I-Tantara an-Tsary Pejy Ofisialy

I-Tantara an-Tsary Pejy Ofisialy "Ny tantara nisy marina, natao an-tsary."

Tantara an-tsary nalaina avy amin'ny zava-nisy marina.16 Aogositra 1954. Nisy zava-nitranga hafahafa tokoa teto amin’ny ...
15/04/2026

Tantara an-tsary nalaina avy amin'ny zava-nisy marina.

16 Aogositra 1954. Nisy zava-nitranga hafahafa tokoa teto amin’ny Madagasikara tamin'io fotoana io araky ny antontan-taratasy mitahiry izany. Vitsy anefa no mahalala ny fisian'izy io.
Fa inona ary no nitranga tamin’io fotoana io?
=> Ho tantaraina anao an-tsary ny zava-nitranga teto Antananarivo nandritra io andro io. Niezahana ny nampiaina indray izany tantara izany tamin'ny alalan'ny tantara foronina .

• Famintininana : Dr Dera, mpampianatra mpitsabo, tsy nino afa-tsy izay hitan’ny masony sy tazan’ny siansa.
Mandra-panjavonan’ny rahalahiny Lova... nentin’ny zavatra tsy hay.
Ankehitriny, ny hany fanantenana dia ny faminaniana iray izay napetraky ny mpino kristianina nalaza tamin'izany fotoana izany dia tsy iza fa i Nenilava.

=> Aminao ,ny siansa ve sa ny finoana no hamonjy azy?

Aza adino ny manao suivi(e) ny pejy mba anarahanao tsy tapaka ireo tantara mivoaka. 👍
Commenté-o hoe "Tohiny" raha tianareo ho hita ny fizarana faharoa 👇

-Tantara an-Tsary Pejy Ofisialy

Address

Itaosy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when I-Tantara an-Tsary Pejy Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category