04/08/2026
๐Birthday ๐๐
______________________
Miarahaba an'i Mlle Armella nahatratra izao tsingeritaona naterahany izao, mirary soa azy isika, mba havita be ny asan'ny Tompo, sy ny Fiderana an'Andriamanitra๐
Izy io moa dia 2รจme voix mafatrapon'ny AAF no sady Responsable communication ๐
May the goodness of God is running after to you๐ฅณ๐