Jajuah's Confection

  • Home
  • Jajuah's Confection

Jajuah's Confection Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Jajuah's Confection, Art, .

🔥👕 TEE-SHIRT PERSONNALISÉ VIDINY MIRARY 👕🔥Mitady tee-shirt manokana ho an’ny: ⛪ Fiangonana👨‍👩‍👧‍👦 Fikambanana🎉 Évènement...
21/05/2026

🔥👕 TEE-SHIRT PERSONNALISÉ VIDINY MIRARY 👕🔥
Mitady tee-shirt manokana ho an’ny:
⛪ Fiangonana
👨‍👩‍👧‍👦 Fikambanana
🎉 Évènement
💑 Couple
👥 Groupe / équipe
🎓 École
🎂 Anniversaire
💼 Entreprise
👉 Ataonay araka ny design tianao!
✅ Soratra personnalisé
✅ Sary & logo
✅ Kalitao tsara
✅ Fanontana mazava sy maharitra
✅ Vidiny mirary ho an’ny rehetra 💯
📦 Manao commande tsotra sy en gros
📩 Inbox dieny izao raha haka infos sy prix
📞 Contact : 0342698894
📍 Adresse : Itaosy
✨ “Ataovy miavaka ny ekipanareo amin’ny tee-shirt personnalisé!” ✨



















👕🔥

✨🧵 𝑱𝑨𝑱𝑼𝑨𝑯’𝑺 𝑪𝑶𝑵𝑭𝑬𝑪𝑻𝑰𝑶𝑵 🧵✨Kalitao • Finition madio • Style miavakaManolotra offre milay be ho anareo izahay!Mitady t-shir...
15/05/2026

✨🧵 𝑱𝑨𝑱𝑼𝑨𝑯’𝑺 𝑪𝑶𝑵𝑭𝑬𝑪𝑻𝑰𝑶𝑵 🧵✨
Kalitao • Finition madio • Style miavaka
Manolotra offre milay be ho anareo izahay!
Mitady t-shirts unis na t-shirts personnalisés ve ianao?
Eto amin’ny 𝑱𝒂𝒋𝒖𝒂𝒉’𝒔 𝑪𝒐𝒏𝒇𝒆𝒄𝒕𝒊𝒐𝒏 dia ahitanao:
✅ T-shirt maro loko azo isafidianana
✅ Impression en DTF manara-penitra
✅ T-shirts, polos ary maillots sur commande
✅ Confection soignée ho an’ny lehilahy, vehivavy ary ankizy
✅ Vente en gros sy en détail
✅ Mandefa commande any amin’ny province
💯 Kalitao tsara
🧵 Finition propre
👕 Confort sy durabilité
Mety tsara ho an’ny tena manokana, équipe, groupe, événement, école, na business.
📩 Raiso dieny izao ny commande-nao
📍 𝑱𝑨𝑱𝑼𝑨𝑯’𝑺 𝑪𝑶𝑵𝑭𝑬𝑪𝑻𝑰𝑶𝑵
📞 Raha mila fanazavana fanampiny dia mandefasa message privé.

salama daholo oh☺️☺️ireto indray ary aloha ho an'ny zaza antsika e,👶❤️aza misalasala miditra mp avy hatrany raha misy ma...
14/01/2026

salama daholo oh☺️☺️
ireto indray ary aloha ho an'ny zaza antsika e,👶❤️aza misalasala miditra mp avy hatrany raha misy mahalina maman an😍
Qualité amin'ilay tsara foana no hatolotray tompoko✅✅

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jajuah's Confection posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your establishment to be the top-listed Arts & Entertainment?

Share