka ny atidoha🧠, maina ny nofo ary mihintsana tanteraka, nanjavona ny fitombenana sy ny nono saritahin'ny bibikely🦂🕷️🐛🦗🐝🐞😷
👉 10 andro aorian'ny fahafatesana, manomboka miha mainty ny hoditra ary miala tsikelikely amin'ny taolana☠️☠️; 😷😭
👉 11 andro aorian'ny fahafatesana, miempo ny kibo🤰 ary manary fofona mahery manomboka amin'ny vava sy ny taovam-pananahana
👉60 andro aorian'ny fahafatesana, rava ny vatan'olombelona manontolo, taolam-paty☠️☠️ sisa tavela.😭😭
KA NAHOANA ARY ISIKA NO❔❓❓❔❔❓:
- BE FIREHAREHANA❓
- BE AVONAVONA❓
- BE FITIAVAN-TENA❓
- BE FANKAHALANA❓
- BE SIAKA❓
- BE TOETRA RATSY❓❓
- BE FIALONANA
- BE FIFAMPIANDANIANA❓
👉FA NAHOANA ❓❔❔❓
- Fa maninona no tsy manetry tena isika rehetra❓(Fil.2: 2-3)
- Fa nahoana isika no tsy mifampitsinjo❓(Mpitoriteny 1:2)
- Fa nahoana no tsy misy ny fifankatiavana, mifantoka amin'ireo zava-dehibe hahasoa ny rehetra satria izao tontolo izao sy izay rehetra ao aminy dia mandalo avokoa❓(1Pet. 5: 6)
👉 MIFANKATIAVA ISIKA REHETRA: FAHATSORANA, FANETREN-TENA, FIFANAMPIANA, MANAOVA NY SOA EO @ MANODIDINA ANAO satria tsy misy hitondra na inona na inona akory isika rehefa hiala eto.
👉 Andriamanitra dia tia antsika, ataovy ny Sitrapony mba hitoetra amin'ny Fitiavany tsy azo vonoina, mba handova ny fiainana Mandrakizay isika rehetra rahatr'izay.
❤️Partager ary abonnéo ny page fa ato ny ahitànao zavatra tsy ho hitanao any ambadika, any ary anova ny fiainanao manontolo any amin'ny tsara❤️