Aaron et Yvan

  • Home
  • Aaron et Yvan

Aaron et Yvan Miderà an’i Jehovah fa tsara iIZY❤️

14/10/2026

Inona nenareo ny sakafo tokony tsy existe????
Nenay sy Yvan mantsy otran mitovy😂😅

11/10/2026

Mamindrà fo amiko Andriamanitra o
Araka ny fahasoavanao
Araka ny haben’ny fiantranao
Vonoy ny fahadisoako

Sasao madio aho mba ho afa-keloka
Ary diovy aho mba ho afa-pahotana koa
Tompo o sokafy ny molotro
Hanambara ny fiderana Anao


✅Mamindrà fo amiko

Yvan🥰

Mafàna be ny andro androany Tsara ery Manao weekend aty Ampitatafika aty zahay oBonne journée 🥰🥰
10/10/2026

Mafàna be ny andro androany
Tsara ery
Manao weekend aty Ampitatafika aty zahay o
Bonne journée 🥰🥰

🙏🏼🙏🏼
09/10/2026

🙏🏼🙏🏼

06/10/2026

Nisavasava galerie za dia nahita an’ity
Efa tamin’ny taona 2023 ity hira ity no efa nataon zalah

- Yvan tamzany tsy mbola nahalala ny fisian’izany Beso zany fa 1 ère mafatifaty🥰🥰

- Aaron koa tena mbola kely tsy nanaraka solfa fa efa mahay hoe ataoko 2 ème voix nenah🙏🏼❤️

Ndryyy tsy foiko ho lehibe izy ireto ❤️🥰❤️🥰

Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra indray o
05/10/2026

Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra indray o

30/09/2026

Jeso Mpanjaka malaza
No Tompo Mpanjakanay ;
Mahery sy tsara indrindra
Ka Izy no aronay !
Mendrika hankalazaina
Noho ny heriny ;
Eran-tany sy lanitra koa
Ny zo aman-dazany !

❤️Ry Tompo Mpanjaka mahery ô,
Mihainoa, mihainoa !
Avy manaiky tokoa izahay
Fa Tompon’ny hery rehetra Ianao,
Tsy misy mihitsy ny toa Anao,
Tsy tratry ny saina ny herinao !
Ny fiderana ‘zay entinay, raiso re ;
Ny haja atolotra Anao ety, raiso izao !❤️

171

22/09/2026

🌸 “Aza miandry hahazo izay irinao vao misaotra an’Andriamanitra. Misaora Azy noho izay efa nomeny, noho ny aina, noho ny fianakaviana, noho ny fahasoavana, ary noho ny zavatra mbola ataony eo amin’ny fiainanao.” 🙏❤️

18/09/2026

Noketrehan’zalah tato indray ity Flûte ity
Dia andao atao Duo ozy Yvan❤️

17/09/2026

Mankasitraka an Blessings craft tamin’ilay cadeau
Fa cadeau tsara indrindra ity 🥰🥰🥰

Manasa antsika hitsidika ny pejiny ao fa maro karazany ny zavatra ataon’izy ireo😘

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aaron et Yvan posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your establishment to be the top-listed arts & entertainment?

Share