Jiro Saina

Jiro Saina Gasy ray Gasy reny 💥🔥GASY PUR , fière d'être Malagasy.Hahita asa kanto tena izy sy natao tamim-pitiavana ianao.

Ny serivisy aseho dia afaka mamaly ny filàna isan'andro. Afaka manampy amin'ny fandresena ireo sakana atrehina koa izy ireo.

Safidio aloa couleur tianw , noté  ao
28/06/2026

Safidio aloa couleur tianw , noté ao

26/06/2026

Tsontsonko za tagny , tsy nitantaragna fa nahita maso .
Miaraka mandeha , miaraka mihira , zay rah nilamigny.

Izy koa nagnano kara io edy 26 juin t@ty ???
hoavy feky ataotsika kara io kay efa manasa anw sahady hanao commande Teeshirt tsika @ Université d'Antsiranana.

Efa misokatra ny troisième vague ka miafara 20 juillet 2026 .

Marihina fa io mamarana ny vague ny Teeshirt tsika , alefaso avy antrany ny commande nw mb ts hagniry nin'olo .

MBA asiava Maso Ely fa mety magneva anw👇 ity rah manjary Université d’Antsiranana ato Teeshirt natokana hoan'ny UNA .Ata...
26/06/2026

MBA asiava Maso Ely fa mety magneva anw👇 ity rah manjary Université d’Antsiranana ato Teeshirt natokana hoan'ny UNA .

Ataova ao couleur tegna tianw

26/06/2026

Hafatra hoan'ny Mpianatra CUR, na mipetraka na mimpetraka kay samia maharaka rah mandalo fa Navy draiky rah ty .
Tee-shirt ny Université d'Antsiranana t@ 2 em vague.

Efa manoboko 3 em vague Ary miafara @20 juillet, mbl no anaovana commande .

18/06/2026

Mp izay te ho hita kara io zay tohananaw

Alefaso fotsiny Ilay sary nw Ilay tegna tsara

16/06/2026

Nay ny afo ny ampahan'ny tanana ao Andamoty , commune Mahadrodroko district Analalava . Afo niainga t@fipohany batterie ny solaire t@trano iray

Pour ceux qui n'ont pas encore passé commande, il est encore possible de venir commander dès maintenant.Ce tee-shirt rep...
16/06/2026

Pour ceux qui n'ont pas encore passé commande, il est encore possible de venir commander dès maintenant.
Ce tee-shirt représente le thème de l'Université d’Antsiranana afin d'en faire un symbole concret qui renforce les valeurs que nous partageons déjà : l'unité, l'avancement collectif, une même vision et un objectif commun.
« Vive l'UNA ! »
Enfin, pour tous ceux qui ont lu ce message jusqu'au bout, n'oubliez pas de vous abonner à la page afin de suivre les programmes liés à ce projet. Nous vous invitons également à partager cette publication avec vos amis.

15/06/2026

Vao2 malaza aty d'Antsiranana .
Anw na mianatra ,na institut , na faculté , ary mbl ts magnavaka association izay mis anw . Ity Teeshirt natokana hoany UNA . Ho anw zay mpianatra mbl ts nagnano commande mbl afaka mandeha aty anw manao commande.

io Teeshirt io ataotsika thème ny UNA mb ho marikiny mivaingana manampy izay efa nataotsika fa miray hina atsika, miaraka mamindra , iray fijery , iray tanjona .

"Vive UNA "

Ary Farany , ho anw izay namaky zisaka eto , aza adigna mi-abonné page mb arahanw programme momba iz io Ary mbl manasa anw hi-partage .

13/06/2026

Alerte rouge hoa anrw jiaby abonné t@" New life Gasy "fa bloqué page tsika io kay ity page tsika vao2 izay ifandraisatsika https://www.facebook.com/profile.php?id=61590552339531

Abonné page io , indrindra m hoan'olo izay efa nagnano commande ny tee-shirt.

Address

Université Nord D'Antsiranana
Diego

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jiro Saina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share