Émission Zaigny M'IZY

Émission Zaigny M'IZY "Miray hina🧑‍🧑‍🧒‍🧒, Miara-mandray vaovao📰📺, Miara-mizara fahalalana📚🧑‍🎓"

27/06/2026

Voambolana Anti-Maroa🙂✔️: Mitangatriky🤭
Ataova ao @ Coms fahaizanao azy

🇲🇬 FANAVAOZANA HO FANDROSOAN'NY MADAGASIKARA 🇲🇬Amin'izao fankalazana ny tsingerintaona nahazoan'i Madagasikara ny Fahale...
26/06/2026

🇲🇬 FANAVAOZANA HO FANDROSOAN'NY MADAGASIKARA 🇲🇬

Amin'izao fankalazana ny tsingerintaona nahazoan'i Madagasikara ny Fahaleovantena izao, ny Page Zaigny M'IZY dia mirary Fetim-pirenena sambatra ho an'ny vahoaka rehetra eto Ambatosoa sy manerana an'i Madagasikara.
Enga anie izao fety izao hitondra firaisankina, fihavanana, fandriampahalemana ary fandrosoana ho an'ny tanintsika . Aoka isika samy handray anjara amin'ny fanorenana firenena matanjaka sy mendrika ho an'ny taranaka ankehitriny sy ny ho avy.
"Miray hina, mifankatia ary miara-manandratra an'i Madagasikara."
🎉 Tratry ny Fetim-pirenena faha-26 Jona! 🎉

Zaigny M'IZY 📺 Émission Facebook
📰 Vaovao sy fahalalana
📍 Maroantsetra, Madagascar

📢 Zarao 🔔 Araho ny pejy
Émission Zaigny M'IZY 📰
👉 Aza adino manindry ny "J'aime"👍 sy "Suivre"

24/06/2026

Voambolana Anti-Maroa🙂✔️ : Mibalawasy 🤔
Soraty @ commentaire teny ainao mitovy hevitry aminazy📝

Ny Émission Zaigny M'IZY dia manolotra ho anao Isankerinandro ny Alarobia sy Sabotsy isaky ny @ 7Ora ariva "VOAMBOLANA A...
23/06/2026

Ny Émission Zaigny M'IZY dia manolotra ho anao Isankerinandro ny Alarobia sy Sabotsy isaky ny @ 7Ora ariva "VOAMBOLANA ANTI-MAROA ". Izay hoentina anazavana ny dikan'ilay voambolana sy handraisan'ny rehetra anjara @ alalan'ny Commentaire ny filazana ny teny mitovy hevitra aminy izay Voambolana anti-Maroa ihany✔️
Isaky ny Alahady kosa no live fohifohy anazavana amintsika ireo voambolana 2 nandritran'ny erinandro👍

Ndao ary hiara-hitafatafa @ alalan'ny Kolotsaina anti-Maroa🙂

Zaigny M'IZY 📺 Émission Facebook
📰 Vaovao sy fahalalana
📍 Maroantsetra, Madagascar

📢 Zarao 🔔 Araho ny pejy
Émission Zaigny M'IZY 📰
👉 Aza adino manindry ny "J'aime"👍 sy "Suivre"

🎉 FANKALAZANA NY ANDRON'NY RAY 🎉Amin'izao Andron'ny Ray izao, ny pejy   Zaigny M'izy dia mirary fety sambatra sy fahasal...
21/06/2026

🎉 FANKALAZANA NY ANDRON'NY RAY 🎉

Amin'izao Andron'ny Ray izao, ny pejy Zaigny M'izy dia mirary fety sambatra sy fahasalamana ho an'ny Ray rehetra.
Tsongaina manokana amin'izany ny de Madagascar voafidy teto Maroantsetra, ny -n'ny Faritra Ambatosoa Préfecture de Maroantsetra , ny Régional de la Population et de la Solidarité Naftaly Jasara , ny de Police Micky Nelson , ny Médecin Inspecteur @ Ranaivo Tiana Yves, ary ireo Ray rehetra manerana ny faritra.

Mirary fahombiazana, hery ary fitahiana hatrany amin'ny adidy sy andraikitra sahaninareo.
🎊 Tratry ny Fetin'ny Ray! 🎊

19/06/2026
Efa izy edy zaigny😉. Magnano mbolatsara atsika jiaby izay manaraka ity page ity, ho avy tsy ho ela ny fanombohana ny fan...
17/06/2026

Efa izy edy zaigny😉.
Magnano mbolatsara atsika jiaby izay manaraka ity page ity, ho avy tsy ho ela ny fanombohana ny fandaharana "Zaigny M'IZY"🙂 ka araho tsy tapaka ny pejy ntsika 🙏
📺 Émission 'Zaigny M'IZY
📰 Vaovao sy fahalalana
📍 Maroantsetra, Madagascar
°°°°°°° Zaigny M'IZY °°°°°

🎙️ Tongasoa eto amin'ny Émission Zaigny M'IZY!🎉"Miray hina, miara-mandray vaovao, miara-mandray fahalalana."Ity pejy ity...
15/06/2026

🎙️ Tongasoa eto amin'ny Émission Zaigny M'IZY!🎉
"Miray hina, miara-mandray vaovao, miara-mandray fahalalana."
Ity pejy ity dia natao hizarana vaovao, fahalalana, ary resadresaka mahasoa ho an'ny rehetra.
📢 Zarao 🔔 Araho ny pejy
Émission Zaigny M'IZY 📰
👉 Aza adino manindry ny "J'aime"👍 sy "Suivre"
Zaigny m'izy 📺 Émission Facebook 📍 Maroantsetra, Madagascar
Mankasitraka ny fanohananao! 🙏

Address

Ankiakandrefana
Maroantsetra
512

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Émission Zaigny M'IZY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category