22/12/2023
Ny anay Tonic Group dia tsy mijanona fotsiny amin'ny hoe Animation fa mitady izay fomba rehetra ivoarana sy ianarana zavabaovao ho anareo hatrany.
Tompo ô tiako foana 2.0 🎼🎵 (ialana tsiny ny sary flou)
Teto dia nampian'i 🎷 au Saxophone ilay arrangement fanaonay.
Afaka mahazo Saxophone koa ianareo raha mba tianareo iavaka ilay andronareo. Aza misalasala manoratra aminay ao amin'ny MP
Izao faraparan'ny taona izao no famandrihana ho an'ny 2024 raha te hanararaotra ny promo isika ☀️
Aza adino fa misy pack complet ato amintsika an
Tonic Group - Orchestre Complet - Maître de Cérémonie - Lumières - Effets Spéciaux
Fandrio dieny izao ny datinareo 📅💰
📱0349851827 - 0325982177
📧 [email protected]
Vonona ny hifety ? Izahay koa ! 🥂🎉