10/06/2026
๐จ๐ฅHETRA FANAVAOZANA:
๐ฅ๐ง๐๐ ๐บ๐ฎ๐ถ๐ป๐๐๐ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ผ๐ฎ ๐ต๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ ๐ต๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐ญ๐ฑ ๐๐ผ๐น๐ฎ๐ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฒ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐ณ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ฎ ๐๐ ๐บ๐ผ๐๐ผ, ๐ถ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป'๐ป๐ ๐๐ฎ๐๐ ๐ถ๐๐ฎ๐ ๐๐๐ ๐บ๐ฎ๐ต๐ฎ๐น๐ผ๐ฎ ๐ฎ๐น๐ผ๐ต๐ฎ๐ป'๐ถ๐ผ.
๐นNampahafantatra ny fampiharana ny hetra amin'ny fiara enti-milina (TVM) alaina isan-taona ny DGI, izay voalaza fa ampidirana ao anatin'ny tetibolam-panjakana ankapobeny.
๐นMitentina hatramin'ny 340.000ariary io hetra takian'ny fanjakana Fanavaozana io. Voakasik'izany avokoa na ny fiarakodia, fiara fitaterana entana, kodiaran-droa enti-milina, ary ireo fitaovana mandeha amin'ny solika, na herinaratra na hybride, ary koa ny sambo misy motera sy ny fiaramanidina, na inona na inona fampiasana azy.
๐นHo an'ireo fiara efa nampiasaina talohan'ny 15 Jolay 2026, tsy maintsy ambara sy aloa alohan'ny 15 Jolay 2026 ny TVM. Iharan'ny sazy izay tsy mahaloa alohan'io daty io. Tsy maintsy mandoa io hetra io avy hatrany kosa ireo fiara hampiasaina voalohany aorian'io.
Arakaraka ny maha-ela ny nampiasana ilay fiara na moto no mahalafo kokoa ny hetra tsy maintsy aloa.
ยฉKOLO TV