RuD Company M/Car

RuD Company M/Car Mandray commande rehetra na dia tsy marque JIBILY aza izahay 😉
Contact : 0375612571
Afaka mandefa @ faritra rehetra ihany koa

🔥 Ayoooooo 🔥 Efa ho avy ny fetin'ny Reny,Maman,....😉Alefaso ny commande ntsika fa iray andro ihany dia efa vita 👌 Tissus...
21/05/2026

🔥 Ayoooooo 🔥
Efa ho avy ny fetin'ny Reny,Maman,....😉Alefaso ny commande ntsika fa iray andro ihany dia efa vita 👌 Tissus haute qualité no 100% coton✨

🔹 Prix :30.000ar
Midira mp tompoko ooo 📩

🔥 Ayoooooo 🔥 Hmmmmmmmmm 🤤...Ny hatsarana nga hitsitsy @ nareo zany 😅.Alefaso ny commande fa miandry anareo izahay ☺️,efa...
19/05/2026

🔥 Ayoooooo 🔥
Hmmmmmmmmm 🤤...Ny hatsarana nga hitsitsy @ nareo zany 😅.Alefaso ny commande fa miandry anareo izahay ☺️,efa akaiky ko ny fety ry havakoooo 🤟

🔹Prix : 30.000 ar
🔹100% coton
🔹Dispo toute tailles et couleurs
🔹Iray andro ihany dia efa vita ny commande
🔹Afaka mandefa @ faritra hafa ihany koa

Midira mp oooo 📩✨

🔥 Ayoooooo 🔥 Salama tompoko oo !Maro ianareo no miteny sy mandefa mp hoe ''Fa maninona ny lambanareo no somary ambony ny...
18/05/2026

🔥 Ayoooooo 🔥
Salama tompoko oo !Maro ianareo no miteny sy mandefa mp hoe ''Fa maninona ny lambanareo no somary ambony ny prix ''...''Fa maninona no tsy mitovy @ sasany ''
Dia izao ny valiny tompoko :
🔹 Manana logo mampiavaka anay izahay tompoko
🔹100% coton ary tissus haute qualité
🔹Tsy miofo no tsy miroroka rehefa sasana ny lamba ato
🔹 Iray andro ihany dia efa vita ny commande
🔹 Mamorona logo sy manatsara ny logo ny client koa izahay

Aza misalasala manontany tompoko raha misy zavatra tsy azo ☺️

Midira mp Tsa Gyman raha mila fanazavana fanampina 😉

🔥 Ayooooo 🔥 Efa ho avy ny fety ka manaova metimety euhhh ☺️😜 satria vonona hanome ny tsara ho anareo foana ny RuD Compan...
18/05/2026

🔥 Ayooooo 🔥
Efa ho avy ny fety ka manaova metimety euhhh ☺️😜 satria vonona hanome ny tsara ho anareo foana ny RuD Company 👕
🔹Prix :30.000ar
🔹 Taille :S, M, L, XL, XXL
🔹Dispo toute couleurs
🔹 Afaka mandefa @ rehetra
🔹Iray andro ihany dia efa vita ny commande 👌

N.B: Afaka manao personnalisé ihany koa izahay fa tsy votery ireo fona ☺️

Midira mp ooo 📩

🔥 Ayoooooo 🔥 T-shirt ho an'ny couple ndray oooo 😍, t-shirt vaovao be mbola tsy misy mpanana mihintsy indray no atolotran...
17/05/2026

🔥 Ayoooooo 🔥
T-shirt ho an'ny couple ndray oooo 😍, t-shirt vaovao be mbola tsy misy mpanana mihintsy indray no atolotran'ny RuD Company 👕 ho antsika ☺️

🔹Prix :55.000ar
🔹Taille :S, M, L, XL, XXL
🔹Dispo toutes couleurs
🔹100% coton ary tissus haute qualité ✨
🔹Iray andro ihany dia efa vita 👌
Afaka mandefa @ faritra rehetra ☺️

Midira mp tompoko ooo 📩
N.B: Afaka manao personnalisé ihany koa izahay

17/05/2026

Salama tompoko, mbola mandray revendeurs izahay ho an'izay vonona 😉

🔥 Ayoooooo 🔥 Efa ho avy tsy ho ela ny fetin'ny Reny malalantsika 🤱...Ka faly izahay ato  Company M/Car manolotra T-shirt...
17/05/2026

🔥 Ayoooooo 🔥
Efa ho avy tsy ho ela ny fetin'ny Reny malalantsika 🤱...Ka faly izahay ato Company M/Car manolotra T-shirt ho anareo ☺️,mety atao cadeau tsara izy 🎁
🔹Prix :30.000ar
🔹Taille S, M, L, XL, XXL
🔹Dispo toutes couleurs
🔹 Iray andro ihany dia vita
🔹100% coton ary tissus haute qualité
Eto Mahajanga no misy anay ary afaka mandefa @ faritra hafa koa 😉

N.B:Afaka manao personnalisé ihany koa izahay fa tsy votery ireo fona ☺️

Midira mp tompoko ooo 📩

🔥 Ayooooo 🔥 Efa ho avy ny fety havako einnn 🎉 ka noho izany manaova raha tsara ✨.T-shirt vokarin'ny RuD Company 👕 , tiss...
15/05/2026

🔥 Ayooooo 🔥
Efa ho avy ny fety havako einnn 🎉 ka noho izany manaova raha tsara ✨.
T-shirt vokarin'ny RuD Company 👕 , tissus haute qualité no omenay anareo 😉
🔹Prix :30.000ar
🔹Taille :S, M, L, XL, XXL
🔹Dispo toutes couleurs
🔹Iray andro ihany dia efa vita ny commande nareo
🔹 Mahajanga fa afaka mandefa @ faritra hafa koa izahay 🚌

Midira mp ooo 📩

🔥 Ayooooo 🔥 T-shirt vaovao be vokariny RuD Company 👕 Antsika tsy lany raha tsara,ke alefaso  basy commande ntsika fa ira...
14/05/2026

🔥 Ayooooo 🔥
T-shirt vaovao be vokariny RuD Company 👕 Antsika tsy lany raha tsara,ke alefaso basy commande ntsika fa iray andro to defa vitaaaa 😉

🔹Prix :30.000ar
🔹Taille :S,M,L,XL XXL
🔹Dispo toute couleurs
🔹 Mahajanga fa afaka mandefa @ faritra rehetra

Midira mp ary ooo 📩

14/05/2026

🔥 Ayooooo 🔥
Miarahaba ooo,izahay ato @ RuD Company dia mandray revendeurs ho an'izay vonona 😉
Midira mp ary oo

🔥 Ayoooooo 🔥 Izahay ato @ RuD Company 👕 ihany koa dia mandray ireny t-shirt personnalisé, t-shirt fikambanana,sns ireny ...
13/05/2026

🔥 Ayoooooo 🔥
Izahay ato @ RuD Company 👕 ihany koa dia mandray ireny t-shirt personnalisé, t-shirt fikambanana,sns ireny 😉

Afaka miresaka tsara mbola hivarotra ihany koa 🤟

Midira mp Tsa Gyman raha mila fanazavana fanampina tompoko 😊

Address

Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RuD Company M/Car posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category