Anoka Village - Mahitsy Ampanotokana

Anoka Village - Mahitsy Ampanotokana Piscine - Aire de repos - Billard - Babyfoot - Terrain synthétique - Pétanque - Picnic - Camping - Karaoke - Salle de spectacle et d'événement

Eny tompoko mandray ny andro malaza rehetra ny ato amin'ny  Anoka Village - Mahitsy Ampanotokana. ( Fiançailles, Mariage...
06/06/2026

Eny tompoko mandray ny andro malaza rehetra ny ato amin'ny Anoka Village - Mahitsy Ampanotokana. ( Fiançailles, Mariage, Anniversaire, Conférence, Atelier, sy ny événements rehetra izay tianareo ho tanterahina).

Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka mandefa hafatra ato amin'ny pejy na miantso ny laharana.
☎️ 034 10 857 90

☎️ 034 10 857 90
26/05/2026

☎️ 034 10 857 90

Nahafinaritra ny lundi de Pâques tato amin'ny Anoka Village - Mahitsy Ampanotokana  mankasitraka antsika rehetra tonga. ...
08/04/2026

Nahafinaritra ny lundi de Pâques tato amin'ny Anoka Village - Mahitsy Ampanotokana mankasitraka antsika rehetra tonga. 🙏

❤️ Hoan'izay mbola manana sary tamin'io fotoana io dia alefaso ao amin'ny commentaire hojeretsika miaraka e ! Milay hoa ianareo. 👊

❤️ Ho an'ireo izay andalo amity herinandro ity kosa dia amin'ny Zoma Sabotsy Alahady izao indray izahay vao misokatra.
☎️ 0341085790

Joyeuses pâques 2026 daholo isika rehetra ❤️ Misokatra foana ny Anoka Village - Mahitsy Ampanotokana  na anio na rahampi...
05/04/2026

Joyeuses pâques 2026 daholo isika rehetra ❤️
Misokatra foana ny Anoka Village - Mahitsy Ampanotokana na anio na rahampitso lundi de Pâques 🍀

Activités : Karaoke / Piscine / Foot terrain synthétique / Billard / Pétanque.

Misy tsakitsaky sy zava pisotro ety an toerana. Fa afaka mitondra sakafo ihany koa ❤️ Mandefasa Mp ho an'ny mila fanazavana fanampiny na miantsoa ny laharana eo ambany.

☎️ 0341085790

Rahampitso 21 et 22 Mars sisa no week end hisokafan' ny Anoka Village - Mahitsy Ampanotokana  farany amity volana Mars i...
20/03/2026

Rahampitso 21 et 22 Mars sisa no week end hisokafan' ny Anoka Village - Mahitsy Ampanotokana farany amity volana Mars ity . 🍀

27 -28 - 29 Mars tsy dispo intsony fa efa privatisé ny toerana ❤️. Ho an'izay anao réservation salle na privatisation toerana MOIS D'AVRIL dia afaka miantso mialoha .

☎️0341085790

Andao mba hivoboka kely miaraka amin'ny namana sy fianakaviana aty amin'ny  Anoka Village - Mahitsy Ampanotokana  e ! Ho...
22/02/2026

Andao mba hivoboka kely miaraka amin'ny namana sy fianakaviana aty amin'ny Anoka Village - Mahitsy Ampanotokana e !

Homano dieny izao ny pro weekend ary.
☎️ 034 10 857 90

Ho an'ny Olona rehetra izay tonga ety amin'ny Anoka Village - Mahitsy Ampanotokana  amin'ny 14 fevrier ho avy izao dia 5...
07/02/2026

Ho an'ny Olona rehetra izay tonga ety amin'ny Anoka Village - Mahitsy Ampanotokana amin'ny 14 fevrier ho avy izao dia 5000 Ar daholo ny fidirana sy ny manao piscine.

Fotoana fifampizarana fitiavana ny andron'ny saint Valentin. Izao dia efa amboaro ny programme ary e . 🌿
☎️0341085790

Bonne Année 2026 🎊 efa misokatra ho an'ny be sy ny maro ny Anoka Village - Mahitsy Ampanotokana    Manomboka androany 2 ...
02/01/2026

Bonne Année 2026 🎊 efa misokatra ho an'ny be sy ny maro ny Anoka Village - Mahitsy Ampanotokana
Manomboka androany 2 Janvier.

Ho an'izay hanao réservation fifampiarahabana tratry ny taona dia afaka miantso dieny izao. 😊

☎️ 0341085790

Tsy misokatra ny Anoka Village - Mahitsy Ampanotokana  ny Alarobia 31 décembre sy ny Alakamisy 1er Janvier.  Ho anizay a...
29/12/2025

Tsy misokatra ny Anoka Village - Mahitsy Ampanotokana ny Alarobia 31 décembre sy ny Alakamisy 1er Janvier.

Ho anizay anao fihaonana taom-baovao manomboka 2 Décembre kosa dia afaka miantso mialoha.

☎️0341085790

Address

Mahitsy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Anoka Village - Mahitsy Ampanotokana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share