Akon'ny Riana

Akon'ny Riana MISAINAπŸ˜‡πŸ¦‹
γ€€γ€€γ€€γ€€β€’β•±β—₯β–ˆβ–ˆβ—£MiΓ₯inΓ£πŸƒπŸͺΆ
γ€€γ€€γ€€γ€€οΈ±η”°οΈ±η”°η”°!

MandalinaπŸ‡²πŸ‡¬
    ╬╬╬╬ღ.αƒ¦β•¬β•¬β•¬β•¬β˜…β™‘
γ€€γ€€ πŸƒβ€’*Β¨`*β€’.ΒΈπŸ‘‰πŸ’”πŸ‘ˆ ΒΈ.β€’*Β¨`*β€’πŸƒ


🀍manasa anao anaraka ny pejy πŸ₯°
πŸ™πŸ»πŸ™πŸ»πŸ™πŸ»πŸ”½πŸ”½πŸ”½πŸ”½πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬
σ°€–1kγ€€σ°€—1kγ€€σ°€˜1k σ°€­1kβ€’

Partie 49 πŸͺΆAbonnΓ© πŸ™πŸ»πŸ‡²πŸ‡¬ ampitiavana be πŸ₯°πŸ₯°     .    MASINA NY TANINDRAZANAπŸ€•ra olombelona mahay mitaraina i MADAGASIKARAπŸ‡²πŸ‡¬ ...
16/03/2026

Partie 49 πŸͺΆ
AbonnΓ© πŸ™πŸ»πŸ‡²πŸ‡¬ ampitiavana be πŸ₯°πŸ₯°
. MASINA NY TANINDRAZANA
πŸ€•ra olombelona mahay mitaraina i MADAGASIKARAπŸ‡²πŸ‡¬ kelin_tsika de efa naseony izany fa fonenana iany no anjara toeranay eto ny fiainana🀧πŸ₯ΊπŸ’”

marary i madagasikaraπŸ€’
ka mila fanafodyπŸ’‰πŸ’Š
na dia feno olomangaπŸ§πŸ˜‡
fa any ampita tsy mipody 🀐🀐
ny fotok'evitra niombonana πŸ˜”πŸ˜”
ny itaky fanarenanaπŸ₯ΊπŸ₯Ί
ny mpanararaotra indray ny olanaπŸ€—πŸ˜’
ny ratsy no namelanaπŸ˜žπŸ€’

ny vaky tsena etsy andaniny 😩😨
ny fananana voaroba😰😱
tsy matawtr izay valiny 😠😳
ny any amparany fa tsy fonjaβ›‘πŸ™πŸ»

teo ny fitakiana .saingy tao ny kely saina😒😭
ny teniratsy iangalina 😀
de mba ravoravo ny ainaπŸ€•πŸ€•


ny fiainana tsy anio. fa mbola itohy atrany atranyπŸ€”πŸ˜‡
izay tsy mety ahitsio πŸ‘πŸ‘
fa aza ilaozana itomany πŸ₯²πŸ₯Ί

ny tanonjona tsy miova πŸ‡²πŸ‡¬
dia i gasikara iadana
ho lavitry ny loza 🚫
fa ho faly sady sambatraπŸ₯°πŸ˜ŠπŸ˜˜πŸ˜˜πŸ˜Š .
Akon'ny Riana πŸͺΆ
πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°πŸ™πŸ»

Partie :48Abonne πŸ™πŸ»πŸ‡²πŸ‡¬πŸͺΆ. Mirarisoa πŸ₯°πŸ₯°πŸͺΆmamy ny miaina fa. fa mamy ko ra mamy πŸ₯°tsy mila hazavaina . fa efa ainao iany 😊ny t...
16/03/2026

Partie :48
Abonne πŸ™πŸ»πŸ‡²πŸ‡¬πŸͺΆ. Mirarisoa πŸ₯°πŸ₯°πŸͺΆ
mamy ny miaina fa. fa mamy ko ra mamy πŸ₯°
tsy mila hazavaina . fa efa ainao iany 😊
ny tontolo misy zoky sady mbola velon'aina 😘😘
efa fantatrao iany ka tsy mila tantaraina πŸ˜…πŸ’—
mafatifaty kely ny mijery sy mandalinaπŸ₯ΊπŸ₯°
Izaho vao nahay niteny sy efa nampianariny😊πŸ₯²
Izaho za ty lebe .na mbola zaza saina πŸ˜πŸ˜…
vao tsy mahazou vola dia mbola mitaraina πŸ₯²πŸ€£
mitoroka amin'ny zoky dia mangataka megaπŸ˜‡.
i kiala manome toky dia ny mandefa i valilahyπŸ˜ŠπŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚
Izaho ony maditraπŸ₯² maditra kelin_ dreo πŸ₯ΊπŸ˜…
tsy dia vokitakitaπŸ₯° fa tsiky indray misehoπŸ˜…πŸ™ƒπŸ™ƒ
misaotra lesy zoky aπŸ˜‰
misaotra teto foana 😍πŸ₯°
ny sary tsy mavoky aπŸ˜€πŸ˜€πŸ˜€
fa mividina refa noana πŸ˜πŸ˜πŸ˜πŸ˜‰πŸ˜‰πŸ˜‰πŸ˜‰πŸ˜‚πŸ˜‰πŸ˜‚πŸ˜‚
vazivazy reny eπŸ˜πŸ˜‚πŸ˜‚
sady miaro aniany πŸ₯°πŸ₯°
fa za mAkon'ny RianaeπŸ˜‡πŸ˜‡πŸ˜‡
πŸ€“mba efa mety ve ilay sary ??

Akon'ny Riana πŸͺΆ
ampitiavana be πŸ₯°πŸ₯°

.partie : 47πŸͺΆAbonne : mirarisoa πŸ™πŸ»πŸ‡²πŸ‡¬efa itany mode maty enao vao mody fantany πŸ˜”πŸ˜”. sary fanehoana iany fa mitandrema  fa ...
16/03/2026

.partie : 47πŸͺΆ
Abonne : mirarisoa πŸ™πŸ»πŸ‡²πŸ‡¬
efa itany mode maty enao vao mody fantany πŸ˜”πŸ˜”. sary fanehoana iany fa mitandrema fa tsy olona alavitra ny mpamingana.πŸ’”πŸ’”

tsy iseho ho fahavalonao izy
tsy aneho mivantana hivatravatra
anambitamby anao amin'ny fiainana mangidy .
fa tsy aneo ny ao antsainy amin'ny feo feno latsa.

alavitra lesy ny lalana ah
ka mitandrema amin'izay atao namana
tsy ny zavamaranitra iany no mety itondra anialahy any ampasana
fa ny teny madratra avy aminy .Amposany
Akon'ny Riana πŸͺΆ
14/01/2026
19: 40.
mba le lΓ©gende jerena fa tsy ny sary
πŸ₯ΊπŸ₯Ί

Partie :46 😘AbonneπŸ₯°πŸ₯°.Ampitiavana atranyβ™₯Ny fiainana aza adino mihasarotra πŸ₯΅Fa aza atao ampahia πŸ’ͺπŸ’ͺFa ra iandry ana ho mat...
16/03/2026

Partie :46 😘
AbonneπŸ₯°πŸ₯°.Ampitiavana atranyβ™₯
Ny fiainana aza adino mihasarotra πŸ₯΅
Fa aza atao ampahia πŸ’ͺπŸ’ͺ
Fa ra iandry ana ho matotra dia.πŸ˜‡πŸ˜‡
Miandrasa any d**o amatsy vola any Etas_Unis 😌😌
Akon'ny Riana _πŸͺΆ
Mirarisoa πŸ₯°πŸ₯°

15/03/2026

Partie :45 πŸ’ŒπŸ’—
AbonnΓ© πŸ™πŸ»πŸ‡²πŸ‡¬πŸ₯Ί.
Lohateny : " sipan'ny akama "

Partie :44 😘AbonnΓ© πŸ™πŸ»πŸ‡²πŸ‡¬πŸ₯Ί. Mirary soa πŸ₯°Na ny orana mikija ah. Na ny erika manify .Dia tsy hisy asakana ny fony.Na ny maso...
15/03/2026

Partie :44 😘
AbonnΓ© πŸ™πŸ»πŸ‡²πŸ‡¬πŸ₯Ί. Mirary soa πŸ₯°
Na ny orana mikija ah. Na ny erika manify .
Dia tsy hisy asakana ny fony.
Na ny masoandro efa ho dify .dia... Nanampy anazy hitony.

Tiny sady maminy fa mbola nofy alo atreto .
Iezaka ny hifoa mamanton'alina
Mbola nofy zary sainto ka.....
Ny aingapanahy no mba hany tonga any aminy .
Akon'ny Riana πŸ₯°
22:40
01/16/2026.
lasa mamiko lotra ity tontolo ty πŸ₯ΊπŸͺΆ

Partie :43 😘AbonnΓ© πŸ₯°πŸ₯°. Efa tara fa averiko iany       .        Noelin_tsikaJesoa tikou oh. Tonga ah .tonga ah jesoa zoky...
15/03/2026

Partie :43 😘
AbonnΓ© πŸ₯°πŸ₯°. Efa tara fa averiko iany
. Noelin_tsika
Jesoa tikou oh. Tonga ah .tonga ah jesoa zoky ah .πŸ₯°πŸ‘‘
Tsy angataka sy andoalika . tamin'ireo ditra sy adalana fa. Iezaka aneo ny ato ampoko .
Tsy mba anaty ady sarotra na angatapamelana
Fa ny fisaorana no atambatro . mankamamy misaotra indrindra tompokoπŸ™πŸ»πŸ₯°

Misaotra zoky ah . misaotra fa na nisy ny loza maro samihafa ah .dia
Notantananao atrany aho ka mandalo iany ireny .
Ka arabaina jesoa zoky ah. Arabaina tsika rehetra fa nahatratra ny noely πŸŽ„πŸŽ„πŸŽπŸŽ

Voninahitra atrany eh . voninahitra avo ho anao
Ka ny felatananao ry zoky no ametrahako ny hoaviko.
Na ny lasa atrizay na ny ho any taombaovao.dia
Ny fomasinao no ho tiaviko πŸ’πŸ’—πŸ’—πŸ’“

Ny fanirinay maro jesoa tiko ah .maro tsy voahisa
Fa ny avo indrindra dia ny fitantananao mandrakizay
Ny fasalamana fo feno afalina dia toy ny raozy anapitrisa
No avalinao ilay tsilo izay nadratra noho ny ditranay πŸ₯ΊπŸ₯Ί.

Misaotra mankamamy eh . teo fona enao nanoana
Faly mankasitraka ny fitiavanao tsy lany .
Misaotra nanome anjely miambina isan'andro tsy mba tapaka
Manilo sy mitantana . miara_mitrotro ambavaka.πŸ™πŸ»πŸ™πŸ»πŸ’—πŸ’—

Misaotre . misaotra mankasitraka
Ny lanitra mazava .dia aravona avy amin'ny kintana
Vohary feno tsiky no miara mioby maneho ny atsarany .
Voninahitra ho anao ry tompo ah . zoky tiko atrany atranyπŸ₯°πŸ₯°πŸ™πŸ»πŸ™πŸ»πŸ™πŸ»
Finoana Riantsoa
12 /25 / 25

Akon'ny Riana _πŸͺΆ

partie :42 😘AbonnΓ© πŸ₯°πŸ₯°. Mankasitraka atrany  .           tsy tana Refa iresaka amin'ny tiko ah lazainao mbola kely.Kaanke...
15/03/2026

partie :42 😘
AbonnΓ© πŸ₯°πŸ₯°. Mankasitraka atrany
. tsy tana

Refa iresaka amin'ny tiko ah lazainao mbola kely.Ka
ankehitriny voasakana tsy andefa hafatra oroka maraina
Nefa idongy inono amin'ny maha zaza tsy omeny .
fitsapana iany zany fa azo tontosaina

Refa mba midongy anefa za . maniry kilalao sy akanjo
Dia ny fahalebiazako ny hirahirany mpandrapodiny masoandro
Akon'ny Riana πŸͺΆπŸ₯°πŸ₯°

Partie :41 😘AbonnΓ© πŸ₯°πŸ₯°. Mirarisoa πŸ‡²πŸ‡¬πŸ™πŸ»"   Fitaka   "Ianao no tena fiainany .ianao no fotompivelomany.Any hitarainany. Ka ...
15/03/2026

Partie :41 😘
AbonnΓ© πŸ₯°πŸ₯°. Mirarisoa πŸ‡²πŸ‡¬πŸ™πŸ»
" Fitaka "
Ianao no tena fiainany .ianao no fotompivelomany.
Any hitarainany.
Ka mibahana ao andohany.

Ianao no hery sy handry hijorony.
Ka anolorany ny fony tsy ho irery.
Hialofany tsy ho lena ra ianjadin'ny orana.Ho maro ny atambo fa tsy ho lavitra vahaolana.

Ianao ilay eo fona miantehitra azy fatratra.
Nefa anio ianao nilaza fa tsy afaka hintsony.
Ay ianao nanosika azy ho latsaka any andavaka.
Anefa any tokana itokisan'ilay fony.

🌜Akon'ny Riana ❣πŸͺΆ

Partie 40 πŸ’—AbonnΓ© πŸ₯°πŸ₯°. Mahereza daholo πŸ™πŸ»Akon'ny Riana πŸͺΆπŸ‡²πŸ‡¬
14/03/2026

Partie 40 πŸ’—
AbonnΓ© πŸ₯°πŸ₯°.
Mahereza daholo πŸ™πŸ»
Akon'ny Riana πŸͺΆπŸ‡²πŸ‡¬

Partie :39 😘AbonnΓ© πŸ‡²πŸ‡¬πŸ™πŸ». Mankasitraka πŸ’—π‘»π‘Ίπ’€ 𝑰𝑹𝑬𝑹𝒀𝑨𝒛𝒂 π’Žπ’‚π’π’†π’•π’“π’š 𝒕𝒆𝒏𝒂 𝒍𝒐𝒕𝒓𝒂 𝑡𝒂 π’Œπ’π’‚ π’‚π’π’‚π’‡π’Šπ’π’‚ π’•π’‚π’“π’‚π’Šπ’π’‚  𝑭𝒂 π’Žπ’†π’•π’†π’›π’‚ π’Žπ’ƒπ’‚ π’‰π’Šπ’—π’π’•π’“π’‚.π’…π’Šπ’‚...
14/03/2026

Partie :39 😘
AbonnΓ© πŸ‡²πŸ‡¬πŸ™πŸ». Mankasitraka πŸ’—
𝑻𝑺𝒀 𝑰𝑹𝑬𝑹𝒀

𝑨𝒛𝒂 π’Žπ’‚π’π’†π’•π’“π’š 𝒕𝒆𝒏𝒂 𝒍𝒐𝒕𝒓𝒂 𝑡𝒂 π’Œπ’π’‚ π’‚π’π’‚π’‡π’Šπ’π’‚ π’•π’‚π’“π’‚π’Šπ’π’‚
𝑭𝒂 π’Žπ’†π’•π’†π’›π’‚ π’Žπ’ƒπ’‚ π’‰π’Šπ’—π’π’•π’“π’‚.π’…π’Šπ’‚ π’Šπ’‚π’π’…π’“π’‚π’π’…π’“π’‚ π’π’š π’Žπ’‚π’“π’‚π’Šπ’π’‚
π‘»π’”π’š π’Šπ’“π’†π’“π’š π’π’ˆπ’† 𝒆𝒏𝒂𝒐𝒖 𝒆𝒉 .𝑭𝑨
𝑴𝒃𝒐𝒍𝒂 𝒆𝒕𝒐 π’Œπ’π’– π’›π’‚π’‰π’‚π’š. 𝑫ia
𝒂𝒏𝒅𝒆 π’Žπ’ƒπ’‚ π’Šπ’•π’‚π’π’‚π’•π’‚π’“π’‚π’ 𝒆𝒉 . 𝑫ia
𝒂𝒛𝒂 π’π’†π’π’•π’Šπ’π’‚ π’Žπ’‚π’•π’π’“π’š 𝒇𝒂 𝑺𝑨𝑢
π’•π’”π’š 𝒉𝒐 𝒕𝒓𝒂𝒕𝒓𝒂 π’π’š π’Žπ’‚π’“π’‚π’š

π‘¬π’Œπ’†π’Œπ’ π’Žπ’†π’•π’š π’π’‚π’—π’Šπ’•π’“π’‚ 𝒂𝒉𝒐 .𝒇𝒂 π’Šπ’›π’‚π’π’š π’•π’”π’š 𝒂𝒕𝒂𝒐 π’”π’‚π’Œπ’‚π’π’‚
𝑭𝒂 𝒕𝒆𝒏𝒂 π’‚π’π’‚π’Žπ’‘π’š 𝒂𝒏𝒂𝒐.𝒏𝒂 π’•π’”π’š π’Šπ’•π’‚ π’Žπ’Šπ’”π’π’π’ˆπ’‚π’…π’Šπ’π’‚ π’•π’”π’š π’Šπ’•π’‚ π’†π’π’š π’‚π’Žπ’Šπ’'π’π’š π’†π’π’…π’“π’Šπ’Œπ’. 𝒇𝒂 π’Žπ’Šπ’•π’π’π’…π’“π’‚ 𝒂𝒏𝒂𝒐 π’‚π’Žπ’ƒπ’‚π’—π’‚π’Œπ’‚ .

π‘»π’”π’š π’Žπ’‚π’π’‚π’π’‚ π’Šπ’•π’π’Œπ’Šπ’”π’‚π’π’‚ π’Šπ’‚π’π’‚π’π’π’
π‘΅π’…π’“π’šπ’šπ’š. π‘Άπ’“π’š 𝒍𝒐𝒕𝒓𝒂 π’Šπ’π’‚π’š π’Žπ’‚π’Žπ’š π’Œπ’†π’π’š
𝑹𝒆𝒇𝒂 π’•π’”π’š π’Žπ’‚π’‰π’Šπ’•π’‚ 𝒐𝒍𝒐𝒏𝒂 π’‚π’“π’š 𝒆𝒉
𝑫ia 𝒉𝒐 π’π’‚π’Žπ’‚π’π’‚π’ π’π’š π’›π’‚π’—π’‚π’ƒπ’π’‰π’‚π’“π’š 𝒏𝒂 π’•π’”π’š π’Žπ’ƒπ’‚ π’‚π’‡π’‚π’Œπ’‚ π’π’Šπ’•π’†π’π’š.
𝑬𝒐 π’π’š π’—π’π’π’Šπ’π’Œπ’‚π’›π’. π‘΅π’š 𝒗𝒐𝒍𝒂𝒏𝒂 π’ƒπ’‚π’π’Šπ’Œπ’‚
π‘΅π’š π’Œπ’Šπ’•π’‚π’π’‚ π’Žπ’‚π’π’…π’“π’‚π’—π’‚π’Œπ’‚ π’”π’š π’Žπ’‚π’π’‚π’Šπ’π’ˆπ’ π’‚π’π’‚π’•π’š π’‚π’•π’”π’Šπ’Œπ’‚ .π’Žπ’‚π’π’‚π’Žπ’‘π’Šπ’•π’‚ 𝒂𝒛𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂, π’Žπ’Šπ’•π’‚π’“π’‚π’•π’“π’‚,π’‰π’Šπ’•π’”π’Šπ’π’ π’Šπ’•π’‚π’π’•π’‚π’π’‚ π’‚π’π’•π’”π’Šπ’Œπ’‚

𝒁𝒂𝒓𝒂𝒐 π’Œπ’š π’π’š π’‚π’‡π’‚π’π’Šπ’π’‚ 𝒂𝒉. π‘Άπ’π’•π’š π’“π’š π’‚π’Œπ’‚π’Žπ’‚ 𝑨𝑯.
π’π’š 𝒂𝒍𝒂𝒆𝒍𝒐 π’‚π’Žπ’ƒπ’‚π’“π’‚π’.𝑫ia
𝒛𝒂 π’Žπ’Šπ’‚π’Šπ’π’ π’‚π’Žπ’‘π’Šπ’•π’”π’Šπ’Œπ’Šπ’π’‚. 𝑭𝑨
𝑻𝑺𝒀 𝑰𝑹𝑬𝑹𝒀 𝑨𝑲𝑢𝑹𝒀 𝑰𝑨𝑡𝑨𝑢πŸ₯Ί.
Akon'ny Riana πŸͺΆ
Ampitiavana be πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°

Partie : 38 😘AbonnΓ© πŸ₯° mirarisoa hatrany πŸ™πŸ»          Filamatra lafatra πŸ‡²πŸ‡¬ πŸ€β€πŸ’šRahoviana vao ho lany ny ala antsinananaZay ...
14/03/2026

Partie : 38 😘
AbonnΓ© πŸ₯° mirarisoa hatrany πŸ™πŸ» Filamatra lafatra πŸ‡²πŸ‡¬ πŸ€β€πŸ’š

Rahoviana vao ho lany ny ala antsinanana
Zay ny rehareha sy mibitsika ao an_tsaina
Saingy zato no ambolena nefa arivo no tapahina
ory Gasikara ,mitomany mitaraina

Dia hanao ahoana ny hoavy nay aty arina
Ra hitoy ny fomba ratsy
Dia hiena ny fanirina ka mety ho foana aza atsy ho atsy

Tanoro ony mantsy ny hoavim_pirenena
Nefa atao ahoana ny miaina tany ngazana
Ilay loko nanamarika ho maitso lasa mena
Eboebo fotsiny ilay ho an'ny taninjanaka

Hiverina amin'ny endriny ilay ala antsinana
Ra misaina izaho sy ianao
Dia arivo ny anovanana
Ka zato no tapahina ra toa tsy maintsy atao

Akon'ny Riana .πŸͺΆ
MASINA NY TANINDRAZANA πŸ‡²πŸ‡¬

Address

0342942657
Moramanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Akon'ny Riana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category