30/06/2026
bonsoir 👐,faly foana ny tenako manolatra zava-baovao ho anareo 😃
Acrylic sur toile izay mirefy 45×38,5cm🎨
Ho anao izay liana na maniry ny hanao commende dia mandefasa hafatra miafna (Mp) hatrany dia aza adino ny m abonné ny page 🙏
Mankasitraka indrindra 🙏
Aina Portraitiste ✍️🇲🇬