Makoa Lava Volo

Makoa Lava Volo 💁🏽‍♀️ Crépus & belles
🌿 Conseils cheveux & peau
🌸 Astuces beauté naturelle
🛍 Produits & accessoires
📍 Mahajanga
📩 Commande en inbox

Qui veut un gros câlin ? 🤗😋   👇👇
10/08/2026

Qui veut un gros câlin ? 🤗😋


👇👇

VOLO MAINA 🔥🥺❌                          3️⃣ SOLUTIONS 3 🌱💧 CAUSE 1 → HYDRATERAmpidiro ao amin'ny routine ny soin hydrata...
08/08/2026

VOLO MAINA 🔥🥺❌

3️⃣ SOLUTIONS 3 🌱

💧 CAUSE 1 → HYDRATER
Ampidiro ao amin'ny routine ny soin hydratant/tonique, ary aza miandry ho maina be vao mikarakara.

🔥 CAUSE 2 → PROTÉGER
Ahena ny chaleur ary ampiasao protection adaptée rehefa tena ilaina ny chaleur.

🪮 CAUSE 3 → NOURRIR + MANIPULER DOUCEMENT
Soin nourrissant + huile/beurre amin'ny quantité mety, ary detangling doux.

🌿 Makoa Lava Volo
Hi Art

VOLO MAINA 🔥🥺❌                2️⃣ INONA NO VOKATRA RATSY? 😰Rehefa avela maharitra ilay sécheresse dia mety hiseho:❌ Volo...
08/08/2026

VOLO MAINA 🔥🥺❌
2️⃣ INONA NO VOKATRA RATSY? 😰

Rehefa avela maharitra ilay sécheresse dia mety hiseho:
❌ Volo mora tapatapaka
❌ Pointes fourchues
❌ Volo mikorontana sy sarotra hibangohana
❌ Volo tsy mamirapiratra
❌ Sarotra mitazona longueur
👉 Ary io farany io no tena zava-dehibe: indraindray tsy hoe tsy mitombo ny volo, fa very ny longueur noho ny casse.

Coucou belle ❤️ , hiresaka lohahevitra iray isika androany , dia mahakasika ny :                                 VOLO MA...
08/08/2026

Coucou belle ❤️ , hiresaka lohahevitra iray isika androany , dia mahakasika ny :
VOLO MAINA? 🥺🔥❌
Fantatrao ve hoe inona no tena mahatonga azy ho maina?

1️⃣ 😏

① Tsy ampy hydratation 💧
Tsy mahazo rano/hydratation ampy ny fibre capillaire, ka lasa maina sy tsy malefaka.

② Fampiasana chaleur be loatra 🔥
Sèche-cheveux, lisseur, brushing… Ny chaleur matetika dia mety hanimba ny fibre ary hampihena ny hamandoana ao amin'ny volo.

③ Manipulation & produits agressifs 🪮
Fikobanana mafy, coiffures serrées, shampooing trop décapant na traitements chimiques → mety hanimba ny fibre capillaire.

 Tena mampalahelo ny aty Toamasina.Cyclone 🌪️ Rava trano (ny anay anisan'ireo rava tanteraky ny      )😥 Teo indray taty ...
04/08/2026


Tena mampalahelo ny aty Toamasina.
Cyclone 🌪️ Rava trano (ny anay anisan'ireo rava tanteraky ny )😥 Teo indray taty akaikinay nisy noravaina trano 🥺 Nanatri-maso ny tena, nalahelo nahita ireo olona eny amin'ny sisin'arabe no nahandro sy natory, ny orana anefa nisy foana😥.
Izao indray, Famahaizana tetsy bazary kely .

Copie: 👉. " 𝑳𝒐𝒛𝒂 𝒎𝒂𝒏𝒕𝒔𝒊𝒓𝒂𝒗𝒊𝒏𝒂 𝒕𝒂𝒐 @𝑩𝒂𝒛𝒂𝒓𝒚 𝑲𝒆𝒍𝒚 𝑻𝑶𝑨𝑴𝑨𝑺𝑰𝑵𝑨:😪

🔥. Etoana dia mankahery an'ireo olona izay simba fananana sy very vola tamin'ny fahamaizan'ny tsena ao izahay 💔🫂.
Vohin-kava mahatratra eh ,miombom-po tanteraka aminareo izahay 😶😟.
🙏Mirary fiononana feno ho an'ny havan'ilay olona hita faty efa may izahay ,samia mahereza daholo 🙏

🙏. Mafy izao fa Andriamanitra anie hanampy antsika tsirairay avy amin'ny fanarenana sy ny fitohizan'ny fitadiavana indray🙏 ✊🏻."


👇

❓❓👀  ANDEHA HANAPAKA VOLO NY 1ER AOÛT ✂️😁 Hoentiko amin'ity   ity ianareo mba hanazavako azy🫣😁 Hi Art Fa maninona no mar...
31/07/2026

❓❓👀 ANDEHA HANAPAKA VOLO NY 1ER AOÛT ✂️😁

Hoentiko amin'ity ity ianareo mba hanazavako azy🫣😁 Hi Art

Fa maninona no maro ny milaza hoe "ANDEHA HANAPAKA VOLO NY 1ER AOÛT" ? ☺️✂️
Sy maninona no resahana foana ny `Pleine Lune` 🌒🌖?

Andao holazaina ny marina 👇

# # # # **1. NY KOLONTSAINA + NY LUNE**
Ho an'ny Malagasy sy Frantsay, ny `1er Août` dia `fiandohana vaovao`.
Ho an'ny nentin-drazana kosa dia miankina amin'ny `Lune` ny zava-drehetra.

# # # # **2. NY SCIENCE + NY LUNE ?**
Misy fitsipika 2 lehibe:

1. **NY SAISON** : Ny `Août - Septembre` no `saison de pousse`. Be masoandro = be Vitamine D.
2. **NY LUNE** : Ity no tena fototra ho an'ny nentin-drazana sy ny coiffeur pro maro.
- **`LUNE MONTANTE / PLEINE LUNE`** → Fotoana **hanapahana raha te hihamanana sy hitombo haingana** ny volo. Ny sève miakatra.
- **`LUNE DESCENDANTE`** → Fotoana **hanapahana raha te hahamafy sy ho matevina** ny volo. Tsy hitombo haingana fa hihamafy.

⚠️ **ZAVA-DEHIBE ETO TANA** :
Mbola mangatsiaka ny 1er Août. Raha tapahinao ka tsy karakaraina dia mora ho vaky.
**Toro-hevitro**: Jereo ny calendrier lunaire + miandry `15 Août - 10 Septembre` izay mafana.

# # # # **3. KA INONA NO ZAVA-DEHIBE MARINA?**
Tsy ny daty irery. Fa izao 4 izao :
1. **Esory ny pointes maty** : Raha vaky dia tsy hitombo.
2. **Karakarao aorian'ny fanapahana** : Huile sy hydration.
3. **Ataovy ao anatin'ny SAISON** : Août-Septembre.
4. **Ataovy amin'ny LUNE MONTANTE** : Raha te ho lava haingana.

**FEHINY** :
Aza miandry 1er Août fotsiny. Jereo ny `Lune` sy ny `saison`.
Raha te ho lava haingana dia tapaho amin'ny **Lune Montante amin'ny volana Août** 💪

Ary ianao, te hanapaka amin'ny lune inona ianao? ❤️
Soraty "LUNE" ao amin'ny commentaire raha te halefako ny `calendrier lunaire Août 2026` ☘️

` `

---

# # # **VERSION FRANÇAISE 🇫🇷**

Pourquoi "couper le 1er Août" ?
Et pourquoi on parle toujours de la `Pleine Lune` ?

Voici la vérité complète 👇

# # # # **1. LA TRADITION + LA LUNE**
Le `1er Août` = nouveau départ.
Mais pour la tradition, tout dépend de la `Lune`.

# # # # **2. QUE DIT LA SCIENCE + LA LUNE ?**
2 règles importantes :

1. **LA SAISON** : `Août - Septembre` = saison de pousse. Plus de Vitamine D.
2. **LA LUNE** : C'est la base pour beaucoup de coiffeurs et la tradition.
- **`LUNE MONTANTE / PLEINE LUNE`** → Couper pour **avoir des cheveux qui poussent plus vite et plus longs**. La sève monte.
- **`LUNE DESCENDANTE`** → Couper pour **avoir des cheveux plus forts et plus épais**. Ça pousse moins vite mais c'est plus solide.

⚠️ **IMPORTANT POUR ANTANARIVO** :
Il fait encore frais le 1er Août. Hydrate bien après la coupe.
**Mon conseil**: Regarde le calendrier lunaire + attends `du 15 Août au 10 Septembre`.

# # # # **3. ALORS QU'EST-CE QUI COMPTE VRAIMENT ?**
Pas la date seule. Mais ces 4 points :
1. **Couper les pointes abîmées**
2. **Faire un soin après**
3. **Le faire en SAISON** : Août-Septembre
4. **Le faire en LUNE MONTANTE** : Si tu veux de la longueur vite.

**CONCLUSION** :
N'attends pas le 1er Août. Regarde la `Lune` et la `saison`.
Si tu veux de la longueur, coupe en **Lune Montante au mois d'Août** 💪

Et toi, tu veux couper en quelle lune ? ❤️
Commente "LUNE" si tu veux que je t'envoie le `calendrier lunaire Août 2026` ☘️

` `

31/07/2026

Malaza any aminareo kou ve ❓
Le 1er août arrive bientôt 🫣
Aiza le ✂️ e😂

Sabotsy ny andro e☘️😅Fotoana fanaovana soin ho an'ny volo tiana ho lava🫣Voici une routine capillaire complète, adaptée à...
25/07/2026

Sabotsy ny andro e☘️😅
Fotoana fanaovana soin ho an'ny volo tiana ho lava🫣

Voici une routine capillaire complète, adaptée à la plupart des cheveux naturels, crépus, bouclés ou frisés. 🫣☘️
🌿 1. Avant le lavage (Pré-poo) – 20 à 60 minutes
Applique une huile (olive, coco, tournesol ou avocat) sur les longueurs.
Si les cheveux sont très secs, ajoute un peu de gel d'aloe vera.
Démêle délicatement avec les doigts ou un peigne à dents larges.
🫧 2. Lavage
Mouille bien les cheveux à l'eau tiède.
Applique le shampooing principalement sur le cuir chevelu.
Masse doucement avec le bout des doigts pendant 2 à 5 minutes.
Laisse la mousse nettoyer les longueurs en rinçant.
💧 3. Après-shampooing
Applique sur les longueurs.
Laisse agir 3 à 5 minutes.
Démêle doucement.
Rince.
🥣 4. Masque capillaire (1 fois par semaine)
Applique un masque hydratant ou réparateur. Tahaka ilay nalefako iny an😁 ilay felibatata na ravitsomanga na ravimbomanga na ravi-bageda 😋😅
Laisse poser 20 à 30 minutes sous une serviette chaude ou un bonnet.
Rince soigneusement.
🚿 5. Rinçage final
Termine par un rinçage à l'eau fraîche pour aider à refermer les cuticules.
🌱 6. Hydratation
Sur cheveux humides :
Vaporise un spray hydratant. Eto de afaka atao ny ravin-goavy, ny tongolo, izay sans rinçage intsony an🤗☘️
Applique ensuite une crème coiffante ou un lait capillaire.
🥥 7. Sceller l'hydratation
Mets quelques gouttes d'huile sur les longueurs et les pointes pour conserver l'hydratation.
💇🏾 8. Coiffure protectrice
Fais des vanilles, des tresses ou laisse les cheveux détachés selon ton envie.
Dors avec un bonnet ou une taie d'oreiller en satin, tena important be ho fiharovana ny volo an😁
Fréquence conseillée
Shampooing : toutes les 1 à 2 semaines.
Masque : 1 fois par semaine.
Hydratation : 2 à 4 fois par semaine selon la sécheresse des cheveux.
Huile : après chaque hydratation, en petite quantité.

Cette routine est cohérente : elle nettoie, hydrate, nourrit, puis protège les cheveux pour limiter la casse et favoriser leur bonne santé.

24/07/2026

Coucou belle ❤️☘️💯
Taratata ry zareo a😅 Sabotsy mantsy rahampitso, fotoana fanasana loha, koaaaaa👇👇
Inty ary ilay masque réparateur iny an😋
Facultatif ilay farehitra an (Natao iny mba hanomezana texture visqueuse ho an'ilay masque)
Ho ataoko ao amin'ny commentaires ny fanazavana mahakasika ny asan'io masque io😁👇👇
Raha misy fanontaniana ianao dia aza misalasala manoratra ao amin'ny commentaires 👇👇👍❤️

Coucou daholo ☘️❤️Itanareooooooouuu!!!! Anniversairen'ito namako ito androany 🎁🎉🥰Izy mantsy no mpimbango an'i Makoa Lava...
24/07/2026

Coucou daholo ☘️❤️
Itanareooooooouuu!!!! Anniversairen'ito namako ito androany 🎁🎉🥰
Izy mantsy no mpimbango an'i Makoa Lava Volo matetika dia matetika, indrindra rehefa andro fety ireny.
Koa andeha ary isika mba hirary soa ho azy ôh🙏😍 Go comm's nama a
Ellis Ouh Fara Nirina , Iza kou no efa nobangohiny volo??❣️😁🫣

Address

Antanimalandy SOTEMA
Mahajanga
401

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Makoa Lava Volo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category