05/03/2026
Betsaka isika lehibe no naniry hianatra danse classique tamin'ny mbola kely, na efa nianatra danse classique iany koa 😊.
Teny anelanelam-potoana anefa, tsy nanana possibilité ahafahana manao izany, na tsimaintsy nijanona noho ny antony manokana.
Amin'izao efa lehibe izao isika, mitsiriritra ery mahita ny ankizy nefa matahotra satria efa lehibe taona.
Tsy olana anefa izany 🥰.
Tia anana grâce ve ianao?
Sa tia hitaiza vatana anaty danse classique ?
Maniry ny anana vatana mijoro tsara, mipetraka tsara, nefa tsy sport be?
Na maniry anao danse classique ?
Rovan'dihy dia afaka manantanteraka ny nofinofinao.
Andao hiaraka andihy aminay, isaky ny samedi 8h à 8h 45 ao amin'ny Club du car Ivato.
Fidirana, sabotsy 14 mars 2026.
https://www.facebook.com/share/r/1aH6cxoeS2/