La Gamela - Morondava 619.

La Gamela - Morondava 619. Service Traiteur, Pâtisseries et fast food en ligne Morondava 619

Ampahantsary maneho ny akon'ny fankalazanay ny fetin'ny Reny androany tato  no Sady ihany koa entinay Hirarianay soa ny ...
31/05/2026

Ampahantsary maneho ny akon'ny fankalazanay ny fetin'ny Reny androany tato no Sady ihany koa entinay Hirarianay soa ny Reny rehetra 🙏🙏.

👉 Niezaka nanome ny maximum avy izahay saingy voafetra ny fotona isika 🥰.

🥳 Gâteau 109 pièces
🥳 Prestation petit four, snack pour 30 pax (tsy tratra sary🫣)
🥳 Prestation anniversaire pour 9 pax ( commande sur carte)
🥳 Prestation anniversaire gâteau sy cake topper pour 30 pax.

👉👉 Izay no vita, koa dia ifonana ho anareo izay tsy afaka noraisina intsony nohon'ny fahaterem-potoana 🙏🙏.
Miverinaisokatra izahay ny Talata ho avy izao 🥰🙏🙏

19/05/2026

Agnisany maminay indrindra agnatin'ity asa ity Ilay miarak mihomemy sy mitomany 😅. Bakeo zahay mifampijery lafa samy agnatin'ny magnanohano iny 😅😅 eo vo Tonga saina hoe asa ty😆.
👉👉 Fa midetonne avao fe feo Igny lafa tratrin'ny mahita anareo mitomany Zay na de efa ao soa aza agny agnatin'ny répétition agny fa aza Omena tsiny🫣😆😆. (MIRARA😅🫣❤️)

Mbola tafiditra ao anatin'izay fanomanana n'y fetin'ny Reny izay hatrany😍😍. Tolory cadeau miavaka izy @ ity INDRAY mitor...
13/05/2026

Mbola tafiditra ao anatin'izay fanomanana n'y fetin'ny Reny izay hatrany😍😍.
Tolory cadeau miavaka izy @ ity INDRAY mitoraka ity🎉🎉.

👉 Tany titré borné 30 sur 50
👉 Morondava ville. ( Fa tsy ville Morondava)
👉 Misy accès tombily na camion
👉 Tompony fa tsy mpanera🤣.
👉 Afaka mijery mivantana tsisy dipany izay tena vonona tompoko😅
👉👉 @ Zao fetin'ny Reny Zao ihany wao e😅
🚨 🚨🚨 Tsy valable intsony ity offre ity aorian'izay🙏🙏.
☎️ 0321990420
☎️ 0345252264
💌 Mp

😍 PETITE SONDAGE😍👇QU'EN PENSEZ-VOUS??Ho avy izao n'y fetin'ny Reny sy ny fetim-pirenena na ho anao MBA te hampifalifaly ...
13/05/2026

😍 PETITE SONDAGE😍👇
QU'EN PENSEZ-VOUS??

Ho avy izao n'y fetin'ny Reny sy ny fetim-pirenena na ho anao MBA te hampifalifaly ny ankohonanao ao an-trano.

ka ahona ny hevitrareo raha MBA asian-tsika Formation sy fizarana Kely rano ray INDRAY MANDEHA TSY MIVERINA🤩 ato ho ato, avoka miandalana eo ny date raha maro ny interressé 🤩.
Soratry eo ambany ''intéressé '' raha mahaliana anao

👉 Formation patisserie de base
👉 Snack/ petit four
👉 Technique de Grillade etc...
👉 Nouille, sy ny patepate maro isan-karazany
👉 Boulette chinois...

( Sary fanehoana👇👇👇)

Eny wa e!!👯👼Tsy Manin fa afaka livrenay fona anie😍!!🏠 Ankisirasira ampitan'ny QG☎️ 0345252264☎️ 0321990420 (whatsapp) 🚴 ...
23/04/2026

Eny wa e!!👯👼

Tsy Manin fa afaka livrenay fona anie😍!!

🏠 Ankisirasira ampitan'ny QG
☎️ 0345252264
☎️ 0321990420 (whatsapp)
🚴 Livraison possible.

Fa na mafy kosa aloha ny crise de ny giato tsimaintsy hoe ohanina fona e😍!! Satria tsy isan'andro ny fetin'ankizy😍👉 Sa a...
16/04/2026

Fa na mafy kosa aloha ny crise de ny giato tsimaintsy hoe ohanina fona e😍!! Satria tsy isan'andro ny fetin'ankizy😍

👉 Sa ahona hoy nareo 😆.
🏠 Ankisirasira akaikin'ny Bar venus/ en face QG
☎️ 0345252264
☎️ 0321990420
🚴 Livraison possible

🤤🤤 otran'ny nona bé zan tsika 🤣Afaka livrena daholy izay sakafo rehetra tinao ato 🥰🥰👉 Indrindra raha mpankafÿ sakafo mam...
12/04/2026

🤤🤤 otran'ny nona bé zan tsika 🤣

Afaka livrena daholy izay sakafo rehetra tinao ato 🥰🥰
👉 Indrindra raha mpankafÿ sakafo mamimamy masirasira ianao de tongava fa tsy ho Diso anjara.

🕒 Mardi au dimanche
🕒 10h à 22h livraison
🕒 17h à 22h consommation sur place
🏠 Ankisirasira en face QG
☎️ 0321990420 whatsapp
☎️ 0345252264.

Nofinofy tanteraka 😍😍 mamy Kely fona ny mampifaly azy reo.🏠 Ankisirasira croisement Betela☎️ 0345252264☎️ 0321990410 wha...
10/04/2026

Nofinofy tanteraka 😍😍 mamy Kely fona ny mampifaly azy reo.

🏠 Ankisirasira croisement Betela
☎️ 0345252264
☎️ 0321990410 whatsapp
🚴 Livraison possible

Asa vita♥️♥️🏠 Ankisirasira akaiky croisement Betela☎️ 0345252264☎️ 0321990420🚴 Livraison possible
10/04/2026

Asa vita♥️♥️

🏠 Ankisirasira akaiky croisement Betela
☎️ 0345252264
☎️ 0321990420
🚴 Livraison possible

Lasa ary isika an!! 🤩,Eto dia ifonana sahady ny mp maro bé tsy voavaly nohon'ny rotoroto Kely sy ny fianarana izay natao...
01/04/2026

Lasa ary isika an!! 🤩,
Eto dia ifonana sahady ny mp maro bé tsy voavaly nohon'ny rotoroto Kely sy ny fianarana izay natao fa efa miezaka mamaly azy tsikelikely izahay, de isaorana ihany koa ireo izay niantso rehetra tena tsapa tokoa ny fitiavanareo♥️♥️...
👉 Efa miverina misokatra izahay tompoko
👉 Ary mandray ny commande tsika rehetra.

🏠 Ankisirasira ampitan'ny le QG, akaikin'ny Bar venus
☎️ 0345252264
☎️ 0321990420 (whatsapp)
🚴 Livraison possible

Address

Morondava
619

Telephone

+261345252264

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when La Gamela - Morondava 619. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share