Akon'i Matsiatra Ambony

Akon'i Matsiatra Ambony Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Akon'i Matsiatra Ambony, Arts and entertainment, Fianarantsoa.

๐Ÿ“ขTongasoa eto aminโ€™ny pejy Akonโ€™i Matsiatra Ambony ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

๐Ÿ“ฐ Vaovao eto Madagasikara sy maneran-tany
๐Ÿ›๏ธ Politika โ€ข ๐ŸŽญ Kolontsaina โ€ข ๐Ÿฅ Nentin-paharazana Betsileo

Akonโ€™i Matsiatra Ambony โ€” Vaovao akaiky, kolontsaina velona.

๐—ฅ๐—ฎ๐—ธ๐—ผ๐˜๐—ผ๐—ป๐—ถ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ง๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐˜๐˜€๐—ผ๐—ฎ: ๐—Ÿ๐—ถ๐˜๐˜๐—น๐—ฒ ๐— ๐—ถ๐˜€๐˜€ ๐—จ๐—ป๐—ถ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ฟ๐˜€๐—ฒ ๐— ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐—ฐ๐—ฎ๐—ฟ ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‘‘Feno rehareha lehibe no nambaranโ€™i Rakotoniaina Tiantsoa, solo...
23/08/2026

๐—ฅ๐—ฎ๐—ธ๐—ผ๐˜๐—ผ๐—ป๐—ถ๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ง๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐˜๐˜€๐—ผ๐—ฎ: ๐—Ÿ๐—ถ๐˜๐˜๐—น๐—ฒ ๐— ๐—ถ๐˜€๐˜€ ๐—จ๐—ป๐—ถ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ฟ๐˜€๐—ฒ ๐— ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐—ฐ๐—ฎ๐—ฟ ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‘‘

Feno rehareha lehibe no nambaranโ€™i Rakotoniaina Tiantsoa, solontenanโ€™ny Faritra Matsiatra Ambony, fa voafidy ho Little Miss Universe Madagascar ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ izy.

Naneho fisaorana manokana ho anโ€™ireo rehetra nanohana sy nanampy azy taminโ€™ity fifaninanana ity izy, indrindra ny Chef de Rรฉgion Haute Matsiatra, ny Directeur-nโ€™ny EMIT Fianarantsoa, ny Prรฉsident sy Prรฉsidente-nโ€™ny ANF Antananarivo sy Fianarantsoa, ireo fianakaviana sy namana, ary ireo mpanohana azy toa anโ€™i Coach Tonio Cรฉdric sy Zoky Innocent.

Nankasitraka ihany koa ireo mpikarakara ny Miss et Mister รŽle de Madagascar Officiel i Tiantsoa.

๐Ÿ‘๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Arahabaina i Rakotoniaina Tiantsoa, Little Miss Universe Madagascar, ary mirary fahombiazana hatrany aminโ€™ny dingana manaraka!

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿค ๐—œ๐— ๐—”๐——๐—ฌ : ๐—ง๐—”๐—ก๐—”ฬ€๐—ก๐—”๐—กโ€™๐—ก๐—ฌ ๐—Ÿ๐—”๐—ก๐—ข๐—ก๐—”๐—ก๐—”Tanร na anisanโ€™ny ahitana fianakaviana mpanankarena i Imady, ao aminโ€™ny Distrikanโ€™Ambosit...
23/08/2026

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿค ๐—œ๐— ๐—”๐——๐—ฌ : ๐—ง๐—”๐—ก๐—”ฬ€๐—ก๐—”๐—กโ€™๐—ก๐—ฌ ๐—Ÿ๐—”๐—ก๐—ข๐—ก๐—”๐—ก๐—”

Tanร na anisanโ€™ny ahitana fianakaviana mpanankarena i Imady, ao aminโ€™ny Distrikanโ€™Ambositra. Trano lehibe sy mijoalajoala maro no manamarika ity toerana ity.

Malaza ihany koa i Imady aminโ€™ireo lanonana lehibe toy ny famadihana, fitokanana trano, vodiondry sy fety ara-pianakaviana isan-karazany.

Na dia somary ratsiratsy aza ny lalana any aminโ€™ny faritra sasany, dia tsy vitsy ireo fiara raitra hita mandritra ireny lanonana ireny, toy ny Raptor, V8, Jeep sy ireo fiara tsy mataho-dalana hafa.

๐Ÿ“ธ Sary indrana

โšซ ๐—™๐—”๐—›๐—”๐—™๐—”๐—ง๐—˜๐—ฆ๐—”๐—กโ€™๐—œ ๐—ฆ๐—ง๐—˜ฬ๐—ฃ๐—›๐—”๐—ก๐—œ๐—˜ ๐—ฆ๐—ฌ ๐—›๐—”๐—œ๐—ก๐—š๐—ข๐—ง๐—œ๐—”๐—ก๐—” ๐— ๐—”๐—ก๐—ข๐—›๐—œ๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—ขMampalahelo sy manohina ny fo ny nahafantarana fa namoy ny ainy ...
23/08/2026

โšซ ๐—™๐—”๐—›๐—”๐—™๐—”๐—ง๐—˜๐—ฆ๐—”๐—กโ€™๐—œ ๐—ฆ๐—ง๐—˜ฬ๐—ฃ๐—›๐—”๐—ก๐—œ๐—˜ ๐—ฆ๐—ฌ ๐—›๐—”๐—œ๐—ก๐—š๐—ข๐—ง๐—œ๐—”๐—ก๐—” ๐— ๐—”๐—ก๐—ข๐—›๐—œ๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—ข

Mampalahelo sy manohina ny fo ny nahafantarana fa namoy ny ainy i Stรฉphanie sy Haingotiana, ilay tanora roa vavy izay notadiavina hatraminโ€™ny nivoahany ny tranony ny zoma lasa teo.

Voalaza fa nandeha nijery sarimihetsika teny Ambodivona izy roa vavy, saingy hita tao anaty hantsana teny Ambohimanga Rova androany ny razana.

๐Ÿ–ค Fahoriana lehibe ho anโ€™ny fianakaviana sy ny havana izao zava-nitranga izao. Aminโ€™izao fotoan-tsarotra izao dia faherezana sy fiononana no atolotra ho anโ€™ny ankohonana manontolo.

๐Ÿ™ Mirary fiononana feno ho anโ€™ny fianakavianโ€™i Stรฉphanie sy Haingotiana. Enga anie hahazo hery sy faharetana ianareo aminโ€™izao fotoan-pahoriana izao.

๐Ÿ”ฅ ๐—”๐—ก๐—ž๐—œ๐—Ÿ๐—œ๐—™๐—”๐—Ÿ๐—ฌ โ€“ ๐—ง๐—ข๐—Ÿ๐—œ๐—”๐—ฅ๐—” : ๐— ๐—”๐—ฌ ๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ข ๐—ง๐—ข๐—˜๐—ฅ๐—”๐— -๐—ฃ๐—œ๐—ฉ๐—”๐—ฅ๐—ข๐—ง๐—”๐—ก๐—” ๐—ž๐—”๐—ฅ๐—”๐— ๐—”๐—ก๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ž๐—”๐Ÿ”ฅ ๐—ง๐—ผ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ ๐—ป๐—ผ ๐—น๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—ป๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ...
23/08/2026

๐Ÿ”ฅ ๐—”๐—ก๐—ž๐—œ๐—Ÿ๐—œ๐—™๐—”๐—Ÿ๐—ฌ โ€“ ๐—ง๐—ข๐—Ÿ๐—œ๐—”๐—ฅ๐—” : ๐— ๐—”๐—ฌ ๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ข ๐—ง๐—ข๐—˜๐—ฅ๐—”๐— -๐—ฃ๐—œ๐—ฉ๐—”๐—ฅ๐—ข๐—ง๐—”๐—ก๐—” ๐—ž๐—”๐—ฅ๐—”๐— ๐—”๐—ก๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ž๐—”

๐Ÿ”ฅ ๐—ง๐—ผ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ ๐—ป๐—ผ ๐—น๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—ป๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ๐—ต๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐—ธ๐—ถ๐—น๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐—น๐˜† ๐—ง๐—ผ๐—น๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ ๐—ณ๐—ผ๐˜๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ.

๐Ÿ”น ๐—ก๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ผ๐—ป๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ณ๐—ผ ๐—ป๐—ผ๐—ต๐—ผ ๐—ป๐˜† ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜€๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—บ๐—ผ๐—ป๐—ท๐˜† ๐˜ƒ๐—ผ๐—ถ๐—ป๐—ฎ.

๐Ÿ“ทKolo TV

๐Ÿ“ŒRaha vao mpinjery film gasy mety tsy misy tsy hahalala an'ireto olona ireto, indrindra isika Betsileo ๐Ÿค๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
23/08/2026

๐Ÿ“ŒRaha vao mpinjery film gasy mety tsy misy tsy hahalala an'ireto olona ireto, indrindra isika Betsileo ๐Ÿค๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

IHARAGNANY โ€” VOHITRA MALAZAIharagnany dia anaran-toerana iray ao aminโ€™ny Faritra Matsiatra Ambony, ary anisanโ€™ireo toera...
23/08/2026

IHARAGNANY โ€” VOHITRA MALAZA

Iharagnany dia anaran-toerana iray ao aminโ€™ny Faritra Matsiatra Ambony, ary anisanโ€™ireo toerana mampiavaka ny manodidina anโ€™i Fianarantsoa.

Malaza aminโ€™ny fambolena sy fiompiana ny mponina ao Iharagnany. Anisanโ€™ny mampiavaka azy ihany koa ny fiompiana omby, izay efa anisanโ€™ireo mampalaza ity toerana ity.

Toerana ahitana olona mivelona aminโ€™ny fambolena sy fiompiana i Iharagnany, sady mbola mitahiry hatrany ny fomba amam-panao, ny kolontsaina ary ny soatoavina malagasy eny ambanivohitra.

๐Ÿ“ทSary indrana

๐Ÿ‘‘๐Ÿ”ฅ MANKASITRAKA, HAUTE MATSIATRA! ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ‘‘FIREHAREHANA HO ANโ€™I HAUTE MATSIATRA NY VOKATRA AZO TAMINโ€™NY MISS & MISTER รŽLE DE MA...
23/08/2026

๐Ÿ‘‘๐Ÿ”ฅ MANKASITRAKA, HAUTE MATSIATRA! ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ‘‘

FIREHAREHANA HO ANโ€™I HAUTE MATSIATRA NY VOKATRA AZO TAMINโ€™NY MISS & MISTER รŽLE DE MADAGASCAR!

Faly sy mirehareha isika satria lasa tany Haute Matsiatra ny amboaranโ€™ny Little Miss sy Little Mister ๐Ÿ†, raha i Nantsoina Alinoro, Miss Haute Matsiatra, kosa no nahazo ny ร‰charpe Meilleur Dรฉfilรฉ.

Miarahaba manokana anareo telo mianadahy:
๐Ÿ‘ธ Nantsoina Alinoro
๐Ÿ‘‘ Rakotoniaina Tiantsoa
๐Ÿคด Finoana Anjarasoa

Naneho talenta, fahavononana ary herim-po ianareo, ka nitondra avo ny anaranโ€™i Haute Matsiatra teo aminโ€™ny sehatra nasionaly. Mendrika ny fankasitrahana sy ny tehaka avy amintsika rehetra izany.

Mankasitraka ihany koa ireo rehetra nanohana taminโ€™ny fividianana tapakila, fifidianana, partage, hafatra, fampaherezana ary fanohanana samihafa. Anisanโ€™ny nahafahana nahatratra izao vokatra izao ianareo.

Alinoro โ€ข Tiantsoa โ€ข Finoana, dingana lehibe no vitanareo ary voninahitra ho anโ€™i Haute Matsiatra izao zava-bita izao.

Koa andao isika hitsena sy hankalaza azy telo mianadahy aminโ€™ny fomba mendrika, ho fanehoana fa mankasitraka ny ezaka sy ny fahombiazana nentinโ€™izy ireo ho anโ€™ny Faritra isika.

HAUTE MATSIATRA, REHAREHANโ€™NY FARITRA! ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

๐—ก๐—”๐—ก๐—ข๐—ก๐—ข๐—™๐—ฌ ๐—ง๐—”๐—ก๐—ฌ ๐—”๐— -๐—ฃ๐—ข๐—ก๐—๐—” ๐—”๐—›๐—ข ๐—ž๐—” ๐—Ÿ๐—”๐—ฆ๐—” ๐— ๐—ฃ๐—œ๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—ฌ ๐—›๐—ข๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—Ÿ๐—ข๐—›๐—”๐—กโ€™๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐—ก๐—”๐—ฉ๐—”๐—ข๐—ญ๐—”๐—ก๐—” ๐—–๐—ข๐—Ÿ. ๐— ๐—œ๐—–๐—›๐—”๐—˜๐—ŸFeno 52 taona androany ny Filohanโ€™...
23/08/2026

๐—ก๐—”๐—ก๐—ข๐—ก๐—ข๐—™๐—ฌ ๐—ง๐—”๐—ก๐—ฌ ๐—”๐— -๐—ฃ๐—ข๐—ก๐—๐—” ๐—”๐—›๐—ข ๐—ž๐—” ๐—Ÿ๐—”๐—ฆ๐—” ๐— ๐—ฃ๐—œ๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—ฌ ๐—›๐—ข๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—Ÿ๐—ข๐—›๐—”๐—กโ€™๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐—ก๐—”๐—ฉ๐—”๐—ข๐—ญ๐—”๐—ก๐—” ๐—–๐—ข๐—Ÿ. ๐— ๐—œ๐—–๐—›๐—”๐—˜๐—Ÿ

Feno 52 taona androany ny Filohanโ€™ny Fanavaozana, Kolonely Michael Randrianirina, izay mankalaza ny tsingerin-taona nahaterahany.

Nandritra ny fotoana nigadrany taminโ€™ny taona 2023, dia voalaza fa nivavaka izy ka nanao hoe: ยซRaha avoakanao ato aho ry Tompo, dia hanolo-tena ho Anao ka hanao mpiandry.ยป

Nolazainy ihany koa fa nisy nofy hafahafa nahitany devoly, ka nilazany fa tsaroany mazava ny endriny sy ny fihetsiny.

Mirary fahasalamana, fahombiazana ary taona maro mbola hifampizarana aminโ€™ny hafa ho anโ€™i Kolonely Michael Randrianirina aminโ€™izao fankalazana ny faha-52 taonany izao.

enao Andriamatoa Filoha Fanavaozana Michaรซl RANDRIANIRINA ๐Ÿค๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐ŸŽŠ

๐Ÿค๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌEto Madagasikara ihany,misy mahafatatra ve ity toerana ity??
23/08/2026

๐Ÿค๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌEto Madagasikara ihany,misy mahafatatra ve ity toerana ity??

โšก(Lioka 16:10)Vatsim-panahy anio Alahady 23 Aoรปt 2026๐Ÿ™๐Ÿ’—
23/08/2026

โšก(Lioka 16:10)Vatsim-panahy anio Alahady 23 Aoรปt 2026๐Ÿ™๐Ÿ’—

Address

Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Akon'i Matsiatra Ambony posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share