22/08/2026
Un jeu de rôle des plus amusants, à (re)découvrir 🌼
Sur Tana, Majunga ou Tuléar choisissez votre lieu 😉
Bonjour à toutes et à tous! 🤙
Aujourd’hui, Trimobe sort d’Antananarivo et vous donne rendez-vous dans deux villes! 🔥
📍 Mangarivotra, Majunga - retrouvez-nous après l’atelier bracelets brésiliens avec MIREA. mg organisé par attimo.
📍 Tuléar - retrouvez-nous également à l’occasion du Seho Gasy organisé par Or' AURA
Deux lieux, deux ambiances, mais toujours la même envie: partager un bon moment autour de Trimobe! 😉
Alors, où allez-vous nous retrouver aujourd’hui?
________________________________________
Salama daholo! 🤙
Androany dia mivoaka an’Antananarivo ny Trimobe ary afaka hihaona aminay ianareo any amin’ny tanàna roa! 🔥
📍 Mangarivotra, Mahajanga - hihaona aminay aorian’ny atelier fanaovana bracelets brésiliens miaraka amin’ny MIREA. mg karakarain'i attimo.
📍 Toliara - ho hita ao ihany koa izahay mandritra ny Seho Gasy karakarain'i Or'Aura
Toerana roa, rivo-piainana roa, fa tanjona iray ihany: hiara-hizara fotoana mahafinaritra amin’ny Trimobe! 😉
Ka aiza amin’ireo no hihaonanareo aminay androany?