24/07/2026
📢 FAMPANDRENESANA
Mampandre antsika mpanjifa sy namana rehetra fa TSY HISY KARAOKE androany noho ny zava-misy iaraha mahalala eto amin'ny firenena
👉 Ahemotra rahampitso amin'ny 19h30 ny fotoana.
Manasa anareo rehetra ho tonga maro hiara-hifaly sy hankafy ny takariva miaraka aminay rahampitso!
Misaotra indrindra amin'ny fahazoanareo. ❤️