17/06/2026
Hello Hello 🥰🥰
ireto misy bandoulière sy Porte papier mety atao cadeau hoan'i Papa 😍🥰
💙 Fetin'ny Ray 💙
Andao isika hanolotra fanomezana ho an'ilay Ray tsy nitandro andro hasasarana, ary manao sorona ny ainy isan'andro ho an'ny ankohonany. 🥹❤️
Na lehibe na kely ny fanomezana, ny fitiavana sy ny fankasitrahana no tena sarobidy.
🎁 Manolotra safidy fanomezana tsara kalitao izahay:
👜 Sac pour homme 📁 Porte-papiers 👝
💙 "Satria mendrika ny haja sy ny fankasitrahana ny Ray rehetra." 💙
☎️034 25 628 06 ☎️