Antsa tononkalo

Antsa tononkalo Tsy Kivy Aho manantena ❤️
Fa mbola hoavy ilay fandresena ❤️

14/04/2024
Mbola izy ihany , Ilay tokam po fahiny🧕 Tamin'ireny izy nijaly , fa izao efa anilan'ilay tiany👩‍❤️‍💋‍👨Tena nitia anao to...
14/04/2024

Mbola izy ihany , Ilay tokam po fahiny🧕
Tamin'ireny izy nijaly , fa izao efa anilan'ilay tiany👩‍❤️‍💋‍👨
Tena nitia anao tokoa izy tamin'ireny🧑‍🦰
Saingy nararaotinao ny fahalemeny❤️‍🩹

Nampirafesina izy , Ary noratraina💘
Tsy mba nohenoina akory raha
nitaraina😥
N'y sipanao fona no nanahirana anao
Hany ka natosikao ny fitiavany Ary
Natao ankilabao💔

Ka ho fahadisoany ve ra nitia olon-
Kafa🚶

Tsy izy no tsy Tia fa ianao no
Nandrasa🚶
Ireny fikasana sy voahady taloha
Raiso ho tsiambaratelo🤞
Fa ankehitriny tsofy rano izy , aza
Arahana alahelo☺️

❤️ Antsa ❤️

Address

Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Antsa tononkalo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category