AJESI Association des Jeunes des Étudiants Solidaires d'Ivohibe

📢📢  Ry zandry,Ry namana 📢📢🛑 Efa io ny date 👇🏻!❌ aza matory2 koa ry zandry Malala isany,ianareo rehetra  nahazo ny BACC t...
20/08/2026

📢📢 Ry zandry,Ry namana 📢📢

🛑 Efa io ny date 👇🏻!

❌ aza matory2 koa ry zandry Malala isany,ianareo rehetra nahazo ny BACC tamin’ity taona ity!❌


👉 Omano ara-potoana ny dossier d’inscription nao.

📢📢 Ry zandry , ry namana 📢📢       🎓🇲🇬Arahabaina indrindra ianareo rehetra  nahazo ny BACC tamin’ity taona ity! 🇲🇬🎓      ...
20/08/2026

📢📢 Ry zandry , ry namana 📢📢

🎓🇲🇬Arahabaina indrindra ianareo rehetra nahazo ny BACC tamin’ity taona ity! 🇲🇬🎓

🪜🪜Dingana lehibe izany, saingy tadidio tsara: tsy ny BACC no fiafaran’ny fianarana, fa izy no fanalahidy hanombohanao ny hoavinao.
Ry namana, ry zandry .

🎆🎆Ho anareo zandry avy ao amin’ny District Ivohibe, raha mikasa hanohy fianarana ambony ianareo, dia afaka misafidy amin’ireo filière misy eto Fianarantsoa, arakaraka ny safidy, fahaizana ary tanjona anananareo.

📚 Anisan’ireo filière azo isafidianana:
🛑 Sciences
🛑 Droit
🛑 Économie et Gestion
🛑 Lettres et Sciences Humaines
🛑 Médecine
🛑 Informatique
🛑 Sciences de l’Éducation / Enseignement
🛑 Environnement
🛑 Management
🛑 Écoles et Instituts samihafa
SNS

📌 Rehefa tonga eto Fianarantsoa, inona no tokony hatao?
👉 Mitadiava vaovao marina momba ny filière tianao hidirana.
👉 Omano ara-potoana ny dossier d’inscription.
👉 Fantaro ny toerana sy sampana tokony haleha.
👉 Araho tsara ny daty sy ny toromarika momba ny inscription.
👉 Aza misalasala manontany raha misy zavatra tsy mazava.
👉 Ary indrindra, mifidiana fianarana mifanaraka amin’ny tanjonao sy ny hoavinao.
🤝 Aza matahotra ny ho tonga eto Fianarantsoa ,satria tsy h irery ianao rehefa Tonga aty.

🦵🏻🦵🏻 Tsy voatery handeha lavitra be ianao vao hahita toerana hanohizana ny fianaranao.

🤝 Fa indrindra anareo tanora avy ao @ district IVOHIBE izay hanohy fianara aty @ Université.

Raha mila fanazavana momba ny: filière tokony hofidiana

🛑 dossier sy inscription
🛑 toerana tokony handehanana
🛑 fiainana maha-mpianatra
🛑 na fanampiana rehefa tonga aty.

Aza misalasala manantona an' i AJESI Associations des Jeunes Étudiants Solidaires d'Ivohibe,f vonona hanampy anareo zandry rehetra izahay @ izay azonay atao.

🤝Tsy hoe irery ianareo rehefa tonga aty, fa hanana longo sy olona avy aminareo hiara-hanampy anareo eto.

🦾🦾🤝🤝AJESI Miaraka aminao Amin' ny dingana vaovao 🤝🤝🦾🦾.

Tsy hainay AJESI ny tsy hisaotra anareo Fikambanan’ny Mpianatra Zanak’i Beroroha eto Fianarantsoa 🙏🏻🙏🏻 tena Misaotra ❤️H...
15/08/2026

Tsy hainay AJESI ny tsy hisaotra anareo Fikambanan’ny Mpianatra Zanak’i Beroroha eto Fianarantsoa 🙏🏻🙏🏻 tena Misaotra ❤️
Hoela velona anie Fikambanana-tsika rehetra 🙏🏻🥰
Feno ny fo-nay feno hafaliana ☺️🥰
AJESI

Manao akory aby tsika ato 🥰☺️ Eto dia miangavy atsika hamaky jusq farany 🙏🏻✨Voalohan-teny dia isaorana Jagnahary nahatot...
13/08/2026

Manao akory aby tsika ato 🥰☺️

Eto dia miangavy atsika hamaky jusq farany 🙏🏻

✨Voalohan-teny dia isaorana Jagnahary nahatotosana any iny hetsika iny 🙏🏻
✨Faharoa manaraka dia fisaorana bevata atolotra hoanareo membre nandray anjara rehetra 🥰
✨Tsy hoadino manokana iany koa nareo mpikarakara ny lalao-tsika,, mankasitraka BEVATA 🥰🙏🏻
✨Manaraka zay dia " ARAHABAINA MANOKA ISIKA AJESI " fa isika no nivoaka mpandresy taminy lalao iny 🥰❤️.
✨Hita fa isika dia miray hina tanteraka,,tena mafinaritra ☺️
✨Fisaorana bevata no atolotra hoanareo zay nanao j'aime sy ni-partage fa tsy nagnary enamatsika 🥰
✨Andriamanitra hitahy anareo rehetra 🙏🏻
🙏🏻Ndao tsika mba samy hiarahaba an Tinah am zao fandresena zao satria fandresena hoatsika AJESI 🥰🙏🏻

🥰☺️Misaotra betsaka keny Tinah nanome fandresana lehibe hoatsika AJESI 🙏🏻🥰tongava aminy tanjona irina ??🏻

🙏🏻

🥰

12/08/2026

Bonsoir 🥰

🛑Filazana!
Ilazana isika mpikambana ato@AJESI fa
misy fivoriana hoavy zao @02 ora tsy diso
Toerana: Andrainjato
NB:
❌ Présence obligatoire.
❌ Indrindra nareo novice

_Tongava aby fa zava-dehibe no hodinihina amin'io🙏🏻

Source: Président AJESI 🥰

Vokadalao anioIvohibe 3-0 ManakaraAlefa AJESI (Ivohibe)Lasa avao Tsika🦾🦾🦾⚽⚽
09/08/2026

Vokadalao anio
Ivohibe 3-0 Manakara
Alefa AJESI (Ivohibe)

Lasa avao Tsika🦾🦾🦾⚽⚽

09/08/2026

Mangataka réaction sy partage max hoan reo candidat(e) tsika reo Tompoko 🥺🙏🏻

Sindrio ny sary d mba asio réaction 🥺🙏🏻Candidat numéro 02AJESI miray alefa 🥰
09/08/2026

Sindrio ny sary d mba asio réaction 🥺🙏🏻
Candidat numéro 02
AJESI miray alefa 🥰

Numéro 02 : VOLA 💗
IVOHIBE (AJESI : Association des Jeunes Etudiants Solidaires d'Ivohibe ) 💗

Sindrio ny sary d mba asio réaction 🥺🙏🏻 Candidat numéro 03AJESI miray 🥰
09/08/2026

Sindrio ny sary d mba asio réaction 🥺🙏🏻
Candidat numéro 03
AJESI miray 🥰

Numéro 03 : Doyen CYRILLE 💗
IVOHIBE (AJESI : Association des Jeunes Etudiants Solidaires d'Ivohibe) 💗

Address

Andrainjato Fianarantsoa
Fianarantsoa
315-301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AJESI posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category