Betafo Mafi officiel

Betafo Mafi officiel Mandroso any Amin'ny Fandresena Isika

16/01/2026
31/12/2025

tratry ny faran'ny taona aby deia samia ho tratry ny taona vaovao aby e!

Tsy eto Betafo ity fa any @ commune Fidirana distrikan'i Mandoto, misy tantara mampalaza azy izay, misy mahafantatra ve ...
09/11/2025

Tsy eto Betafo ity fa any @ commune Fidirana distrikan'i Mandoto, misy tantara mampalaza azy izay, misy mahafantatra ve ilay tantara?

Raha efa misy tanimbary na toeram-piompiana ianao dia izao no mora ny zana-trondro eto Betafo. Tongava eo anoloan'ny St ...
05/11/2025

Raha efa misy tanimbary na toeram-piompiana ianao dia izao no mora ny zana-trondro eto Betafo. Tongava eo anoloan'ny St Louis Betafo amin'ny andro tsena mividy.

Ankazobe
05/11/2025

Ankazobe

31/10/2025

📍 Nivoaka ny Alatsinainy lasa teo ny valim-pitsarana tamin’ny raharaha fanompana sy famonoana mpamily iray tetsy Manjakaray.

⭕ Voasazy higadra herintaona an-tranomaizina, sazy mihantona, miampy fandoavana onitra 1 tapitrisa Ariary, ireo roa lahy tompon’antoka.

31/10/2025
18/10/2025

Mahay ry zalahy eto an-tanàna ka! Siora e!👍👍👍

12/10/2025

📌 Mandeha be ny firaisankinan'ireo mpitolona eo amin'ny 13 mey.
Nanao tsipaipaika ny rehetra ho fanampiana ny fianakavian'ilay miaramila namoy ny ainy izay halevina any Mahanoro.

📸 Source et image: chasse-info

Tsy diso firenena isika 🥲🥲🥲

Tsara ity firaisankina ity

Address

Betafo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Betafo Mafi officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Betafo Mafi officiel:

Share

Category