HELLO Institue

  • Home
  • HELLO Institue

HELLO Institue Building my future, one step at a time 🇺🇸🎓🇬🇧...

Speak English With Confidence..🦅💼

27/05/2026

🙀😳 Mbola hiandry fotoana ve sa hanapa-kevitra hanova ny hoavinao ? 🇺🇸✨

Ankehitriny, tsy safidy intsony ny fahaizana miteny anglisy… fa lasa tombony lehibe ho an’ny fianarana, asa ary fahafahana iraisam-pirenena 🌍
Noho izany dia tonga eto Andrainjato Fianarantsoa ny HELLO COURSE
(Help and Exchange Learners to Learn Out Loud) 🔥

Taorian’ny fanombohana nahomby tany Ankofafa, dia misokatra indray ny fisoratana anarana ho an’ny andiany vaovao :
📅 25/05/26 → 31/05/26
📍 Bâtiment D02 Andrainjato na amin’ny alalan'ny rohy Google Forms etsy ambany raha toa ka hanao inscription en ligne : https://forms.gle/xwB1GAYxLxW19ZMi6

✅ Faharetany : 03 volana, 03 séances isan-kerinandro
✅ Ora : 18h → 19h30
✅ Certificat amin’ny farany
✅ Mpianatra voafetra mba hiantohana kalitao sy fanaraha-maso akaiky
✅ Misy garantie remboursement raha toa ka tsy afa-po

💰 Droit d’inscription : 5 000Ar
💰 Écolage : 20 000Ar

📅 Fidirana : 01er juin 2026
⛔ Voafetra ny toerana‼️

Aza avela ny tahotra na ny fisalasalana no hanakana anao indray. Mety hanova ny fiainanao ny fanapahan-kevitra raisinao anio.

HELLO INSTITUTE – Learn, Lead, Succeed

Aza hadino ny mipartage sy mimentionné namana

26/05/2026

⚠️ Mbola hiandry fotoana ve sa hanapa-kevitra hanova ny hoavinao ? 🇺🇸✨

Retour en images sur notre session de formation de ce matin autour du leadership 🔥À l’occasion de la semaine des entrepr...
20/05/2026

Retour en images sur notre session de formation de ce matin autour du leadership 🔥

À l’occasion de la semaine des entreprises organisée par l’ÉMIT Fianarantsoa, nous avons partagé une matinée riche en échanges autour des qualités d’un leader, de la communication, de l’influence et des outils essentiels pour évoluer efficacement dans un environnement professionnel ✨.

Les participants ont activement contribué avec leurs questions, leurs interventions et le partage de leurs apprentissages, créant ainsi une ambiance dynamique et collaborative 🤝.

Merci à tous pour votre présence, votre implication et la qualité des échanges. Continuons à apprendre et à grandir ensemble ! 🙏
HELLO INSTITUTE – Read, Learn, Succeed

🗽😱Hello evryone ity indray misy lesona vaovao ho antsika namana 🇺🇲🇺🇲 Snap snap = haingana🇲🇬Example : He solved the probl...
17/05/2026

🗽😱Hello evryone ity indray misy lesona vaovao ho antsika namana 🇺🇲

🇺🇲 Snap snap = haingana🇲🇬

Example : He solved the problem snapsnap=voavahany haingana ny olana

🇺🇲 That's Mumbo-jumbo = Teny Tss dikany / Teny tsy mazava 🇲🇬

Example : His speech was all Mumbo-jumbo = tsy misy mazava ny kabariny 🇲🇬

🇺🇲 Teeny Tiny =kely be /kely fotsiny no Hita 🇲🇬

Example : look this Teeny Tiny Bug= jereo ito bibikely kely be ity

🇺🇲 Nitty gritty =Ny zava-dehibe fototra / Teny fototra 🇲🇬

Example :Let's get down to the nitty-gritty =handeha hifatonka aminy teny fototra isika

🗽🇺🇲 The more you do it, the more you know 🇺🇲🗽

16/05/2026

Wake up and smell the coffee
= Face the reality
➡️ Mifohaza ka ekeo ny zava-misy
No buts, no cuts, no coconuts
= No excuses, no complains, no argument
➡️ Tsy misy fialan-tsiny, tsy misy fimenomenonana, tsy misy adihevitra
Not my circus, not my monkeys
= Not my problem, not my responsibility
➡️ Tsy olanako , tsy andraikitro

🔥 Te hahay expressions anglais tena ampiasain’ny vazaha ve ianao?

Ato amin’ny Hello Course no hianaranao: ✅ Expressions quotidien ✅ Prononciation ✅ Traduction amin’ny teny Malagasy ✅ Fomba fiteny naturel sy moderne

📚 Learn English smarter, not harder 😉 💬 Midira fa mbola betsaka ny expressions mahaliana miandry anao!

19/04/2026

HELLO Course presentation 🎓🇺🇸🇬🇧..
By Stewen Clever AD

Address

Chez DDL Ankofafa

301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when HELLO Institue posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

  • Want your establishment to be the top-listed Arts & Entertainment?

Share