07/09/2026
Nandalo ny Ray aman-dreny eto @ fikambanana.
Nalisoa RAVALITERA. Mpanoratra malaza eto @ firenena.
Kopa-tànana hono ho anareo promotion Lasy Ravinala faha 9 rehetra sy ianareo 3 mirahalahy hafa ekipa foibe niaraka taminy t@ fotoanany.
Maro be ny zavatra nampitainy nandritra ny fotoana kely nandalovany teto @ botika tily Antsahamanitra, isan'izany ny hoe "TOE-TSAINA TILY"
Mba zarao eo @ commentaire izay fantatr'ise mahakasika azy indrindra ny naha Tily azy.