Miah Création

Miah Création "Boutique en ligne d'artisanat traditionnel authentique de Madagascar"

🟣 Ity indray ary ny vokatra manaraka oooh!Sac à dos vita amin'ny tenona/ tsihy (lambanana) ny ao anatiny/ matanjaka tsar...
18/11/2025

🟣 Ity indray ary ny vokatra manaraka oooh!
Sac à dos vita amin'ny tenona/ tsihy (lambanana) ny ao anatiny/ matanjaka tsara/ tsy atahorana ho simba malaky. Azo etina mianatra ho an'ny mpianatra, mety entina mitsangatsangantsa ihany koa anefa, mahazaka zavatra maro.
🟢Vita Malagasy🇲🇬 hatrany.
Prix: 5 000ar
Prix de gros: 4 500ar
📩 Mp ou
☎️ 038 56 691 14

🟣 Ity indray ary ny vokatra manaraka oooh!Porte téléphone vita amin'ny pelote/ misy doublure ao anatiny/ matanjaka tsara...
04/10/2025

🟣 Ity indray ary ny vokatra manaraka oooh!

Porte téléphone vita amin'ny pelote/ misy doublure ao anatiny/ matanjaka tsara/ tsy atahorana ho simba malaky.

🟢Vita Malagasy🇲🇬 hatrany.

Prix: 8 000ar

📩 Mp ou
☎️ 038 56 691 14

🟢Aty indray Ary ny maso oh! Bazary crochet tsara bé/ mety hoetina mietsena tsara/ mahazaka entana maro.👉Manjifà hatrany ...
04/10/2025

🟢Aty indray Ary ny maso oh!

Bazary crochet tsara bé/ mety hoetina mietsena tsara/ mahazaka entana maro.

👉Manjifà hatrany ny vita Malagasy🇲🇬 Eeh.
Afaka manao commende couleur izay mety aminao ianao an?.

Efa natao mirary dia mirary ny vidiny, 8000ar monja

📩 Mp raha mila fanazavana fanampiny
☎️ 038 56 691 14

✨Livraison possible partout à Madagascar

🟢🔴Sac damme vita amin'ny rofia Vita malagasy🇲🇬 Mafy tsara.Prix: 30 000ar📩 Mp raha mila fanazavana fanampiny☎️ Tel: 038 5...
30/09/2025

🟢🔴Sac damme vita amin'ny rofia
Vita malagasy🇲🇬 Mafy tsara.

Prix: 30 000ar

📩 Mp raha mila fanazavana fanampiny

☎️ Tel: 038 56 691 14

🟢🔴Satroka ravindahasaVita malagasy🇲🇬 mety amin'ny lehilahy sy vehivavyTsy mora simba/Mahazaka masoandro tsara/ Tsy miend...
30/09/2025

🟢🔴Satroka ravindahasa
Vita malagasy🇲🇬 mety amin'ny lehilahy sy vehivavy
Tsy mora simba/Mahazaka masoandro tsara/ Tsy miendaka ny lokony/ Misy hoan'ny olon-dehibe, salasala ary ankizy.

Prix: 10 000ar

📩 Mp raha mila fanazavana fanampiny

☎️ Tel: 038 56 691 14

🟢🔴Satroka ravindahasaVita malagasy🇲🇬 mety amin'ny lehilahy sy vehivavyTsy mora simba/Mahazaka masoandro tsara/ Tsy miend...
30/09/2025

🟢🔴Satroka ravindahasa
Vita malagasy🇲🇬 mety amin'ny lehilahy sy vehivavy
Tsy mora simba/Mahazaka masoandro tsara/ Tsy miendaka ny lokony/ Misy hoan'ny olon-dehibe, salasala ary ankizy.

Prix: 7 000ar

📩 Mp raha mila fanazavana fanampiny

☎️ Tel: 038 56 691 14

🟢🔴SatroboryVita malagasy🇲🇬 mety hentina mamonjy fety.Tsy mora simba/Mahazaka masoandro tsara/ Tsy miendaka ny lokony/ Mi...
30/09/2025

🟢🔴Satrobory
Vita malagasy🇲🇬 mety hentina mamonjy fety.
Tsy mora simba/Mahazaka masoandro tsara/ Tsy miendaka ny lokony/ Misy hoan'ny olon-dehibe, salasala ary ankizy.

Prix: 7 000ar

📩 Mp raha mila fanazavana fanampiny

☎️ Tel: 038 56 691 14

Address

Fandriana

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miah Création posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category