25/02/2026
Mila kalitao ve ny sangan'asanao nefa amin'ny sarany mirary? Ny DJ RAKOTO PRODUCTION dia vonona hatrany hanome ny tsara indrindra ho antsika mpanakanto!
Indreto ny tolotra azonao isafidianana:
๐ฅ Clip Vidรฉo (Sans Lumiรจre) : 150 000 Ar
โจ Visualizer : 50 000 Ar
๐ Lyrics Video : 20 000 Ar
๐จ Pochette Album : 3 000 Ar
๐ Aza misalasala fa miditra @ hafatra miafina (MP) , na miantso ny 0346825362 avy hatrany raha misy fanontaniana na hanafatra.
Misaotra Tompoko !!! ๐