Ambamadio 2025

Ambamadio 2025 AMBAMADIO 2025
Ambalavao madio | Agnay madio

👉Alatsinainy 12 janoary 2026.Atrikasa famaranana ny Tetikasa Ambamadio 2025.‎Niarahana tamin’ireo mpiara-miombon’antoka ...
15/01/2026

👉Alatsinainy 12 janoary 2026.
Atrikasa famaranana ny Tetikasa Ambamadio 2025.
‎Niarahana tamin’ireo mpiara-miombon’antoka rehetra: Métropole de Lyon, ny Faritra Matsiatra Ambony, ny Minisiteran’ny Rano, Fidiovana sy Fanadiovana, ny CISCO, ny fandaharanasa Eaurizon 2028, ny Association ABDe, ny sefo fokontany.

‎‎🎯 Ny tanjon’ny tetikasa dia ny hifehezana ny fitantanana ny fako miainga eny anivon’ny tokantrano, mitohy eny amin’ny fokontany, ary miafara eo anivon’ny kaominina, mba hahatonga an’Ambalavao ho tanàna madio.
‎‎♻️ Mbola maro ireo dingana sy ezaka hatao izay hotohizana miaraka amin’ny fandaharanasa Eaurizon 2028.
‎
‎🙏 Ankasitrahana ireo rehetra nandray anjara tamin’ny fanatontosana ity tetikasa ity!

________________

👉Lundi 12 janvier 2026
Atelier de clĂ´ture du Projet Ambamadio 2025.
Cette activité s’est déroulée avec l’ensemble des partenaires : la Métropole de Lyon, la Région Haute Matsiatra, le Ministère de l’Eau, de l’Assainissement et de l’Hygiène, la CISCO, le programme Eaurizon 2028, l’Association ABDe, ainsi que les chefs de fokontany.

🎯 L’objectif du projet est d’améliorer la gestion des déchets, depuis les ménages, au niveau des fokontany, dans la commune, afin de faire d’Ambalavao une ville propre.

♻️ De nombreuses actions restent à poursuivre et seront continuées avec le programme Eaurizon 2028.

🙏 Un grand merci à tous ceux qui ont contribué à la réalisation de ce projet!

Address

Fianarantsoa
303

Telephone

+261342698135

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ambamadio 2025 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category