Prophetes Miriam Victoria

Prophetes Miriam Victoria PROPHETES MIRIAM Victoria

31/08/2026

FITIAVANA RANO VELONA

26/08/2026

Mila ny fikasihanao ny olombelona Kristy jesoa fa mandalo ady mafy, ianao no tokinay , mpanasitrana , mpampahery amen πŸ™πŸ™πŸ’–πŸ’–πŸŒΉπŸŒΉ

16/08/2026

FITIAVANA MANDRAKIZAY NO ITIAVAN'ILAY NAHARY ANAO AMEN πŸ™πŸ™πŸ’–πŸ’–

31/07/2026

FA FANAHY MAHERY NO OMEKO ANAREO HOY NY TOMPO FA TSY FANAHY OSA , ampiasao hanaovantsoa sy handresena n'y ratsy n'y Fanahy mahery fa tsy MBA manampanahiana izay matoky azy tompo amen πŸ™

05/07/2026

Mamindrafo ianao ry Iaveh, Andriamanitra mpiantra ny mpanota , fa tsara ianao sady mpanao n'y tsara amen πŸ™

Ry Iaveh Andriamanitra tompon'ny tany sy manaitra , miandrandra anao izahay fa ianao mpamonjy anay, mitalaho mafy hoe av...
05/07/2026

Ry Iaveh Andriamanitra tompon'ny tany sy manaitra , miandrandra anao izahay fa ianao mpamonjy anay, mitalaho mafy hoe avelao n'y otanay πŸ™πŸ™πŸ’–πŸ’–πŸŒŸπŸŒŸ

04/07/2026

Tahin'ny tompo manokana ianao izay mamaky an'ity ho tanteraka aminao ny famonjena amen πŸ™

Address

Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Prophetes Miriam Victoria posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share