10/03/2026
☎️ Ny Call Center dia sehatra mivelatra sy stable amin’izao fotoana izao.
Saingy tsy asa mora izy io — mila discipline, communication motivation ary technique✅
❌Inona ary nefa ny antony mahavosakana anao tsy hiditra amin'io sehatra io?
Ireto ny antony:
• Tsy ampy fahalalana na manque d’information momba ilay secteur
• Tsy mbola mahafehy technique de vente sy communication professionnelle
• Matahotra na tsy mbola zatra entretien d’embauche
• Tsy mahalala tsara ny fomba fiasa ao amin’ilay entreprise cible
Ireo no sakana matetika. Fa azo ovaina izany rehefa voaomana tsara ianao.
🎯 VAOVAO TSARA: Indro ny offres d’emploi ho an’ny anao expérimenté na koa débutant fa motivé :
📌 Postes disponibles : 🤝 Recrutement talents Smartelia × Job Courses
1️⃣ Comptable bilingue – shift nuit
2️⃣ Assistant(e) administratif(ve) bilingue – shift nuit
3️⃣ Assistant(e) polyvalent(e)
4️⃣ Support client bilingue
💡 Fa alohan’ny handefasanao candidature dia zava-dehibe ny manao ireto recherche ireto :
✔️ Fantaro ny activité principale an’ilay entreprise
✔️ Jereo ny services proposés
✔️ Fantaro ny objectif sy mission an’ilay entreprise
✔️ Araho ny actualité récente (offre d’emploi, projets, évolution…)
👉 Izany rehetra izany dia manampy anao ho matoky tena sy ho vonona amin’ny recrutement.
🎓 Raha te hianatra lalindalina kokoa sy hiomana amin’izany secteur izany ianao :
lalana iray no azo antoka :
✅JOB COURSES✅ 🚀 We learn then we work.
🔥 Raha te hivoatra sy hanokatra varavarana vaovao ho an’ny hoavinao ianao,
📍 Toerana : 67 Ha – ambadikin’ny arrêt bus 119
📞 Contact : 034 60 967 91
💬 KOA ANDAO HIASA ARY… FA FOTOANA IZAO.