WORK It Studio - Imerintsiatosika

WORK It Studio - Imerintsiatosika 🏠 Studio de Danse à Imerintsiatosika.
📲 034 05 101 70 - 038 21 685 97

Ato indray aloha ny maso Ary👀🔥!Elaela izay fa tsy maninona 🙃🥰!SMK Obus School 'S.O.S' - Ecole de Danse Urbaine  🇲🇬
27/12/2023

Ato indray aloha ny maso Ary👀🔥!
Elaela izay fa tsy maninona 🙃🥰!

SMK Obus School 'S.O.S' - Ecole de Danse Urbaine 🇲🇬

Joyeux anniversaire 🥳🎶Joyeux anniversaire 🥳🎶Joyeux anniversaire 🥳🎶Joyeux anniversaire 🥳🎶🤝!Mankasitraka an'ny SMK Obus Sc...
20/12/2023

Joyeux anniversaire 🥳🎶
Joyeux anniversaire 🥳🎶
Joyeux anniversaire 🥳🎶

Joyeux anniversaire 🥳🎶🤝!

Mankasitraka an'ny SMK Obus School 'S.O.S' - Ecole de Danse Urbaine nankalaza ny fitsigenrenan'ny taona
an'i coach Lari Manässé Safïdÿ tato amin'ny WORK It Studio - Imerintsiatosika 🤝🥳....

📲📞: 038 21 685 97/ 033 82 708 42/ 034 05 101 70

Go Go Go🥳🤝!🇲🇬🔥💯
17/12/2023

Go Go Go🥳🤝!
🇲🇬🔥💯

✨Ndao ko tsika aka sary e😍📸Hoy izay mpandalo rehetra eto amin'ny TAMBOHO an'ny WORK It Studio - Imerintsiatosika  🇲🇬.Dia...
02/12/2023

✨Ndao ko tsika aka sary e😍📸

Hoy izay mpandalo rehetra eto amin'ny TAMBOHO an'ny WORK It Studio - Imerintsiatosika 🇲🇬.
Dia hoy izahay hoe :" ndao fa natokana hoan'izany izy io😍🤝, na mbola vidéo aza mety foana 🥰*

Mitombo hatrany na ireo ankizy 😻 na ireo zava - baovao🥳 na ireo fifaliana azo avy ato amin'ny WORK It Studio - Imerintsi...
30/11/2023

Mitombo hatrany na ireo ankizy 😻 na ireo zava - baovao🥳 na ireo fifaliana azo avy ato amin'ny WORK It Studio - Imerintsiatosika 🇲🇬.

Mampanan-tena anareo izahay avy ato amin'ny SMK Obus School 'S.O.S' - Ecole de Danse Urbaine 🇲🇬 fa hanome zava - baovao tena goavana bé amin'izao fara-paran'ny taona sy taona vaovao hoavy izao🎊🥳

Ka harao tsy tapaka aza ny tsika e🎊🤝✨

  foana e💪🏻✨🔥Araho tsy   ny pejy fa ho hisy zava-baovao hatrany hoanareo✨.... Mankasitraka manokana ny SMK Obus School '...
25/11/2023

foana e💪🏻✨🔥

Araho tsy ny pejy fa ho hisy zava-baovao hatrany hoanareo✨.... Mankasitraka manokana ny SMK Obus School 'S.O.S' - Ecole de Danse Urbaine sy ny Équipe ny COMMUNE IMERINTSIATOSIKA 🤝✨!.

PETA-DRINDRINA MAFANA BE😂🤣🤪Tsy ny ao amin'ny SALLE intsony ihany no afaka angalana sary fa na ny TAMBO aza ny ato aminay...
18/11/2023

PETA-DRINDRINA MAFANA BE😂🤣🤪

Tsy ny ao amin'ny SALLE intsony ihany no afaka angalana sary fa na ny TAMBO aza ny ato aminay dia efa mahavita SARY MILAY BE 🔥📸

Aza adino fa vonona ny handray anareo hatrany izay ato amin'ny WORK It Studio - Imerintsiatosika 🇲🇬.
📲: °038 21 685 97/033 82 708 42.

✔ 13.11.2023📰 Lahatsoratra iray nivoaka tao amin'ny "GAZETIKO" androany momban'ny SMK Obus School 'S.O.S' - Ecole de Dan...
13/11/2023

✔ 13.11.2023

📰 Lahatsoratra iray nivoaka tao amin'ny "GAZETIKO" androany momban'ny SMK Obus School 'S.O.S' - Ecole de Danse Urbaine sy ny hetsika goavana izay ho karakarainy eny amin'ny CCI Ivato.
*** SMK Obus School SHOW ***

Mazotoa daholo ary mamaky o! 😊

Ireto indray izahay e😍🔥!SMK Obus School 'S.O.S' - Ecole de Danse Urbaine  🇲🇬Efa tena ao anatin'ny fanomanana mafana bé a...
11/11/2023

Ireto indray izahay e😍🔥!
SMK Obus School 'S.O.S' - Ecole de Danse Urbaine 🇲🇬
Efa tena ao anatin'ny fanomanana mafana bé an'ny an'zareo izy ireo!...izay tontosana hatrany ato WORK It Studio - Imerintsiatosika 🇲🇬.

📲/📞: 033 82 708 42/038 21 685 97/034 05 101 70

09/11/2023

🚨 SMK Obus School SHOW 🚨

Ho avy ary ity ny GRAND SPECTACLE an'ny SMK Obus School 'S.O.S' - Ecole de Danse Urbaine.
Handray anjara amin'io hetsika lehibe io avokoa ny mpianatra rehetra avy ato amin'ny "WORK It Studio - Imerintsiatosika" koa mba ahafahanareo mahita ny vaovao rehetra sy ny fanomanan'ireo ankizy dia manasa antsika rehetra hanaraka tsy tapaka ny pejy.

- &
- &

Address

Imerintsiatosika

Telephone

+261382168597

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when WORK It Studio - Imerintsiatosika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category