S.T.K Faritra Nosy-Be

S.T.K Faritra Nosy-Be Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from S.T.K Faritra Nosy-Be, Art, Nosy Be, Hell-Ville.

Anareo agny koà paré Sampana Tanora Kristiana FJKM - Ofisialy zahay S.T.K Faritra Nosy-Be koa vônogno handray anarô  jia...
12/06/2026

Anareo agny koà paré Sampana Tanora Kristiana FJKM - Ofisialy zahay S.T.K Faritra Nosy-Be koa vônogno handray anarô jiaby jiaby🙏🙏🙏

🔵🔴 𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗧𝗢𝗠-𝗣𝗜𝗦𝗜𝗔𝗞𝗢 𝗔𝗠𝗜𝗡'𝗡𝗬 𝗠𝗔𝗛𝗔 𝗦𝗔𝗠𝗣𝗔𝗡𝗔 𝗧𝗔𝗡𝗢𝗥𝗔 𝗞𝗥𝗜𝗦𝗧𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗛𝗬① Satria STK aho:🌍 Dia misokatra ho an'ny tanora rehetra (f...
03/06/2026

🔵🔴 𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗧𝗢𝗠-𝗣𝗜𝗦𝗜𝗔𝗞𝗢 𝗔𝗠𝗜𝗡'𝗡𝗬 𝗠𝗔𝗛𝗔 𝗦𝗔𝗠𝗣𝗔𝗡𝗔 𝗧𝗔𝗡𝗢𝗥𝗔 𝗞𝗥𝗜𝗦𝗧𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗛𝗬

① Satria STK aho:
🌍 Dia misokatra ho an'ny tanora rehetra (fitsipika anatiny stk p.3) :
✝️ mifaly @ fahatanorana (Mpit 11. 9)
✝️ mifandray @ tanora rehetra (Rom 12. 18)
✝️ mijoro fa tanora an'i Kristy (II Tim 1. 8)
✝️ mitaona ny hafa ho an'i Kristy (Oha 11. 30).

👴 Tena tanora fa tsy anti-kely:
📌 Ny antitra dia efa tsy afa-mihetsika mahery fa sao mipitsoka, voafetra ny azony hatao. Izay tanora malai-mihetsika, kamo (miasa, mikaroka,...) dia "anti-kely".
📌 Ny tena tanora dia tsy variana mamisavisa ny lasa fa mampanan-danja ny ho avy (Isa 43:18).
📌 Noho izany, mihetseha, sahia misedra zava-tsarotra, aza mandany fotoana @ zavatra tsy mampandroso fa aleo ny mahasoa aloha vao ny mahafinaritra (I Kor 10. 23).

② Tanako ny andraikitro
✅ Ny tena tanora dia mahatsiaro ho tomponandraikitra: Satria ny fiangonana no sehatra ivelaran'ny fanompoantsika dia aza hatao kitoatoa ny zara fanompoantsika. Raha misy asa ilàna tanora (asa vatana, asa saina,...) isika no loha laharana.
✅ Asehoy fa olona mahatoky ianao @ andraikitrao: Iesoa no alaina tahaka, ny fahafatesany teo @ hazo fijaliana no nanehoany fa vitany ny mission.
✅ Mijoroa tsara tahaka an'i Stefana (Asa 7. 8) fa aza miovaova (tsy rehefa fety na hanao concert ihany no ilàn'ny Tompo anao).

③ Kristy no fiainako
➡️ Manahaka an'i Kristy (I Kor 11. 1).
➡️ Mitory an'i Kristy @ fiainana rehetra: toetra, teny, asa,.... (II Tim 1. 8).
➡️ Mifaly @ fanompoana (I Pet 2. 16) : manetry tena, mahafoy fotoana ho amin'ny fanompoana.
➡️ Mpamofy fiadanana isika fa tsy mpamboly korontana. Mihavàna tsara (Mar 9. 50).

🌟 Famintinana :
📝 Ry tanora an'i Jesoa, Satria STK isika: Tano ny andraikitra, Kristy no fiainana

✍️ RABARIJAONA Tsirinaina, Mpitandrina


nalaina tao amin'ny Sampana Tanora Kristiana FJKM - Ofisialy

Ry S.T.K Faritra Nosy-Be o! Ndao isika hiaraka hirarisoa an'ireto   ikambanantsika ireo amin'izao fetin'ny reny izao.✅👉 ...
31/05/2026

Ry S.T.K Faritra Nosy-Be o! Ndao isika hiaraka hirarisoa an'ireto ikambanantsika ireo amin'izao fetin'ny reny izao.
✅👉 Ho fankasitrahana anareo dia hoy Andriamanitra ao :28 manao hoe "Ny zanany mitsangana ka hidera azy hoe sambatra; ary ny vadiny koa mitsakana ka hidera azy"
✅👉 Ho antsika zanaka, hoy ao 1:8 manao hoe "Anatran’ny rainao, anaka, henoy, ary ny lalàn’ny reninao, aza ariana."
♥️Eto izahay S.T.K Faritra Nosy-Be dia faly miarahaba nareo reny iombonanay. Ho ahefa be anie ianareo masiny izay iandraketanareo. Ary mino izahay fa ilay tompontsika no hiaraka aminareo hatrany ho entinareo hampandroso ireo fiangonana izay efa nametrahany anareo.
🙏🙏🙏Mirarsoa hatrany🙏🙏🙏

Mankaiza avy ianao @ volana Aogositra ry  ?Anisany ilay mbola mamonji fihaonambe hafa sa efa miandry ilay 26-30 Aogositr...
27/05/2026

Mankaiza avy ianao @ volana Aogositra ry ?
Anisany ilay mbola mamonji fihaonambe hafa sa efa miandry ilay 26-30 Aogositra io ihany.

Zah aloh efa tsy misy azo aleh fa de miandry ny 26-30

25/05/2026

Taiza avy isika STK no nanao ny LUNDI DE PENTECÔTE androany ry Tanora malala?

Mirarsoa hatrany ho antsika S.T.K faritra Nosy Be

 🙏 Telo volana eo sisa dia ho avy ny Fihaonamben’ny STK 2026 aty  faritra  👉Manao ahoana ny fanomanantsika isam-pitandre...
20/05/2026



🙏 Telo volana eo sisa dia ho avy ny Fihaonamben’ny STK 2026 aty faritra
👉Manao ahoana ny fanomanantsika isam-pitandrema any?
Ho fanehoana ny fiombonantsika sy ny firaisantsika ao anatin’ny Kristy dia andao isika mpikambana STK rehetra hiaraka hanova ny photo de profil 🎉

✨ “STK Voafidin’i Kristy, Miasa amin'ny faharetana, mamokatra tsara”
📖 Jaona 15:16

16/05/2026

Manantena ny fahatogavanareo izahay eee!!!
Aza adino ny mifampitondra ambavaka.

13/05/2026

MISY RÉUNION MIARAKA @ FOIBE ISIKA KOMITY RAHAMPITSO À 16H. AO @ FJKM ZIONA FAMONJENA
TONGAVA MARO E!

 🙏🙏🙏Ty ary ilay " " ho anareo izay nangataka azy.
25/04/2026

🙏🙏🙏

Ty ary ilay " " ho anareo izay nangataka azy.

22/04/2026

Ndao ary hiaraka aminay ankafy ny
Clip ofisialy ny FIHAONAMBE S.T.K NASIONALY




Misaotra ny
👉
👉
👉
👉
👉
Ho an'i Tompo irery ny Voninahitra🙏🙏🙏

Address

Nosy Be
Hell-Ville

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when S.T.K Faritra Nosy-Be posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category