Poeta Kelinay

Poeta Kelinay Poeta Kelinay✝️
🔸Mpanoratra Tononkalo
> Fitiavana
> Mistery
> Zava-miafina

Mivarotra Boky Tononkalo ihany koa

amin'izao Alina izao dia mbola mahavita maka sary ihany 😭🙄🤣Vao Lena io volo io dia raikitra pika sary 🙆Bon8... 🚶
05/06/2026

amin'izao Alina izao dia mbola mahavita maka sary ihany 😭🙄🤣
Vao Lena io volo io dia raikitra pika sary 🙆
Bon8... 🚶

05/06/2026

𝗧𝘀𝘆 𝗿𝗮𝗿𝗶𝗻𝘆 𝗸𝗼𝘀𝗮 𝗶𝘇𝗮𝗼 💔🥺
: Renty Sarobidy
: Poeta Kelinay

05/06/2026

Tsy maintsy mandresy ianao ❤️🙏🥺

04/06/2026

Mialatsiny... 💔🥺
: Nyangalina Harenah Tokana Antanyh
: Poeta Kelinay

Aza matahotra fa tsy sarotra be ny mianatra an'io ❤️🥺
04/06/2026

Aza matahotra fa tsy sarotra be ny mianatra an'io ❤️🥺

03/06/2026

Fa mba iza kay ianao ?
: Fyh Mham'ïï
: Poeta Kelinay

Midongy ho hitanao ❤️🥺Efa lasa nofinofy ny hotiavinao manginaDia mameno sary an-tsaina ilay fitsikinao mandonaEfa feno n...
03/06/2026

Midongy ho hitanao ❤️🥺

Efa lasa nofinofy ny hotiavinao mangina
Dia mameno sary an-tsaina ilay fitsikinao mandona
Efa feno ny hetaheta sy ilay kalom-panirina fa...
Rehefa ianao no diso dia aleo aho no hifona

Malala oh

Eto hampanoratana aho mandefa saina irery
Hoe ahoana koa moa izany raha izao no vadinao ?
Na hitranga tena hiainana ny nofy Mistery dia...
Izaho sy ianao no sisa eto amin'izao tontolo izao

Malala ah

Midongy ho hitanao fa tsy tazanao matetika
Mangataka jerena n'aza iray minitra ihany
Izay hoe mitia rehefa sendra diso tetika dia...
Mihaino hira mampanembona handatsahana tomany

Satria...
Midongy ho hitanao fa tsy tazanao akory

Poeta Kelinay ✝️

03/06/2026

Efa nanonofy zavatra Mistery ve ianao ? 🖤
Tsy devoly fa zava-miafina milaza ny fiainana ho avy 🖤🥺

Address

Mahamasina
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Poeta Kelinay posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share